vavolombelona IV
42. najah
(
17/10/2007 05:51)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN

45. ikaretsaka
(
17/10/2007 13:16)
tsara ihany le feuilleton gasy ka.. isaky ny @ 6b hariva za miditra fa vaovao foana no hitako na hoe fin fin fin aza:wink:
47. sasa
(
17/10/2007 13:52)
tsara mintsy anie ry fangoloka, d misy koa hoe fo tia loatra:-D:-D:-D:-D
48. diamondra27
(
17/10/2007 14:06)
tywa68:
diams : omeo fika i salmo hahazoany olona @ RNS :-D:-D
____________________
efa nomena izy ka
nasaiko nanome limite d'age sy infos retra ilaina:-P:-P
52. tsaramaso
(
19/10/2007 08:59)
salmo1:
Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba).
Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra.
Na dia efa tsy mana-kolazaina aza ny sasany, de mieritreritra mafy mahintsy mba hamaliana an'i hery ihany, ary haingana, ary tandremana tsara mba ho valinteny maontina:lol:
Inn kay ny antony mahatonga anzany:?:
;-)
Zany no atao hoe : SOLELAKA !!!!!!! Aza mba isolelahan'ny olona elah fa sahirana eo !!!!!!!!! hahahahah
Ary maninona lery vo mikozy de enjehana hoe midongy hitovy amin'i hery le ????!!!!!!!! tsssssssss !!!!! mbola solelaka daoly koa !!!!!!!
klehhhhhhh !!!!!!!!!!! hahahahahaha
53. Papoose
(
20/10/2007 03:14)
kiii ny olona kosa tsy hilela-bilany nefa tsaramaso may ny tao kle!ew!:lol: