Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
sitlo
(
16/10/2007 14:33)
misy fahavoazana
Rehefa mijery dinika aho dia miteny hoe ohatra ny misy fahavoazana koa iny izany.
Dia mitombo ihany ny lisitra. Tato ho ato dia be dia be mihitsy ny hitako fa misy fahavoazana.
Farany aho niteny hoe...
suite
répondu par tsaramaso le 19/10/2007 08:55
koffman
(
16/10/2007 14:24)
mampiditra "jereo eto" sy "hevitr'olona teo aloha"
mba ampianaro an'le mampiditra référence otran'ny hoe "jereo eto" ireny hoe zah a,
de le hevitr'olona teo aloha reny "hoy i ...." dia ilay fond gris iny ilay nisy resaka teo aloha.
Tonga de azon...
suite
répondu par princesseN le 19/10/2007 14:10
salmo1
(
16/10/2007 13:30)
ronaldo09 sy ny real madridany nitondra atody an-trano
ronaldo09: handao hijery baolina tsika sy elah :lol:
Real Madrid ¿ - ? FC Barcelona
Real Madrid:
- [u]Mpitsara[/u] mila solomaso, Penatiany Eto'o fingany Roberto Carlos, tsy izy hono :-D^:^ ...
suite
répondu par ronaldo09 le 09/11/2007 12:16
salmo1
(
16/10/2007 12:23)
Lisany koa ve mba tratran'ity
Rhefa mba zah no manimanina @ sipa raika, ka ra tonga de akenkeziko tampoka, de toriko fitia kely izy... de raha tsy manaiky... De zay zany:lol:, ary matetika tsy de hasiko olana fa mbola misy ny manj...
suite
répondu par ftlozy le 26/03/2008 00:57
ronaldo09
(
16/10/2007 12:07)
Tsy mahavita azy ny mpanohitra!!!!
Raha nataoko izaho samy irery ny fanadihadiana momba ny fifidianana ho depiote ny 23 sept teo ary raha ny vokatra izay hita fa nanjakan'ny TIM dia mazava hatrany fa tsy mahovoka ny mpanohitra ny fiton...
suite
répondu par Jeankely le 22/10/2007 13:23
ronaldo09
(
16/10/2007 11:58)
Tsy mahavita azy ny mpanohitra!
Raha nataoko izaho samy irery ny fanadihadiana momba ny fifidianana ho depiote ny 23 sept teo ary raha ny vokatra izay hita fa nanjakan'ny TIM dia mazava hatrany fa tsy mahovoka ny mpanohitra ny fit...
suite
répondu par sarobidy le 02/11/2007 12:35
tezitra
(
16/10/2007 11:03)
Gascar contre Comores: Esprit RAVALOMANANA
6 et 2 hono; et alors?
Za tsy Faly, raha tsy CÔte d'ivoire ny Drogba no resintsika
[b]Mba ambitieux fa tsy Bandy rerakin'ny RAMADAN no resintsika d 'efa dedaka ny sasany ![/b]
AZA MANAO ESPRIT...
suite
répondu par Rojoukel le 30/10/2007 20:39
menalamba
(
16/10/2007 11:03)
le naman'i aino ve 'ty?
Tena ohatry ny miantso vonjy hoa "Aina,aino " le kalakely ity.:^):-D:-D
http://www.liveleak.com/view?i=c66_1192520868
...
suite
répondu par Bafota le 04/01/2008 17:06
richandre4
(
16/10/2007 08:04)
Salama e
Manahoana daholo e!!!
Mba afaka aseho eo amin`ny tononkira ve ny hiran`i Rija Rasolondraibe ilay misy hoe:
Vaovao mahafaly x6
No entinay ho aminareo!
Misaotra mialoha de mirary soa daholo e!!
Sto...
suite
répondu par sarobidy le 27/10/2007 07:54
bobody
(
16/10/2007 06:10)
ny eritreritro
mba andefaso an'le hiran'ny tif à tif vaovao le oe "ny eritreritro" iny ry reto a !...
suite
niryna
(
16/10/2007 05:33)
Isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra
Ho antsika rehetra:Mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
12[u] Fa isika tsy mito...
suite
répondu par niryna le 17/10/2007 03:57
diamondra27
(
16/10/2007 05:22)
masera sera
:-D:-D:-D
[b]famintinana:[/b]
de tapitra zany ny film fa "ny mpandresy tsy hobiana, ny resy tsy akoraina"
ny mpijery film aleo samy hody any @ tranony sao tsy mahavita asa de bedin'ny lebany ...
suite
répondu par sasa le 17/10/2007 10:45
cmbolatiana
(
16/10/2007 05:16)
DAH MAMA
Manao ahoana daholo ô
Dia tsisy manana tonokiran'i Dah Mama mihintsy ve ato na ny iray aza? mahagaga ihany an.
Mba mitady re izay manana e, izay misy tiako daholo ny hirany.
Misaotra mialoha...
suite
répondu par sarobidy le 27/10/2007 07:50
soanja
(
16/10/2007 01:33)
Aoka hanantona ny Tompo e ia!
Sao mba misy mahatadidy an'ilay hira Katolika hoe:
Aoka hanantona ny Tompo e ia,
Aoka hanantona ny Tompo.
E ia, e e manantona isika izao mangetaheta.
Ny fitiavany tsy manakavaka e ia.
e ia e...
suite
répondu par fijo le 16/10/2007 20:58
tsimiandravola
(
15/10/2007 21:30)
Ny Kristianna ve
[img]http://carpofolo.canalblog.com/images/Ane.jpg[/img]
...
suite
répondu par fijo le 16/10/2007 21:15
xxx
(
15/10/2007 20:32)
NOTRE DAME de LOURDES
Nanontaniana ity zaza iray hoe
Nahoana no misy rano ao akaikin'ny la grotte à Lourdes.
Ny Valiny : Pour laver Maria sa pour l'Ave Maria...
suite
répondu par fijo le 31/10/2007 23:39
salmo1
(
15/10/2007 17:36)
vavolombelona IV
Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba).
Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra.
Na dia efa tsy mana-kolazaina ...
suite
répondu par Papoose le 20/10/2007 03:14
hery
(
15/10/2007 17:01)
Vavolombelona III
:-) (Alefako koa ny ahy)
Asa raha fantatrareo ry namana isany (io ilay fampandriana adrisa :-) ) fa misy namana eto amin'ny serasera rehefa teneninareo hoe tena namana dia manaiky. Dia rehefa kotik...
suite
répondu par Papoose le 26/10/2007 19:19
xxx
(
15/10/2007 15:44)
Ny mpandray anjara am rns
rns 2007 http://dailymotion.alice.it/tag/RNS/video/x1mzgp_interview-n6_politics
- Iza no mpandray anjara @ rns?
- Ny mpandray anjarany rns dia: betsaka avy eto frantsa; Lyon, Marseille, toulouse...
suite
répondu par fijo le 16/10/2007 19:47
Aino
(
15/10/2007 15:35)
mba mety ihany ve ilay hevitro?
ao ampianarana hoa izany misy namana piara mianatra aminay, dia izy mitaraina fona fa hoe tsy mifankahazo @ireo ray aman-dreniny mihintsy izy ka dia mifamaly lava izao, t@ ity week-end ity moa izany d...
suite
répondu par sarobidy le 06/11/2007 06:36
