Tranonkalan'ny vondrona kabary lova

1. hafaliana ( 14/10/2007 08:43)
Vao avy nahavita tranonkala ny vondrona kabary lova ampefiloha ka hanasana olona hitsidika azy io.
Marihina fa mba ahafahan'ny mpikambana mivelatra indrindra no antony hanokafana azy io ka mba anasana antsika mpikambana hitsidika azy. www.vondronalova.c.la ny adiresy
novalian'i tywa68 ny 14/10/2007 18:52
2. simplex ( 14/10/2007 18:08)

ok ok

misy zavatra 2 tiako tenenina, aza tezitra an:
* fluo be ilay loko :°)
* rahoviana no mety hisy cours en ligne? :P


misaotra eeeee :)
3. tywa68 ( 14/10/2007 18:52)
hafaliana : misaotra nizara e !

simplex : maintson'ny fanantenàna io :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643