Diso ve aho ra nanapakevitra?

1. salmo1 ( 25/10/2007 18:33)
Izaho nanapakevitra fa tsy ti hiaraka am-lay gasy taloha intsony, efa feno taona izy amzao. Nikarakaraiko ihany izy fa naheno vao2 aho taty aoriana de nofaranako tahakany tsy nisy.
Efa nangatsika be koa izaho taminy.
Efa vazongo bdb koa zay, ary ôtrany voarafiko kou izy no marina e, satry izaho aty de manala azy fôna, sady hanalany olona ihany.
Tato ato, tsy makany a Mscar maintsy koa ny saiko! satry rehefa mitsidika toerana anakiray aho de efa tady hisy hanao zavatra tsy mety sahady.

( Mbola vao hamorona fitia vao2 indray aho, am vaza ihany angamba. Fa izaho mbola tsy tena tampakevitra fa efa misy manelingelina anah ihany aty, ray firenena fa tsy mitovy faritany http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471d3370b9a23 .)
;-)






novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 15:03
2. cutie ( 25/10/2007 18:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. xxx ( 25/10/2007 18:45)
Hatsikana sy lalao:-D
4. xxx ( 25/10/2007 19:12)
Ataovy eo leisy izay mety fa tsy maninona izany an, mbola misy pire noho izany aza niainan'ny olona nefa dia tsy misy koi izany. Reveo milamina fotsiny rehefa mbola jeune fa rehefa soara ohatranay izay anie leisy ka tsy afaka hiverina hiliba intsony e! :-D
5. tess ( 25/10/2007 19:27)
adino sahady ve zany ry salmo ny sms alohan'ny hi dodo taloha:-D aza mba tratran'i salmo amzany coup zany alou fa mangasiahasy mitsy e! mahery enao ra salmo:-D
6. ikaretsaka ( 25/10/2007 19:56)
de aza adino ny manisy blogy hojerenay ny passin la
7. radjery ( 25/10/2007 19:56)
:-D:-D:-D
8. xxx ( 25/10/2007 20:02)
tess:

adino sahady ve zany ry salmo ny sms alohan'ny hi dodo taloha:-D aza mba tratran'i salmo amzany coup zany alou fa mangasiahasy mitsy e! mahery enao ra salmo:-D

Taoko betsaka no mirevy an'iny ilay mangasiasy iny, asa hitany tany anaty filma tany angamba hoe mijaly izay tia dia tiany hiainana. lol :-D

9. xxx ( 25/10/2007 20:09)
Taoko betsaka no mirevy an'iny ilay mangasiasy iny

yeka :-D
10. salmo1 ( 25/10/2007 22:16)
Ika: tena hanokafako maintsy, fa aza maika alou elah!
;-)
xxx:
Taoko betsaka no mirevy an'iny ilay mangasiasy iny

Vao maika tsara, zah tsy misy nenina intsoy fa efa zay, de zay!
Ny malagasy anie maleo tena e.
;-)


11. xxx ( 25/10/2007 22:50)
i mangasiasy tsy fisaka ah!!!:°):^):-D:@
12. tess ( 26/10/2007 12:08)
:-D
13. boleda ( 26/10/2007 12:55)
:miam:mafy marina zany oe tia e!Enao ange lehilahy e,sady mbola tsisy dikany zany nahazo anao zany fa ny an'ny sasany anie efa mafy noho ny anao e!Misy aza tonga de vodona tanteraka ka lasa tsy te hiaraka amin'ny olona hafa intsony e!
De mahita izay tedavina ary ise e!=D
14. Kwasi ( 26/10/2007 13:36)
:-D:-D:-D
Siora lesy salmo1 a.
Raha tsy nanapakevitra enao no diso.
15. Papoose ( 26/10/2007 19:24)
avelao ko ra salmo ny zandriko hipetraka tsara @zay ka!!tsssssss:twisted:
16. salmo1 ( 27/10/2007 15:03)
Papoose:
avelao ko ra salmo ny zandriko hipetraka tsara @zay ka!!tsssssss
:b:b
Rehefa tsy mahay mitsangana tsara izy, de asivo mipetraka tsara, fa tsy hitako zay bleme:lol:
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023