ds,Rafotsy

1. rush ( 24/10/2007 06:04)
Faly miarahaba anareo ry ds sy Rafotsy noho izao fahatongavan'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanareo izao.Ho ela velona ary ho tahian'ny Tompo hatrany anie ianareo.:-*:-*
novalian'i mbaliana ny 25/10/2007 18:59
2. sarobidy ( 24/10/2007 06:33)
rush: olona roa angah ry zareo (ds sy rafotsy) kambana zany
3. diamondra27 ( 24/10/2007 06:34)
de miarahaba anareo ihany koa ny tenako e!
Manaova fety sambatra
ds::-*:-*
rafotsy::-*:-*
4. Rafotsy ( 24/10/2007 08:22)
Misaotra an'i Rush !:-*:-*
Misaotra anareo rehetra amin'ny fahatsiarovana !
Ho tahin'Andriamanitra daholo isika rehetra !:-*:-*:-*
5. rush ( 24/10/2007 08:26)
"rush":
Faly miarahaba anareo ry ds sy Rafotsy
ry ds sy Rafotsy
"sarobidy":
rush: olona roa angah ry zareo (ds sy rafotsy) kambana zany
olona roa ry zareo fa tsy kambana ka.Io nolazaiko io hoe ds sy Rafotsy
6. booboo ( 24/10/2007 09:01)
Joyeux anniversaire Ds sy Rafotsy :-*:-*. Mirary soa indrindra dia hombam-pahasalamana hatrany dia hifanantitra @ zanaka aman-jafy :D:D
7. tywa68 ( 24/10/2007 09:04)
Mirary soa ho anareo dahy @izao anniv zao e !
8. tess ( 24/10/2007 09:36)
bonaniffff izany i ds sy rafotsy e! manaova fety sambatra ary...:wink::-*
9. Valala ( 24/10/2007 09:59)
bon annif i ds :-*
bon annif i rafotsy:-*
10. ikalamako ( 24/10/2007 10:02)
bonnanif nareo zany dia mba anipazo gatò e :miam:
11. ds ( 24/10/2007 23:12)
Misaotra anareo rehetra eram-po manontolo aho.
Ny mofomamy aloha tsy nisy satria izao aza vao miditra ny trano noho ny adidy aman'andraikitra :-)

:-* daholo
12. mbaliana ( 25/10/2007 18:59)
azafady fa tara ry ds sy rafotsy ... bonne annif raprezy e.. sy rafotsy...:-*:-*:-*:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.184