Ahoana koa izany?
1. niryna
(
22/10/2007 02:48)
Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy ny maizina?
15 Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino?
16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe:"Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko" (Lev.26.11.12).
17 "Koa mivoaha eo aminy hianareo, ka misaraha aminy hoy Jehovah. Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; ary Izaho dia handray anareo. Ary ho Rainareo Aho, ary hianareo ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy, hoy Jehovah Tsitoha"(Isa.52.11.12).2 Kor 6:14-17
* Ny mpino sy ny tsy mpino hono dia tsy afaka miaraka raha eo amin'ny lafin'ny fanambadiana,fanaovana affaire na business,na namana tena tiana(best-friend,meilleur ami) .
Raha hoe miara miasa aminy izany dia mifampiresaka sy mifanampy hono fa tsy afaka minamana be aminy raha tsy hoe manampy azy mba ho voavonjy ny fanahiny.
Raha efa kristiana hono ka mahita olona tiana kanefa tsy kristiana iny dia aleo tsy miditra satria izay finoana nanananao indray no hiala raha sendra mieritreritra hianao hoe rehefa lasa vadiko io dia hiova ho kristiana.:roll:
Raha manao asa na societe miaraka aminy koa hono dia mety ho very vola ny tena satria tsy misy zavatra iraisana mihitsy.:idea:
Mitombona ve izany aminao?
Misaotra mialoha :D

novalian'i niryna ny 01/11/2007 05:05
4. niryna
(
22/10/2007 03:49)
Fiaraha-miasa anie tsy maninona e,satria tsy ho voatery hitovy ny finoana.
Misy maro hono ny kristiana mahafantatra alohany hanambadiany hoe tsy mitovy ny finoany ilay olona tiany(tsy kristiana izany a) dia hoe rehefa manambady azy aho ve tsy hiova kristiana hiaraka amiko eo io.
Izany hoe tsy hitody mihitsy izany ilay tady lokanga raha tsy miara-dalana amin'ny finoany izy ireo. Sa ahoana

6. la
(
22/10/2007 10:38)
Tsy haiko aloha na ahoana fa ra amiko ra namanao kosa ve de aona? fa zao misy teny koa hoe refa anarinao in-2 na in-3 ny tsy mino ka tsy miova amin'ny fanaony dia ialao(mitovitovy amin'io le teny fa tsy tena tadidiko ny vombolana tena izy)de mbola misy felana nenina ihany ao zany.
Fa aoana moa ny atongavan'ny mazava ao amin'ny aiza ratsy misy mazava tonga hanazava azy??:?::?::idea::idea:

7. bozyboleta
(
22/10/2007 11:49)
Ny bizn na resaka namana kosa ngamba tsy maninn.Tsisy resaka finoana @ io fa resaka samy olona honest sy mifampatoky fotsiny.
Fa raha fanambadiana kosa mety tsy ho tafa. Na samy mpino kristiana fa samihafa antokom-pivavahana aza efa manahirana hoe ny an'iza no arahina indrindra refa miteraka. Ka mainka fa hoe ny iray mpino ny iray tsy mpino.Vao eo @ mariazy defa mikatso. Ny 1 hanao hoe ho any ampiangonana, ny 1 tsy mila an'izany. Mety handefitra ihany ny 1 hoe atao mariazy civil fotsiny. Fa refa ao antokantrano koa avy eo de ny 1 andeha hiangona refa alahady ny 1 ande hampiady akoholahy. De eo @ zay ny romoromo.
Tsy mety kah!

9. pissoa
(
22/10/2007 15:27)
Amin'ny ankapobeny amin'ny mahaKristianina ny Kristianina dia manana adidy izy hampiseho an'i Kristy eo amin'ny fiainana. Na any amin'ny bizn izany na any antokatrano sns.
