Ahoana koa izany?
21. la
(
23/10/2007 05:43)
niryna> "tsy azoko le tindroky tenenina we namana mahazo fa ra finoana de tsy hiaraka mihitsy";
Ny finoana nge any anaty e, ny namana no ety ivelany, ka ra itandry fa tsy mino le namana de miezaka mandresy lahatra azy; ny tsy mety de we tonga izy de ialana fa aleo aloha izy tenenina de zay vo miala refa tsy hita ze marina aminy!!! mba tsy hiraisanao loto aminy:)

22. niryna
(
23/10/2007 05:48)
ikaretsaka:
Izahay sy i Tismiandra dia samihafa finoana.. izy tsy mpino za mpino fa rehefa marina ny lazainy dia miandany aminy aho:
]Eto no hita mihitsy ny vontoatin'ny "sectarisme" eo amin'ny kristianna.Io andalantsoratra io indrindra IIKor6
no fampiasan'ny Sekta isankarazany sy ireo "fanatiques" (fifohazana,évangéliques,Pantecotistes,Adventistes...).
io aloha dia tena zava misy marina
Ny tena mahagaga ahy amin'ny fandehan-javatra toy itony dia ity:
-Ny Kristianna dia mieritreritra foana fa izy no "madio" tsy azon'ny loto kasihana,ka noho izany dia tsy mirairay na miarakaraka amin'ny "n'importe qui".
Dia io no mahagaga anie e.. neva voizina ery ny "good samaritan" (lioka 10: 30- 37
Ny tsy fantatr'izy ireo ,na odiany tsy fantatra dia ny hoe: ny olona "libre penseur",[. . . ] koa anie ka mieritreritra fa sarotra dia sarotra ny miaradia amin'ny olona "bornée" (dévot aveugle et sourd voulant toujours avoir raison).Atao ahoana no fiaraha-miaina amin'izany???
Izay no ilaina ilay hoe mino kristianina fa "libre penseur" fa tsy ny hoe izay ato anaty taniko ihany
Ka ny olana miseho noho izany dia eo amin'ny tsy maha misy ilàna azy mihitsy ny "attitude" na "disposition" chrétienne.
Ireo :"freako" angamba fa tsy izy rehetra kosa
Tsy hita hanao vako-drazana,tsy hita hanao bal,na hihinana barbécue miaraka amin'ny mpiray tanindrazana,misy ny sasany izany aza tsy manao servisy nasionaly,tsy hita handray anjara amin'ny fiainampokotany ,tsy hita handeha hamboly hazo miaraka amin'ny écologiste.....
Fa dia mikononkonona samy kristianna ao,dia ny tsy mpino na ny mpino hafa no amavoina...dia lazaina fa very ka mila itoriana ny filazan-tsara...
Misy kristianina tena manao ireo tokoa ka.. ireo ilay "libre penseur" sy tsy "freako" (=fanatique) lazain'i tsimiandra
Matoa aza ry zareo mba miaraka...amin'ny tsy mpino...dia tsy manakevitra hafa afa-tsy ny hanisika ny "témoignage-ny " ao amin'ny hafa (prosélytisme" io).Exemple any amin'ny RNS (frantsa) avy mbola itondran'ny [freako] temoignages....
yup yup yup!:-D eny dia eny dia eny! eny indrindra ny fanjonoany ireny ekipa resy ireny!
Ataoko fa tafahoatra loatra ny exagération ,ary fatrapanaja ny mpino foana ny "mpitsipaka" ka manisy "gant de velour"....Dia mahazo aina foana ny "kary"...Inona no niafarany?= "les portions les plus nobles de l'humanité" (araka ny filazan'ny critique)avy ,lasa mpino an'ilay mesian'i Gamala daholo.
eny.. rehefa bornes sytsy te hahalala afa tsy ny azy ihany.
fa aza adino koa fa misy ny ny groupe "mivelatra", na samy Xtianina aza. Ary ireny aza indraindray no moins tolerable noho ilay "freako", sady ireny au moins mba franc
(vakiteny any @ katolika @ alahady angamba mahalaza bebe kokoa ny tiako ambara)
[/quote]
:D JAONA 4
14 fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.
Izay nafafy noho jinjaina .Ny voa ratsy tsy hamoa voa tsara ary ny voa tsara tsy hamoa voa ratsy velively.
