vavolombelona IV

1. salmo1 ( 15/10/2007 17:36)
Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba).

Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra.

Na dia efa tsy mana-kolazaina aza ny sasany, de mieritreritra mafy mahintsy mba hamaliana an'i hery ihany, ary haingana, ary tandremana tsara mba ho valinteny maontina:lol:

Inn kay ny antony mahatonga anzany:?:
;-)

novalian'i Papoose ny 20/10/2007 03:14
2. hery ( 15/10/2007 17:40)
:-p elah ve hitovy amiko e
3. diamondra27 ( 15/10/2007 17:42)
vavolombelon'ny mpiasa ny bainga ry salmo a! :-D:-D:-D

iza ndray zany maontina zany zao ry salmo :-D:-D
4. melody ( 15/10/2007 17:44)
:-D:-D:-D, andray kosa e!
5. kallie ( 15/10/2007 17:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. tywa68 ( 15/10/2007 17:59)
:lol:
7. Aino ( 15/10/2007 18:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


(l)(l)(l)hery.


=((=((=((salmo

aleo aloha mamorona ry salmo ko izay dia hangina hirery aty ah.

tsy misy hitovizana marina nareo sy hery eh, hafa ny toherana misy any hery izay efa fatatry ny be sy ny maro, ary hafa no misy any toi, izay tahaka ny olona rehetra.

ka tsy hoe mihatsaravelatsia ny olona na mamorona @tsy misy dikany fa matoa misy izany dia misy ny antony.:-*:-*toi.
8. patrick2002 ( 15/10/2007 18:07)
fa mbola ho controler-ny mamasera koa io hery io, ary efa ni- cotroler-ny mihintsy azy ,fa tsy azony hitanao fa efa namorona tranofalafa izy ,fa saingy vao fototra dia nirodana ny trano falafany :-D:-D:-D
9. cutie ( 15/10/2007 18:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 15/10/2007 18:20)
patrick
sao de te ho papasera toi e :-D
11. booboo ( 15/10/2007 18:21)
:-D:-D
12. ratonga ( 15/10/2007 18:37)
:-D:-D:-Dmety tokony mifanentana tsara kosa i mamasera sy papasera zay an!:-D dé manokafa vavolombelona V:lol:
13. mbaliana ( 15/10/2007 18:51)
manao ny ankamoaka angah any eto e ?=))=))=))
14. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:12)
hery:

:-p elah ve hitovy amiko e


:-D:-D:-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:15)
mbaliana> ankisitraika be izao fa tsy mbola misy ankamoaka ko
16. simplex ( 15/10/2007 20:08)

:D:D:D

salmo:
Inn kay ny antony mahatonga anzany:?:
ataovy hoe ity ny numero-ko ra misy te hiantso ana :roll::°):-P:@

tandremo diso cible refa mitifatra fa sao tratran'ity an,
ny akoho wa tazomina tsara
:°):-$:@^:^^:^

:b:b:b
17. xxx ( 15/10/2007 20:24)
misy masera tsy izy kosa ato e ! izaho koa efa nahita mihitsy !
18. xxx ( 15/10/2007 20:26)
cutie:

patrick
sao de te ho papasera toi e :-D



papasera ahoana kosa e ?
be vinany kosa ato e !
19. patrick2002 ( 15/10/2007 21:19)
ratonga:

:-D:-D:-Dmety tokony mifanentana tsara kosa i mamasera sy papasera zay an!:-D dé manokafa vavolombelona V:lol:

=))=))=))


20. mirabela ( 15/10/2007 21:20)
salmo1:

Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba).

Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra.

Na dia efa tsy mana-kolazaina aza ny sasany, de mieritreritra mafy mahintsy mba hamaliana an'i hery ihany, ary haingana, ary tandremana tsara mba ho valinteny maontina:lol:

Inn kay ny antony mahatonga anzany:?:
;-)



mhmh mitady ho jaloux ndray salmo1 an. mbo coool e:wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3119