Ny resaka hoe fanambadiana : dia fantaro ny dikan'ny hoe manambady aminao, amin'ny mahaKristianina anao. Dia diniho sao hanohitra an'i Kristy ny tokatrano hatsanganao miaraka amin'ny tsy mino. Ny mariazy eo anatrehan'Andriamanitra ohatra toa mila olona roa mifanaiky eo anatrehany ... ka raha olona tsy mino akory ny fisian'Andriamanitra ve ny iray misy mariazy vanona eo ? Dia hitoetra anaty fijangajangana izany ? ---> Mieritreritra ny Kristianina. :-D:-D:-D
Ny resaka bizina. Izaho manokana tsy mahita mivantana an'ilay hoe "ho very fotsiny ny vola" ... Fantaro tsara ny business iarahana. Amiko rehefa tsisy finiavana hitsipaka an'i Kristy ao dia tsy hitako izay olana na inona finoan'ny iray na inona. Rehefa minia mikipy kosa amin'ny faharatsian'ny bizn (araka ny mahaKristianina) na Kristianina na tsia ny mpiara-miasa dia tsy mety foana ny bizn ! :-D:-D:-D

10. ikaretsaka
(
22/10/2007 16:02)
Ny mpino sy ny tsy mpino hono dia tsy afaka miaraka raha eo amin'ny lafin'ny fanambadiana,fanaovana affaire na business,na namana tena tiana(best-friend,meilleur ami) .
zahay sy lefijo izao samy hafa finoana tanteraka, fa zahay mibizna, ary tena mpinamana mizara ny manta syny masaka nandritra izay 8 taona izay.. naninona?
11. tsimiandravola
(
22/10/2007 21:31)
niryna:Eto no hita mihitsy ny vontoatin'ny "sectarisme" eo amin'ny kristianna.Io andalantsoratra io indrindra IIKor6
Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy ny maizina?
15 Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino?
16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe:"Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko" (Lev.26.11.12).
17 "Koa mivoaha eo aminy hianareo, ka misaraha aminy hoy Jehovah. Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; ary Izaho dia handray anareo. Ary ho Rainareo Aho, ary hianareo ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy, hoy Jehovah Tsitoha"(Isa.52.11.12).2 Kor 6:14-17
* Ny mpino sy ny tsy mpino hono dia tsy afaka miaraka raha eo amin'ny lafin'ny fanambadiana,fanaovana affaire na business,na namana tena tiana(best-friend,meilleur ami) .
Raha hoe miara miasa aminy izany dia mifampiresaka sy mifanampy hono fa tsy afaka minamana be aminy raha tsy hoe manampy azy mba ho voavonjy ny fanahiny.
Raha efa kristiana hono ka mahita olona tiana kanefa tsy kristiana iny dia aleo tsy miditra satria izay finoana nanananao indray no hiala raha sendra mieritreritra hianao hoe rehefa lasa vadiko io dia hiova ho kristiana.:roll:
Raha manao asa na societe miaraka aminy koa hono dia mety ho very vola ny tena satria tsy misy zavatra iraisana mihitsy.:idea:
Mitombona ve izany aminao?
Misaotra mialoha :D
no fampiasan'ny Sekta isankarazany sy ireo "fanatiques" (fifohazana,évangéliques,Pantecotistes,Adventistes...).
Izy io dia taratry ny "exlusivisme juif" izay nolovan'ny kristianisma.
Ny tena mahagaga ahy amin'ny fandehan-javatra toy itony dia ity:
-Ny Kristianna dia mieritreritra foana fa izy no "madio" tsy azon'ny loto kasihana,ka noho izany dia tsy mirairay na miarakaraka amin'ny "n'importe qui".
Ny tsy fantatr'izy ireo ,na odiany tsy fantatra dia ny hoe: ny olona "libre penseur",na Athée,na agnostique ihany koa anie ka mieritreritra fa sarotra dia sarotra ny miaradia amin'ny olona "bornée" (dévot aveugle et sourd voulant toujours avoir raison).Atao ahoana no fiaraha-miaina amin'izany???
Ka ny olana miseho noho izany dia eo amin'ny tsy maha misy ilàna azy mihitsy ny "attitude" na "disposition" chrétienne.