23. niryna
(
23/10/2007 05:51)
ikaretsaka:
fa aza adino koa fa misy ny ny groupe "mivelatra", na samy Xtianina aza. Ary ireny aza indraindray no moins tolerable noho ilay "freako", sady ireny au moins mba franc
(vakiteny any @ katolika @ alahady angamba mahalaza bebe kokoa ny tiako ambara)
Mivelatra ahoana moa izany ry ika? Mba velabelaro eto hoe izany fivelaran'ny fivavahana hitanao izany azafady?
24. niryna
(
23/10/2007 05:58)
la:
niryna> "tsy azoko le tindroky tenenina we namana mahazo fa ra finoana de tsy hiaraka mihitsy";
Ny finoana nge any anaty e, ny namana no ety ivelany, ka ra itandry fa tsy mino le namana de miezaka mandresy lahatra azy; ny tsy mety de we tonga izy de ialana fa aleo aloha izy tenenina de zay vo miala refa tsy hita ze marina aminy!!! mba tsy hiraisanao loto aminy:)
:D diso tsipelina ilay izy,minamana no tiako ho tenenina dia naveriko.
Afaka minamana sy mitia ny olona rehetra isika ka,izaho tsy miteny hoe aza minamana azy.Ny baiboly no anontaniako ilay teny ao anatiny.
Mila mitia ny olona rehetra isika ary izany no hafan'i Kristy ka.
15 Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino? io no fanontaniako ,rehefa ahoana izany no ampiarina amin'ny fiainana araka io voalaza io?
25. ikaretsaka
(
23/10/2007 13:26)
niryna:
fa aza adino koa fa misy ny ny groupe "mivelatra", na samy Xtianina aza. Ary ireny aza indraindray no moins tolerable noho ilay "freako", sady ireny au moins mba franc
(vakiteny any @ katolika @ alahady angamba mahalaza bebe kokoa ny tiako ambara)
Mivelatra ahoana moa izany ry ika? Mba velabelaro eto hoe izany fivelaran'ny fivavahana hitanao izany azafady?
mivelatra amin'ny opinions isan-karazany (fa tsy ny azy ihany no asesiny na in'arivo tenennina aza :wink:) .. libre penseur! tsy extremistes, tsy borné sns
hainao ihany fa modianao fanina e.. na jerevo io voasoratra ao ambony io
26. niryna
(
23/10/2007 17:22)

:roll:=))=)) ahoana izany?
Miaraka amin'ny rehetra ary dia miresaka aminy ny fitiavan'i kristy anao,mino izy tsara ,tsy mino izy efa vita ny adidinao.
27. niryna
(
23/10/2007 17:24)
ikaretsaka:
mivelatra amin'ny opinions isan-karazany (fa tsy ny azy ihany no asesiny na in'arivo tenennina aza :wink:) .. libre penseur! tsy extremistes, tsy borné sns
hainao ihany fa modianao fanina e.. na jerevo io voasoratra ao ambony io
izay tenenin'ny vava tokoa no ao anatin'ny fo an.:D
28. diamondra27
(
23/10/2007 17:30)
niryna:
diamondra27:
de zay le zioga
tsy mazava ,ahoana izany aky?:D
_______________________
ka raha ohatra zany ianao efa nampahalalana we: ianao Xna dia mba tokony Xna no ho vadinao nefa nitsipaka izay de hisy zioga hanjo anao ao
1: mbola ezaka be ny mitarika ilay tsy Xna ho Xna
2: mety ho vato misakana io olona io tsy handehananao mamonjy fivoriana fa leo be satria we: any @ fivavahana any foana ny atompiainanao fa tsy mikarakara azy, eny fa na de efa vita karakaraka araka ny hevitrao aza izy fa rehefa hila ady na ampiasain'ny devoly de tsy maintsy lasa izay fitenenana izay.
3: raha tsy miorina tsara ianao dia mety lasa miverin-dalana
le zioga izany efa samy manana ny ziogany avy isika nefa mbola nampianao zioga hafa indray ny anao satria heverinao fa ho maîtriser-nao ilay situation
ianao eto tsy i niryna akory fa fomba fiteny.
30. fijo
(
23/10/2007 21:37)
ity le resaka manavatena.avy dia misokajy tena ho ambony noho ny iray.
izahay sy ikaretsaka,vao nanomboka ny tato no efa ninamana,ary nifanampy be sy nifanala koa,raha misy olana dia mifampiankina,nefa izy mino ary tena mahay ny hinoany,za tsy mino ary tena tsy miova.i hery koa olona mpino ary tena mahay ny hinoany,nefa sahiko ny milaza ato,fa hatr'izay,dia tsy mbola nanambany ny olona na ny mpino hafa izy.
ka sao dia lasa resaka fanamboniantena le resaka eto.
