Kristiana tsy mandalina???
1. gasynamana
(
13/10/2007 13:02)
Misy milaza fa ny kristiana dia tsy mba mandalina fa manaiky fotsiny izay lazaina aminy. Mionina fotsiny amin'ny baiboly sy ny resaka vavaka, manantena lava fahagaga, mpanonofy sns...
Izao anefa:
1 - Raha nianatra tany amin'ny sekolim-pinoana ianao dia hahafantatra fa tsy katesizy sy baiboly fotsiny no hatao any. Ary raha any Madagasikara no jerena dia aleon'ny olona mampianatra ny zanany any amin'ny sekolin-pinoana. Ny antony dia satria miezaka manome ny zavatra ilaina rehetra hampivelatra ny zaza ry zareo.
2 - Raha manerana izao tontolo izao indray no jerena dia izao: Maro ireo Pretra no manana marim-pahaizana amin'ny resaka siansa isan-karazany. Tsy vitsy koa ireo oniversiten'ny Fiangonana, izay tsy hianarana teolojia fotsiny, fa mivelatra amin'ny sehatra maro. Raha iresaka an'ireo oniversite zezoita fotsiny dia maro manerana an'i Amerika. Misy koa any Europe.
Mbola ao koa ireo tobim-pikarohana samihafa, izay manana ny maha izy azy.
Fehiny: diso ny fiheverana fa mionona amin'ny vérité révélée fotsiny ny kristiana. Ho an'ny kristiana dia mifameno ny resaka raison sy ny resaka foi: Azontsika vakina ny taratasin'ny Pape Jean-Paul II mikasika an'io: Fides et ratio
Farany:
Misaotra ny rehetra tamin'ny fiharahana teto. Ny tenanay dia nahavita izay natao ka hitodi-doha hamonjy ny tanindrazana. Tsy ho afaka hiditra matetika eto intsony. Ialana tsiny raha nisy ny sorena tamin'ny fomba fiteny sy fanehona hevitra. Dia mirary soa ho an'ny rehetra.

novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:50
2. ikaretsaka
(
13/10/2007 15:31)
izay koa no mahagaga ahy ry gasynamana.. Miombon-kevitra isika eto
3. rabilabila
(
13/10/2007 16:39)
gasynamana>>
Tsy misy diso ny zavatra lazainao fa be tsy ampy .:wink:
Dia soava tsarà izany ,raha hody an-tanindrazana,mahavità be ary .Ny hevitra tsy iombonana moa ,hevitra iny ,fa ny zavatra banjinina angamba mitovy ihany :ny fahafahana amin'ny lafini rehetra.
Tsarà ary

4. cutie
(
13/10/2007 19:03)
Farany:
Misaotra ny rehetra tamin'ny fiharahana teto. Ny tenanay dia nahavita izay natao ka hitodi-doha hamonjy ny tanindrazana. Tsy ho afaka hiditra matetika eto intsony. Ialana tsiny raha nisy ny sorena tamin'ny fomba fiteny sy fanehona hevitra. Dia mirary soa ho an'ny rehetra.
sambatra hody e
mampamangy any :lol:
5. pissoa
(
13/10/2007 19:08)
Gasynamana : marina :wink:
Dia mirary fahazotoana sy fahombiazana aza amin'izay ho atao any antanindrazana e ! :)

8. tywa68
(
14/10/2007 06:56)
Dia mirary soa @atao rehetra e ! nahafinaritra ny resadresaka teto fa miverena ihany e (cybercafés efa feno any dago):wink:
9. diamondra27
(
15/10/2007 07:13)
misaotra anao naneho ny hevitrao e!
de mirary soa ihany koa ary mino fa hampita ny fahalalanao any an-tanindrazana koa izany ianao fa miandry anao gasikara ao, surtout ny jeunes @zao fotoana @ resaka fitondra-tena sy ny consequences-ny teknolojia ity:-*:-*

11. fijo
(
16/10/2007 21:31)
dia mahavita be any an tanana indray letsy e;milay ny teto ka.mandalova ihany rehefa malalaka iny.
mandinika sy mianatra ny kristianina ,fa rah avao resaka andriamanitra dia mitsahatra eo le fandinihany;izay no olana

12. Rasiligaoma
(
17/10/2007 03:56)
ireo marivo salosana no manao izany matetika ka,ireo extremistes be tery saina ireny
13. fijo
(
17/10/2007 19:47)
tandremo izany ry gasynamana an;mamely rasiligaoma izany,na dia marina aza ny voalazany.
14. steeeel
(
18/10/2007 06:20)
gasynamana:
Misy milaza fa ny kristiana dia tsy mba mandalina fa manaiky fotsiny izay lazaina aminy. Mionina fotsiny amin'ny baiboly sy ny resaka vavaka, manantena lava fahagaga, mpanonofy sns...
Izao anefa:
Ny kristianina no tiana hambara eto sa ny "olona tsy nianatra".
Mazava ho azy fa raha any anaty ala ianao no hanorina fengonana dia tsy hisy handalina izay teneninao.
16. ikaretsaka
(
22/10/2007 00:16)
ny kristianina mila mandalina ka.. fa tsy miandry fotsiny izay nafahana azy...
ordi izy raha izay8)
ordi izy raha izay8)