Tsy hita hanao vako-drazana,tsy hita hanao bal,na hihinana barbécue miaraka amin'ny mpiray tanindrazana,misy ny sasany izany aza tsy manao servisy nasionaly,tsy hita handray anjara amin'ny fiainampokotany ,tsy hita handeha hamboly hazo miaraka amin'ny écologiste.....
Fa dia mikononkonona samy kristianna ao,dia ny tsy mpino na ny mpino hafa no amavoina...dia lazaina fa very ka mila itoriana ny filazan-tsara...
Matoa aza ry zareo mba miaraka...amin'ny tsy mpino...dia tsy manakevitra hafa afa-tsy ny hanisika ny "témoignage-ny " ao amin'ny hafa (prosélytisme" io).Exemple any amin'ny RNS (frantsa) avy mbola itondran'ny gasy evanjely....eokomonisma...
Ataoko fa tafahoatra loatra ny exagération ,ary fatrapanaja ny mpino foana ny "mpitsipaka" ka manisy "gant de velour"....Dia mahazo aina foana ny "kary"...Inona no niafarany?= "les portions les plus nobles de l'humanité" (araka ny filazan'ny critique)avy ,lasa mpino an'ilay mesian'i Gamala daholo.
à suivre.
12. ikaretsaka
(
22/10/2007 21:53)
Izahay sy i Tismiandra dia samihafa finoana.. izy tsy mpino za mpino fa rehefa marina ny lazainy dia miandany aminy aho:
no fampiasan'ny Sekta isankarazany sy ireo "fanatiques" (fifohazana,évangéliques,Pantecotistes,Adventistes...).
[/quote]
io aloha dia tena zava misy marina
Dia io no mahagaga anie e.. neva voizina ery ny "good samaritan" (lioka 10: 30- 37
Izay no ilaina ilay hoe mino kristianina fa "libre penseur" fa tsy ny hoe izay ato anaty taniko ihany
Ka ny olana miseho noho izany dia eo amin'ny tsy maha misy ilàna azy mihitsy ny "attitude" na "disposition" chrétienne.
Ireo :"freako" angamba fa tsy izy rehetra kosa
Misy kristianina tena manao ireo tokoa ka.. ireo ilay "libre penseur" sy tsy "freako" (=fanatique) lazain'i tsimiandra
yup yup yup!:-D eny dia eny dia eny! eny indrindra ny fanjonoany ireny ekipa resy ireny!
eny.. rehefa bornes sytsy te hahalala afa tsy ny azy ihany.
fa aza adino koa fa misy ny ny groupe "mivelatra", na samy Xtianina aza. Ary ireny aza indraindray no moins tolerable noho ilay "freako", sady ireny au moins mba franc
(vakiteny any @ katolika @ alahady angamba mahalaza bebe kokoa ny tiako ambara)
]Eto no hita mihitsy ny vontoatin'ny "sectarisme" eo amin'ny kristianna.Io andalantsoratra io indrindra IIKor6
no fampiasan'ny Sekta isankarazany sy ireo "fanatiques" (fifohazana,évangéliques,Pantecotistes,Adventistes...).
[/quote]
io aloha dia tena zava misy marina
Ny tena mahagaga ahy amin'ny fandehan-javatra toy itony dia ity:
-Ny Kristianna dia mieritreritra foana fa izy no "madio" tsy azon'ny loto kasihana,ka noho izany dia tsy mirairay na miarakaraka amin'ny "n'importe qui".
Dia io no mahagaga anie e.. neva voizina ery ny "good samaritan" (lioka 10: 30- 37
Ny tsy fantatr'izy ireo ,na odiany tsy fantatra dia ny hoe: ny olona "libre penseur",[. . . ] koa anie ka mieritreritra fa sarotra dia sarotra ny miaradia amin'ny olona "bornée" (dévot aveugle et sourd voulant toujours avoir raison).Atao ahoana no fiaraha-miaina amin'izany???
