yahoo.malagasy
1. dailynews
(
13/10/2007 17:42)
Sendra mba nandalo tao an eritreritro fotsiny ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada..
afaka mifampiarahara amin i yahoo ve dia manokatra yahoo malagasy? toa betsaka ny firenena manana ny azy sa ..???
http://fr.yahoo.com/world.html

novalian'i Ruby ny 19/10/2007 00:42
3. hafaliana
(
14/10/2007 08:53)
Hevitra tsara kosa izany.
Mba mivelatra kokoa ny fitenintsika refa misy ny yahoo.mg sy hotmail.mg satria mazoto ny ol

4. xxx
(
14/10/2007 09:32)
inona anefa no intérêt ankoatra an'ilay hoe mba fier fa manana yahoo malagasy ?
ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada..tsy ho an'ny mahay manao web ny zavatra resahinao, satria ny yahoo efa mahay manao web.
5. ari.malala
(
15/10/2007 07:21)
xxx, efa zavadehibe aloha ilay fierté d ny interêt ndray d hoe mba am teny gasy ndray no miasa fa ts votery ho am teny vaza fona e, sa nenareo ra ts teny vazà ts mivoka? lol
6. Papoose
(
15/10/2007 08:33)
Interet ray koa ny hoe sehatra ray hampiroboroboana ny teny gasy @ fampiasana azy @ website tsidihin'ny gasy betsaka @ andavanandro, sady mba mahavita zvt mivaingana!
Sady le izy ange ry X3 rehefa hanao zvt tsy tonga dia ny interet no tanisaina mihoampapana b eo e!Anananao le hvt de apetraka daholo ny possibilites rehetra de atao dia eo am-panaovana azy koa mety hahita interet mety tsy noeritreretinao talohan'io nananganana an'ilay projet.
Omeko ohatra enao hoe raha natsangana ny serasera.org ohatra na hoe inona no interet anao miditra membre? Dia mety ray ihany no hitanao alohan'ny hidecidenao hiditra, ohatra hoe mijery ny mombamomban'ny ol sasany sy ny sariny. Fa rehefa niditra tao enao vao hoe hay tsy zany ihany fa afaka hifanakalozan-kvt, hitadiavana namana, ahitana karazana bizna, ahitana tononkira malagasy, sns!
:wink:

7. Ruby
(
19/10/2007 00:42)
xxx:
inona anefa no intérêt ankoatra an'ilay hoe mba fier fa manana yahoo malagasy ?
ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada..tsy ho an'ny mahay manao web ny zavatra resahinao, satria ny yahoo efa mahay manao web.
Ny olona tahaka anao izao ilay olona tsy mety hivoatra mihitsy. Asa ireo frantsay sy ny indoneziana raha mba niteny izany koa nony nisy nanokatra yahoo indoneziana sy ny yahoo.fr
zah manokana mahita hoe: maninona tokoa moa? =D