*ny tiako lazaina amin'ny hoe tena mahay ny hinoany,dia tsy mamerina fotsiny izay novakiany,fa mahay manazava kosa ny finoany sy ny antony

31. prime
(
24/10/2007 10:51)
ika> mahavariana ny filazan'ise fa noheveriko olona tsy mpino no miteny...:)
Zioga voalaza dia ilay zioga nambaran'i Kristy r'ise a... sady tsy "damnation" no tsy "tody"... ny kristiana rehetra milanja an'io... sa ise tsy mitondra?
fijo> Andriamanitra saropiaro amin'ny fahamasinany sy ny voninahiny ary ny asany ka raha misy ny lazainao ho manava-tena dia alefao lavitra kokoa ny ambaranao sy ny eritreritrao...

32. LazaDaddy
(
24/10/2007 11:32)
prime:f'angaha tsy izay? mpino inona anefa aloha e? mpino an'Andriamanitra sy ny Teniny sa mpino zavatra hafa? ... sa mpino an'Andriamanitra sy razambe sa ahoana fa sao dia izaho no tsy mahataka-dresaka?
mahavariana ny filazan'ise fa noheveriko olona tsy mpino no miteny...
33. prime
(
24/10/2007 13:05)
LD> aleo izy no hamaly r'ise fa angamba tsy anjarako fa somary variana aho nahita ny nambarany...
34. ikaretsaka
(
24/10/2007 17:24)
prime:
ika> mahavariana ny filazan'ise fa noheveriko olona tsy mpino no miteny...:)
Zioga voalaza dia ilay zioga nambaran'i Kristy r'ise a... sady tsy "damnation" no tsy "tody"... ny kristiana rehetra milanja an'io... sa ise tsy mitondra?
fijo> Andriamanitra saropiaro amin'ny fahamasinany sy ny voninahiny ary ny asany ka raha misy ny lazainao ho manava-tena dia alefao lavitra kokoa ny ambaranao sy ny eritreritrao...
mitondra aho fa tsy izany no teniteneniko eran-tany eran-danitra ry prime a...
ary tsy hoe rehefa olona mpino dia izao ny "etiquette" dia rehefa tsy mpino dia izao no "etiquette". ny finoana dia mivelatra sy malalaka.
35. fijo
(
24/10/2007 20:26)
izay,raha vao miseo ,na misoratena ianao hoe izahay ihany no....dia efa ratsy izay.satria iza no afaka milaza fa azy ny fahamarinana????
36. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:32)
diams:
ka raha ohatra zany ianao efa nampahalalana we: ianao Xna dia mba tokony Xna no ho vadinao nefa nitsipaka izay de hisy zioga hanjo anao ao
1: mbola ezaka be ny mitarika ilay tsy Xna ho Xna
voatery havadika kristianina angaha
2: mety ho vato misakana io olona io tsy handehananao mamonjy fivoriana fa leo be satria we: any @ fivavahana any foana ny atompiainanao fa tsy mikarakara azy eny fa na de efa vita karakaraka araka ny hevitrao aza izy fa rehefa hila ady na ampiasain'ny devoly de tsy maintsy lasa izay fitenenana izay.
dia atao principen'ny mpifankatia tsy mifamarafara koa.. defa amboarina ny deal
[/quote]3: raha tsy miorina tsara ianao dia mety lasa miverin-dalana[/quote]
fantaro ny inoany dia asaivo fantany ny inoanao, dia samy tsy mitsabaka amin'izay...
37. LazaDaddy
(
25/10/2007 11:02)
fijo:i Jesosy Kristy no fahamarinana :-*
satria iza no afaka milaza fa azy ny fahamarinana????
38. la
(
25/10/2007 11:36)
niryna>refa afa-nenina amin'ny fananarana ilay tsy mino ndry; sady zao koa ra olona tena mino an'andriamanitra ka mpivavaka dia zah mino fa hain'andriamanitra mandamina izany; sady zao koa ange aky e!! miavaka eny fona ny akofa sy ny vary na dia mikambana ao daholo aza izy rehetra :):)
39. ikaretsaka
(
25/10/2007 16:25)
fa ny apombo apombo ihany na avy amin'ny vary na avy amin'ny akofa:-D