Maninona ny akoholahy mavomavo no atao hoe masira?

1. sitlo ( 24/10/2007 17:14)
[center][/center]
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:29
2. ikaretsaka ( 24/10/2007 18:30)
satria "hono" masira nohon'ny akoho ny Ra-ny sy ny nofony!
za tsy mihinana akoho (non-avianivore ny secte-ko) fa izany hono!

Izao tokoa ve rasitl tsy tena metisy fantaka na borbonezy izao akoho lava sanga be izao fa tsy "masira" pur le , sady ilay anankiray lava rambo be io.. tsy misidina ny fantsin'io no tsy mandaka tsara io fa lasan'ny rambony ny centre de gravite
3. menalamba ( 24/10/2007 19:03)
Tsy mahay akoholahy i Ika izany ,io rambony io mihintsy no tena ahafahany mikopaka tsy mianjera koh!!! Ary tsy masira ireo ry sitlo fa fantaka àn! Ilay namana iray ato izay no tena spesialista @ adin'akoholahy fa izy anontaniana ,i oldine io:°):°)aty avaratry Frantsa koa misy mpapiady akoho sahala any @ tsika,dia any @ zareo Basques koa,fa ny an-dry zalahy asiany fantsy vy dia tsy miala eo raha tsy dangy ny iray
4. sitlo ( 24/10/2007 21:09)
Fantatro ny masira ka. Fa tsy hitako mihitsy tamin'ny google image dia izay mitovy loko aminy ihany no nasehoko. Ilay iray voaloha somary mazavazava io no tena mitovy aminy. Hafa tsy ny lohany. hahaha

Ireo indray efa borbonezy ka. Lava sanga be. Ilay faharoa moa indrindra indrindra. Ireo izao ilay mikopaka in-5 dia lasa mitsoaka amin'izay.

Raha ilay resaka sira indray. Dia mety ho izay ve no nahatonga ny akoholahy mena ho fanao sorina. Satria fadifady sira.
Eritreritra adala ny ahy an.
5. ikaretsaka ( 25/10/2007 04:08)
y akoholahy mena indray hono matsiro raha le mbola vatombantony ko!
6. ikaretsaka ( 25/10/2007 04:09)
menalamba... mavesatra koa io le.. tsy zakany io raha tsy tena be fe be ilay akoho.
io @ sary io koa be rambo loatra kah! hafa ilay normal any amintsika
7. sarobidy ( 25/10/2007 14:29)
Za mbôla tsy nihinana alou e d ts fantatro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6059