Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
richandre4
(
14/10/2007 16:40)
Rija RASOLONDRAIBE, VAOVAO MAHAFALY
salama Tompoko, mba afaka mahazo ny tononkiran`i Rija rasolondraibe misy ilay manao heo:
Vaovao mahafaly(x6)
No entinay aminareo,
Mba afaka mahazo anio ve?
Misaotra mialoha...
suite
soanja
(
14/10/2007 14:26)
Torimaso
Ny torimaso ihany hono no fahafinaretana itovizan'ny mahantra amin'ny mpanakarena.
Saingy tsy izay intsony no mahasahirana ireo mpanao fikarohana sasany satria misy mitaky indray izao hoe nahoana ...
suite
répondu par cutie le 20/10/2007 19:15
xxx
(
14/10/2007 10:49)
iRack
http://www.dailymotion.com/x1jr0w_irack-pastiche-iraquien-de-lipod-vo_fun
=))=))...
suite
répondu par xxx le 16/10/2007 10:51
xxx
(
14/10/2007 10:11)
vavolombelona
hono oa ry zareo tena mba lasa ny heritreritro fa naninona no nesorin'ny tompon'andraikitra ilay dinika tao amin'ny vavolombelona nahaliana bé ny bobaka, sa tapitra lé filma, nefa ny tenanay tsy nah...
suite
répondu par diamondra27 le 22/10/2007 10:17
xxx
(
14/10/2007 09:05)
googlism
http://www.thechurchofgoogle.org/
:-D:-D:-D:-D...
suite
répondu par fijo le 16/10/2007 21:19
xxx
(
14/10/2007 08:47)
Ho avy
Angamba amin'ny ho avy mety mahita izay ilainy ihany itony : http://www.dailymotion.com/video/x1hgal_backomtsy-mila_music
fa any aoriana any hono mety hisy vady programmable : http://www.msnbc.msn.co...
suite
répondu par Veloo le 15/10/2007 17:07
hafaliana
(
14/10/2007 08:43)
Tranonkalan'ny vondrona kabary lova
Vao avy nahavita tranonkala ny vondrona kabary lova ampefiloha ka hanasana olona hitsidika azy io.
Marihina fa mba ahafahan'ny mpikambana mivelatra indrindra no antony hanokafana azy io ka mba anasan...
suite
répondu par tywa68 le 14/10/2007 18:52
lemenakely
(
14/10/2007 08:40)
nofiratsin'ny frantsay ny anglisy!!!!@ rugby ...
Mbola resy indray ny frantsay t@ RUGBY e ! tsy nahendry azy ilay zidane anglais JHONNY WILKINSON ..@ manaraka indray manarina !!!:°):°)...
suite
répondu par iradera le 14/10/2007 14:41
niryna
(
14/10/2007 06:04)
Mamonjy ny olona Atra eny fa na dia mpanota aza:Jiolahy!
Raha tsy Izy no nomba antsika,taiza re izaho na hianao amin'izao fotoana izao e?
Poa-maso ity olona iray misy ireny solomaso lamba mainty ireny ny masony iray.Maso iray ihany izany no mijery .Nanonta...
suite
répondu par niryna le 17/10/2007 04:08
soanja
(
14/10/2007 05:35)
tsiperofero
Hono hoa mba misy afaka manome ahy ny fanazavana momba io sakay i ve eto azafady? Misy anarany amin'nyz avaha ve de misy mivarotra ve ao Frantsa na toeran-kafa. Afaka hafarana amin'ny au Zoma ve io sa...
suite
répondu par soanja le 09/11/2007 03:52
tsimiandravola
(
13/10/2007 20:34)
Resy lahatra sahady ???
[quote=Rasiligaoma]ny fisiany ara-pinoana no resaka ato anie fa tsy ny ara-tantara...[/quote][quote=ragany]Azo atao tokoa hoe tsy nisy ara tantara i Jesoa...[/quote][quote=Naughtyboy]ny tsy azoko @ ts...
suite
répondu par naughtyboy le 21/10/2007 14:45
diamondra27
(
13/10/2007 18:25)
sarobidy
Faly miarahaba anao tratry ny fety(pour demain) dia enga anie ka hifankahita @ zanaka aman-jafy, ho tratry ny taona mitsingerina, hanana fahasalamana lalandava, ho tanora lalandava:lol:
Dia ho tahia...
suite
répondu par sarobidy le 31/10/2007 08:50
dailynews
(
13/10/2007 17:42)
yahoo.malagasy
Sendra mba nandalo tao an eritreritro fotsiny ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada..
afaka mifampiarahara amin i yahoo ve dia manokatra yahoo malagasy? toa betsaka n...
suite
répondu par Ruby le 19/10/2007 00:42
xxx
(
13/10/2007 17:32)
jamban'ny fitiavana
Inona ny lafy tsara sy lafy ratsy ny jamban'ny fitiavana?...
suite
répondu par Mam le 16/10/2007 09:21
bilakarenjy
(
13/10/2007 16:34)
METY VE ZAO RY RETO ,DE MBA OMEO HAFA KOA E!
[img]http://img152.imageshack.us/img152/6454/redneck5ws3.jpg[/img]
SOAVA DIA BAINA A!...
suite
répondu par bilakarenjy le 19/10/2007 21:34
tezitra
(
13/10/2007 16:21)
Ravalomanana ;prix nobel de PETS
-Car il pet plus haut que son cul
-il pete le plomb souvent
-Et c'est un petard mouillé
...
suite
répondu par Jeankely le 23/10/2007 07:08
xxx
(
13/10/2007 13:44)
tsy mazava!
manana sipa mpanao sport in-3 isankerinandro zà , zany we ny latsinainy , alarobia d alahady, izy moa miasa ,ny luindi à samedi , ary mirava @ 20h ,d nefa @ alina izy no manao anireo sport ireo (bas...
suite
répondu par xxx le 21/10/2007 20:46
sitlo
(
13/10/2007 13:13)
misy ra arabo ny gasy
Nandinika sorabe aho dia niaiky kely mihitsy.
Sady mba nanontany olona avy amin'ny firenena vitsivitsy fa ny arabo ihany no ohatra ny manana ilay fomba hoe foraina daholo ny lehilahy.
Na ny fomba...
suite
répondu par xxx le 20/10/2007 16:58
gasynamana
(
13/10/2007 13:02)
Kristiana tsy mandalina???
Misy milaza fa ny kristiana dia tsy mba mandalina fa manaiky fotsiny izay lazaina aminy. Mionina fotsiny amin'ny baiboly sy ny resaka vavaka, manantena lava fahagaga, mpanonofy sns...
Izao anefa:
...
suite
répondu par fijo le 30/10/2007 23:50
domino
(
13/10/2007 08:58)
Mitady tononkiran'i heritiana
bonjour daholo e!
mba mangataka ny hiran'i Heritiana le misy hoe Inona no tsy ampy, inona no mihoatra iny izay manana ianareo.
Misaotra mialoha e!
Mandra-pihaona indray.
ok...
suite
