mba mety ihany ve ilay hevitro?

1. Aino ( 15/10/2007 15:35)
ao ampianarana hoa izany misy namana piara mianatra aminay, dia izy mitaraina fona fa hoe tsy mifankahazo @ireo ray aman-dreniny mihintsy izy ka dia mifamaly lava izao, t@ ity week-end ity moa izany dia tsy hay hintsony fa dia nodarofany dadany izy satsia hoe mifankatia @zazalahy avy any Peru, dia noraran'izy ireo izy tsy hifandray @olona avy any hivelany na avy aiza na avy aiza, izay hoe immigrant.
ka dia tsy hitako izay atao satsia androsny tontolo izy dia nitomany fona, ka ny eritreritro dia hoe andefa taratasy any @ ireo ray aman-dreniny ny mba hiangavy azy hireo tsy hikasin-tanana any ratovovavy, ary tsy hanakana azy @ izay fitiavany, fa hanoro hevitra sy anoro azy @ izay tokony ho mety ho azy na tsia, satsia izany situation izay mety hanova zavatra be dia be eo amin'i sady efa mikiasa hiala sy hadositra ao atrano izy @izany.

dia izhao anefa manoro hevitra azy hoe tokony tsy hanao any izany izy fa ny disadisa sy ny fifamaliana ary zavatra toa izany dia tsy maintsy misy faona eo @ ray aman-dreny ka tokony tsy izany no ho jereny fa ny hoaviny sy ny fianarany aloha, ka any ariana any izy rehefa vita tsara ny fianarana sns mba vao mieritreritra any izany hiala tsy ho eo imason'ireo ray aman-dreniny hintsony, ary nanoro hevitra azy koa aho ny mba handinihany tsara ny @ rehetra, fa matoa manao any izany ireo ray aman-dreniny dia fitiavana satsia tsy misy ray aman-dreny hanolo-bato mafana any zanany izany.

ka sady nanoro hevitra ho azy aho no ande andefa taratasy ho any ireo ray aman-drniny, ilay hevitra nolazaiko azy moa dia tsy haiko na di ho ataony na tsia, ary tsy fatatro koa raha mba hanaiky izay lazaiko ireo ray amn-dreniny na tsia.
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 06:36
2. simplex ( 15/10/2007 20:01)

* mety tsy atonona anao le pataloha voalohany fa aza hidirana :) Marina fa efa lehibe ianao fa tsy tokony miditra @ zavatra toy izany. Delicat le izy voalohany indrindra ary betsaka ny chance hoe tsy hahatandrina izay tokony tenenina enao. Sao dia hiafara @ hoe tsy mahazo minamana aminao tsony le sipa no ho vao migidraka...
mbola mineure izy e?
ra mbola dia nga tsy misy an'ireny agence miaro ny ankizy ireny ("children's aid/services?")...

* le hevitra faharoa no tena tsara. Azonao atao ny manary dia azy mba tsy hanaovany kitoatoa sy izay krise rehetra mety vokatr'ze asa alikan'ny RAD.

3. xxx ( 15/10/2007 20:40)
fikana maternelle aloha lay hoe manoratra any @ ray ama-drenin'ilay olona fika nandra be
4. meva2 ( 16/10/2007 06:36)

Misaotra an'i Aino satria tena namana azon'ilay tovovavy hianteherana tokoa ianao matoa mitady vahaolana toy izao. Mahafinaritra.
Hoan'ilay tsy sahy milaza anarana miteny hoe "nandra...." dia ialan-tsiny fa sady tsy manampy an'iza n'iza no tsy mitombina satria ny maternelle tsy mbola mahay manoratra.
Izaho mahita hoe tsara ireo hevitra ireo, marina fa délicat araky ny tenin'i simplex satria mety tsy fantatrao izay antécédent sy izay tena antony nahatonga ilay tantara.Afaka hovainao kely fotsiny hoe au lieu de ianao no manoratra, dia izy no encourager-na. Mety hanampy azy izany hilazany izay tena ao ampony @ ireo RAR ary mety ho azon'izy ireo kokoa izay tiany hambara.
5. kally ( 16/10/2007 08:20)
Ilay manoratra any @ olon-dehibe aloha raha izaho no teo amin'ny toeran'i Aino aleo hilamina, tsy zakan'ny olona mihitsy io midikiditra sy manakiana ny fomba fitaizany ny zanany io na iza na iza.Ka sao vao mainka hampidi-doza aminareo roa.