Izay no ilaina ilay hoe mino kristianina fa "libre penseur" fa tsy ny hoe izay ato anaty taniko ihany
Ka ny olana miseho noho izany dia eo amin'ny tsy maha misy ilàna azy mihitsy ny "attitude" na "disposition" chrétienne.
Ireo :"freako" angamba fa tsy izy rehetra kosa
Tsy hita hanao vako-drazana,tsy hita hanao bal,na hihinana barbécue miaraka amin'ny mpiray tanindrazana,misy ny sasany izany aza tsy manao servisy nasionaly,tsy hita handray anjara amin'ny fiainampokotany ,tsy hita handeha hamboly hazo miaraka amin'ny écologiste.....
Fa dia mikononkonona samy kristianna ao,dia ny tsy mpino na ny mpino hafa no amavoina...dia lazaina fa very ka mila itoriana ny filazan-tsara...
Misy kristianina tena manao ireo tokoa ka.. ireo ilay "libre penseur" sy tsy "freako" (=fanatique) lazain'i tsimiandra
Matoa aza ry zareo mba miaraka...amin'ny tsy mpino...dia tsy manakevitra hafa afa-tsy ny hanisika ny "témoignage-ny " ao amin'ny hafa (prosélytisme" io).Exemple any amin'ny RNS (frantsa) avy mbola itondran'ny [freako] temoignages....
yup yup yup!:-D eny dia eny dia eny! eny indrindra ny fanjonoany ireny ekipa resy ireny!
Ataoko fa tafahoatra loatra ny exagération ,ary fatrapanaja ny mpino foana ny "mpitsipaka" ka manisy "gant de velour"....Dia mahazo aina foana ny "kary"...Inona no niafarany?= "les portions les plus nobles de l'humanité" (araka ny filazan'ny critique)avy ,lasa mpino an'ilay mesian'i Gamala daholo.
eny.. rehefa bornes sytsy te hahalala afa tsy ny azy ihany.
fa aza adino koa fa misy ny ny groupe "mivelatra", na samy Xtianina aza. Ary ireny aza indraindray no moins tolerable noho ilay "freako", sady ireny au moins mba franc
(vakiteny any @ katolika @ alahady angamba mahalaza bebe kokoa ny tiako ambara)
13. tsimiandravola
(
22/10/2007 22:28)
Fetsilahy ity Ikaretsaka ity an! :D
Misaotra na izany aza ê!:-D
Misaotra na izany aza ê!:-D
Ikaretska:Dia eo izany le nahatonga ny hoe avy aty amiko ianareo izay resy tamin'ny baskety sy voley,fa efa nandresy ny tompontsika...:°)
yup yup yup! eny dia eny dia eny! eny indrindra ny fanjonoany ireny ekipa resy ireny!
14. ikaretsaka
(
23/10/2007 01:16)
hahaha!
fa zava misy tsy azo lavina kosa ilay izy na izany aza ry tsimiandra a.. aleoko mitsotra sy manaiky hoe tena misy kristianina izany, noho izay manala tena be !
rehefa mitombona ny arguments ka tsy azo toherina dia manaiky aho ka!:wink:

16. niryna
(
23/10/2007 05:12)
la:
Tsy haiko aloha na ahoana fa ra amiko ra namanao kosa ve de aona? fa zao misy teny koa hoe refa anarinao in-2 na in-3 ny tsy mino ka tsy miova amin'ny fanaony dia ialao(mitovitovy amin'io le teny fa tsy tena tadidiko ny vombolana tena izy)de mbola misy felana nenina ihany ao zany.
Fa aoana moa ny atongavan'ny mazava ao amin'ny aiza ratsy misy mazava tonga hanazava azy??:?::?::idea::idea:
Ilay namana hono mahazo minama fa raha resaka finoana izany dia tsy hiaraka mihitsy.Lazao ahy ny namanao ahalalako ny toetranao.Raha miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo... sa ahoana
18. niryna
(
23/10/2007 05:17)
bozyboleta:
Ny bizn na resaka namana kosa ngamba tsy maninn.Tsisy resaka finoana @ io fa resaka samy olona honest sy mifampatoky fotsiny.
Fa raha fanambadiana kosa mety tsy ho tafa. Na samy mpino kristiana fa samihafa antokom-pivavahana aza efa manahirana hoe ny an'iza no arahina indrindra refa miteraka. Ka mainka fa hoe ny iray mpino ny iray tsy mpino.Vao eo @ mariazy defa mikatso. Ny 1 hanao hoe ho any ampiangonana, ny 1 tsy mila an'izany. Mety handefitra ihany ny 1 hoe atao mariazy civil fotsiny. Fa refa ao antokantrano koa avy eo de ny 1 andeha hiangona refa alahady ny 1 ande hampiady akoholahy. De eo @ zay ny romoromo.
Tsy mety kah!
Mitombona tanteraka izany.Ao anaty baiboly ao misy milaza izany ary ny fanazavana dia hoe raha manambady tsy mpino izany ilay mpino dia manana chance ilay zaza ho lasa kristiana. Ny antony dia misy fahasoavana izany ao anatin'ilay tokantrano azo avy amin'ilay kristiana.Tsy mahazo misaraka izany ilay kristiana satria efa safidiny io.Izay nakamban'Atra ao tsy ho sarahan'ny olombelona(izay misaraka izany dia efa olombelona ihany izy):roll:
Fa raha ilay tsy mpino kosa no mitady hiala,tsy hanambady an'ilay kristiana dia tsy maninona fa mahazo miala izy fa tsy terena:roll:
19. niryna
(
23/10/2007 05:19)
pissoa:
Amin'ny ankapobeny amin'ny mahaKristianina ny Kristianina dia manana adidy izy hampiseho an'i Kristy eo amin'ny fiainana. Na any amin'ny bizn izany na any antokatrano sns.
Ny resaka hoe fanambadiana : dia fantaro ny dikan'ny hoe manambady aminao, amin'ny mahaKristianina anao. Dia diniho sao hanohitra an'i Kristy ny tokatrano hatsanganao miaraka amin'ny tsy mino. Ny mariazy eo anatrehan'Andriamanitra ohatra toa mila olona roa mifanaiky eo anatrehany ... ka raha olona tsy mino akory ny fisian'Andriamanitra ve ny iray misy mariazy vanona eo ? Dia hitoetra anaty fijangajangana izany ? ---> Mieritreritra ny Kristianina. :-D:-D:-D
Ny resaka bizina. Izaho manokana tsy mahita mivantana an'ilay hoe "ho very fotsiny ny vola" ... Fantaro tsara ny business iarahana. Amiko rehefa tsisy finiavana hitsipaka an'i Kristy ao dia tsy hitako izay olana na inona finoan'ny iray na inona. Rehefa minia mikipy kosa amin'ny faharatsian'ny bizn (araka ny mahaKristianina) na Kristianina na tsia ny mpiara-miasa dia tsy mety foana ny bizn ! :-D:-D:-D
misaotra aky pissoa a:-*
20. niryna
(
23/10/2007 05:35)
tsimiandravola:izany ve ?
niryna:Eto no hita mihitsy ny vontoatin'ny "sectarisme" eo amin'ny kristianna.Io andalantsoratra io indrindra IIKor6
Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy ny maizina?
15 Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino?
16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe:"Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko" (Lev.26.11.12).
17 "Koa mivoaha eo aminy hianareo, ka misaraha aminy hoy Jehovah. Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; ary Izaho dia handray anareo. Ary ho Rainareo Aho, ary hianareo ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy, hoy Jehovah Tsitoha"(Isa.52.11.12).2 Kor 6:14-17
* Ny mpino sy ny tsy mpino hono dia tsy afaka miaraka raha eo amin'ny lafin'ny fanambadiana,fanaovana affaire na business,na namana tena tiana(best-friend,meilleur ami) .
Raha hoe miara miasa aminy izany dia mifampiresaka sy mifanampy hono fa tsy afaka minamana be aminy raha tsy hoe manampy azy mba ho voavonjy ny fanahiny.
