ronaldo09 sy ny real madridany nitondra atody an-trano

1. salmo1 ( 16/10/2007 13:30)
ronaldo09: handao hijery baolina tsika sy elah :lol:

Real Madrid ¿ - ? FC Barcelona

Real Madrid:
- Mpitsara mila solomaso, Penatiany Eto'o fingany Roberto Carlos, tsy izy hono :-D^:^
- Ny mpanaraka any R. Madrid =D ho an'i Ronaldinho =))

FC Barcelona:
- Tsisy tsikera;-)

http://dailymotion.alice.it/relevance/search/ronaldinho+real+madrid/video/x2orhr_liga-0506-real-madrid-vs-barcelona_sport de firy sy firy less ny lalao:?:
novalian'i ronaldo09 ny 09/11/2007 12:16
2. ronaldo09 ( 19/10/2007 17:26)
O ry papa !Lalao T@ 2005 ange io asehonareo io e!Fa mba jereo ange ny 23 okt 2006 e!@ sy donga ary i Real no nanjaka,11 mars 2007 3-3 ary saika resy ary fa ny 3em but matin'i Messi de tena hors jeu hitam-poko sy hitam-pirenena!
Mbola tsy afaka milahatra amin'ny Real ny Barca-nareo fa mianara mandaka ry Eto'o sy Deco zay vao hitovy amin'i Van Nistelrooy sy Canavarro.....
Raha te hahita spectacle ry Salmo midira ao Santiago Bernabeu fa misokatra ho anareo ny vavahadinay!
3. salmo1 ( 19/10/2007 17:46)
Tamin'iny taona iny anie 10 contre 11 e:lol:

Jereo amzany fotsiny oe: 3 - 3

;-)
4. ronaldo09 ( 22/10/2007 12:05)
Fa iza aloha no diso amin'le hoe 10 contre 11 nareo ihany ange !Ary ny tany Madrid 2-0 mba lazao hoe 11 contre 5 ????
Baolina baolina ihany i Bresil 10 contre 11 fa nandresy an'i Angleterre ny mondial 2002!Madrid leisy ry papa Madrid ary efa henon'ingahy fa nividy Avion ho an'ny Club mihitsy anie ny Real e!Ary mba oviana ny FC Barabara no hividy sarety?
5. salmo1 ( 22/10/2007 12:56)
Madrid:?:tsy namako elah :twisted::evil:

Miova elah Barcelona fa Barcelona no milay noho Madrid, vao miteny elah Madrid amiko
de :arrow:Aleo tsy mateniteny foana. ok?
;-)
6. ronaldo09 ( 25/10/2007 12:45)
Za kosa aloha tena tsy tia mainty an'i Barca mihitsy e!
7. salmo1 ( 27/10/2007 18:09)
ronaldo09:
Za kosa aloha tena tsy tia mainty an'i Barca mihitsy e!
rehefa tsy ti elah de mangina! fa zah koa tena tsy mirevy ny real madrid-lah zany e.
Na ny akamako aza, tsy avelako manaraka an'ireny fotsi2 tahakany tapotsina atody ireny.

Raha Barça zah de Barça koa izy, fa ra tsy zany tsy mety. Zah koa tsy manaiky e!;-)

ronaldo09! i ronaldo anie less tao no niala e... aiza zao i Beckame, i Roberto Carlos? taiza koa less nisy ekipa nandresy tam Liga de ny mpanazatra lasa fa tsy tamana intsony ah:?::-D
Mapme less elah fa miova ekipa^:^
;-)

8. ronaldo09 ( 31/10/2007 09:16)
Le mpanazatra ry akama noroahana fa tsy lasa fotsiny izany a!Ary Carlos ,Beckham,Ronaldo ...rariny raha niala satria efa tsy mahazaka ny rythme ao amin'ny Real intsony ....Ny ahy Real Madrid fatsy tia ekipa faikany hoatry ny Barcan'la...Ny ahy de i Eto'o sy Ronaldinho no tsy tiako indrindra ao ary ity mpanazatran'ilaisany ity !
9. salmo1 ( 31/10/2007 20:53)
ronaldo09: favo nareo ka:lol::?

Vao 1er mi-temps fotsiny de efa 0 - 4 Valencia - Real Madrid. ^:^^:^

Tokony ho tsofiny mpitsara amzay ny kiririotra farany fa efa betsaka iany zay baolina niditra zay.

;-)
10. ronaldo09 ( 01/11/2007 11:31)
Mba reveko indray ny passe-nareo tamin'ity .Za ange ry akama mba mpanao baolina ihany na dia tsy lasa tao amin'ny Barea aza ka matoa aho maka Real de ao izay ny antony .Ok e!
11. sarobidy ( 02/11/2007 12:32)
ronaldo09: héhéhéhé
12. naughtyboy ( 02/11/2007 18:03)
fa ronaldo ve tsy mahazo resaka oe efa nilaozany toetrandro i real,t@ androny zidane figo ,beckham reny no nety ny tsenany zao efa nilaozany barca lavitra be @ firindrandalalao mba mahaiza mitsotra oe barca zao mizy any ronaldhino,titi,messi,e'to sy reo kalaza erantany de vita ny resaka:-D:-Dmba mpanao bol ihany ny tena tokony ahafanatra zany:-P
13. ikaretsaka ( 02/11/2007 23:22)
fa inona izany kabarin'i tselonina sa vary saloon sy real, real ahoana? realiste be ve izany? de iza ny realizatera?
Tsy hainay manko le baolina kitra fa bezbolina no mba ahitana kely
14. naughtyboy ( 04/11/2007 10:22)
ika real de klioba anisany lehibe eto eropa nisy reo kalaza eratany @ taranja kitra ao madrid no misy azy io ary ronaldo no anisany manohana azy io:-D
15. ikaretsaka ( 04/11/2007 13:39)
ary ilay vary sy amalona sa mo vary n'tselonina koa izany?
izahay tsy mahay letsy sady tsy a la pagen'izany kitra izany le, aty aminay ireny kilalaom-bevavy
16. salmo1 ( 04/11/2007 13:45)
kanefa vizana omaly ny Real tany amin'ny kianjany Sevilla. Nitondra atody nody.
Maty aho marina fa saika nokendainy Sergio Ramos i Keita :^)

Sevilla 2 - R.Madrid ZERO

:-D:-D
17. ronaldo09 ( 07/11/2007 08:57)
Ka io ange ny real mihitsy no nanao fananiana ho resy e!
18. naughtyboy ( 07/11/2007 18:07)
zany an:-D:-D ny ekipa favy ve ahavita anzany?8O
19. salmo1 ( 09/11/2007 01:02)
Ka io ange ny real mihitsy no nanao fananiana ho resy e!
=))=))aiza ndray zany fa tssss :-D:-D
rehefa resy de resy, tsy misy kakam-bava intsony.
^:^
20. ronaldo09 ( 09/11/2007 12:16)
Fa zao e!Na izany na tsy izany zahay aloha no champ.. en titre ao Espagne ary voalohany ao amin'ny Liga,ary favoris amin'ny Cl sady koa voalohany ao amin'ny groupe C ka inona ary no mampitomany anareo e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2363