Miaro ilay namana tsy ho solafaka na hianjera angamba no azon-dry atao!
6. Samoana ( 16/10/2007 13:23)
Mitovy hevitra @ simplex sy kally:wink:. Aza miditra lalina loatra @ fitaizany ny zanany. Ny azy aza darofany mainka fa ianao "immigrant" io. Mitandrema mihintsy sao maratrany e.
Tohizo tohanana ara-tsaina @ maha-olo-kendry anao hatrany ilay namanao fa zava-dehibe ho azy izany. Raha tena tsy tantiny aza asiana manao fugue fa asaivo manatona association na polisy izy.
7. Aino ( 16/10/2007 14:04)
simplex ka dia teny tsotra no nalefako any @ ray aman-dreniny any, ary efa nohaseoko novakiany tato atrano ilay izy dia nilaza izy ireo fa raha izany eteny kely ho atsipiko iznay no hatao hatezitra hono dia efa olona mora tezitra 2 tsy misy dikany izany.
8. Aino ( 16/10/2007 14:07)
2. Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-10-2007 22:40:41
Lohateny : Re : mba mety ihany ve ilay hevitro?
fikana maternelle aloha lay hoe manoratra any @ ray ama-drenin'ilay olona fika nandra be
ka izy mivady aza mbola tsy hitako tava ko inn indray no ande ho ataoko????

: meva2. marina fa délicat araky ny tenin'i simplex satria mety tsy fantatrao izay antécédent sy izay tena antony nahatonga ilay tantara
arak'ilay fanazavana angatahiny pampianatra azy isan-andro aloha dia mazava ihany ny antony fa ireo ray aman-dreny koa dia anisany resiste eh!! ka izay koa ny holana aminko izoa hoe raha hiaona tava @ndry zareo aho mety tsy dia mety ihany ilay hevitra ka ny hevitro nandalo dia io nanoratra io.
9. Aino ( 16/10/2007 14:16)
4. Mpandefa : kally [ Valio ] 16-10-2007 10:20:33
Lohateny : Re : mba mety ihany ve ilay hevitro?
Ilay manoratra any @ olon-dehibe aloha raha izaho no teo amin'ny toeran'i Aino aleo hilamina, tsy zakan'ny olona mihitsy io midikiditra sy manakiana ny fomba fitaizany ny zanany io na iza na iza.Ka sao vao mainka hampidi-doza aminareo roa.

Miaro ilay namana tsy ho solafaka na hianjera angamba no azon-dry atao!
ka izaho aloha tao @ ilay carte efa nihezaka sy nandrindra tsara any ilay izy mba tsy hisiany teny mety hoe hatezitra andry zareo, ka izay no antony nanomezako an'ilay izy ho vakiany olon-dehibe tato atrano aloha alohany anomezako azy ireo azy, sendra mantsy ka tsy mety.



5. Mpandefa : Samoana [ Valio ] 16-10-2007 15:23:54
Lohateny : Re : mba mety ihany ve ilay hevitroNy azy aza darofany mainka fa ianao "immigrant" io
ka ahoana na ahoana aloha dia izaho tsy manaiky na azy io na tsy azy fa efa voarara ny lalana ny mamono sy manao ratsy taiza ny ankizy, ka raha sanatsia izany no hiseo eo, dia vonona ny hiatsika any izay miseho eo aho, ka efa naika nanoro hevitra azy handefa fitarainana any @pitandraharaha aho, nefa nieritreritra indray fa sendra tsy mety izany, ka ny tokony atao dia ny mialoha aloha dia miezaka manao izay mampilamina azy, ary efa nieritreritra lalina mihintsy aho fa tokony tsy hidirako nefa tsy tiako ny ahy ary tsy zakako ilay tohe-javatra tahak'izao.

ny any Dago aza efa tsy fidiny ko voa maika indray fa @ tany efa manana ny didiny izao.:evil:
10. simplex ( 16/10/2007 15:47)

Aino,
ity no tena hevitra hitako fa tsy mety nataon'i toi:

tokony mieritreritra/manotany aloha vao manao zavatra fa tsy hoe atao ilay izy vao anotaniana hoe mety ve ilay hevitro? kay le izy efa vita kou :°)

endraso alou izay vokany ee :)
d anotanio @ zay an ;-)
11. Aino ( 16/10/2007 15:51)
simplex nanotaniko any ilay namako sy ny piara mianatra ary ny pampianatra aminay ilay izy homaly raha mety ilay hevitro na tsia dia maro t@ndry zareo nanambara fa hoe mety raha izay no fatatro fa mety.

dia alohany nanomezako ilay valopy any ilay namako dia naseoko novakiany ny namana sasany aloha ny copie mitovy any ilay nosoratako dia nilaza ry zareo fa mety iny, ary mbola nanome safidy ho azy aho hoe, efa vitako iny ny izy ka hasakasakao indray na homenao azy mivady iny na tsia. fa tsy mbola any apelan-tanan'izy mivady ilay izy ka.
12. simplex ( 16/10/2007 15:55)

ah okay
coooooool :)
13. sarobidy ( 06/11/2007 06:36)
de nanaôna ny tohinity tantara ty ry Aino fa de nahavarina anah mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081