Raha efa kristiana hono ka mahita olona tiana kanefa tsy kristiana iny dia aleo tsy miditra satria izay finoana nanananao indray no hiala raha sendra mieritreritra hianao hoe rehefa lasa vadiko io dia hiova ho kristiana.:roll:
Raha manao asa na societe miaraka aminy koa hono dia mety ho very vola ny tena satria tsy misy zavatra iraisana mihitsy.:idea:
Mitombona ve izany aminao?
Misaotra mialoha :D
no fampiasan'ny Sekta isankarazany sy ireo "fanatiques" (fifohazana,évangéliques,Pantecotistes,Adventistes...).
Izy io dia taratry ny "exlusivisme juif" izay nolovan'ny kristianisma.
tsy nisy niteny izany teo fa ny vavanao no mamandrika anao raha izany8)
Ny tena mahagaga ahy amin'ny fandehan-javatra toy itony dia ity:
-Ny Kristianna dia mieritreritra foana fa izy no "madio" tsy azon'ny loto kasihana,ka noho izany dia tsy mirairay na miarakaraka amin'ny "n'importe qui".
Ny tsy fantatr'izy ireo ,na odiany tsy fantatra dia ny hoe: ny olona "libre penseur",na Athée,na agnostique ihany koa anie ka mieritreritra fa sarotra dia sarotra ny miaradia amin'ny olona "bornée" (dévot aveugle et sourd voulant toujours avoir raison).Atao ahoana no fiaraha-miaina amin'izany???
Izay dia efa hita tokoa fa tsy hiaraka,ny iray finoana tsy hita maso kanefa afaka manakisaka na ny tendrombohitra aza,ny iray ny realite izay misy tsy hitan'ireo manampahaizana mihitsy hoe ahoana izany fahagagana izany,tsy ho hitany ary tsy ho takatry ny sainy mihitsy na hoe avara-pahaizana aza izy.Sady voasoratra izany ao anaty baiboly.
manana ny ilana azy izany hianao ? omeo hoe ny porofo amin'izany?
Ka ny olana miseho noho izany dia eo amin'ny tsy maha misy ilàna azy mihitsy ny "attitude" na "disposition" chrétienne.
Tsy hita hanao vako-drazana,tsy hita hanao bal,na hihinana barbécue miaraka amin'ny mpiray tanindrazana,misy ny sasany izany aza tsy manao servisy nasionaly,tsy hita handray anjara amin'ny fiainampokotany ,tsy hita handeha hamboly hazo miaraka amin'ny écologiste.....
Dia inona fotsiny tokoa izany no ataony raha izany,vokisana resaka fotsiny ny olona ?
Fa dia mikononkonona samy kristianna ao,dia ny tsy mpino na ny mpino hafa no amavoina...dia lazaina fa very ka mila itoriana ny filazan-tsara...
ROMANA 10
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.
Matoa aza ry zareo mba miaraka...amin'ny tsy mpino...dia tsy manakevitra hafa afa-tsy ny hanisika ny "témoignage-ny " ao amin'ny hafa (prosélytisme" io).Exemple any amin'ny RNS (frantsa) avy mbola itondran'ny gasy evanjely....eokomonisma...
Ahoana no ahafantarana izay teny lazainy raha tsy misy mitory sy mijoro ho vavolombelona?Izany aza mbola ao anatin'ny maizina ihany ny olona?
Ataoko fa tafahoatra loatra ny exagération ,ary fatrapanaja ny mpino foana ny "mpitsipaka" ka manisy "gant de velour"....Dia mahazo aina foana ny "kary"...Inona no niafarany?= "les portions les plus nobles de l'humanité" (araka ny filazan'ny critique)avy ,lasa mpino an'ilay mesian'i Gamala daholo.
à suivre.
Ny anay i Kristy no hinoanay fa tsy mahalala izany Gamala izany izahay.
Hoy Izy;"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana ho mandrakizay."