Gascar contre Comores: Esprit RAVALOMANANA

1. tezitra ( 16/10/2007 11:03)

6 et 2 hono; et alors?
Za tsy Faly, raha tsy CÔte d'ivoire ny Drogba no resintsika
Mba ambitieux fa tsy Bandy rerakin'ny RAMADAN no resintsika d 'efa dedaka ny sasany !

AZA MANAO ESPRIT RAVALOMANANA OA

SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
novalian'i Rojoukel ny 30/10/2007 20:39
2. xxx ( 16/10/2007 11:08)
mivonto orona lalandava :^)
3. salmo1 ( 16/10/2007 11:20)
tezitra:
1- Tsisy hidirany mpanao politika ny fanatanjahantena.

Satri ry zalah 11 teo amboniny kianja, de nisy ny mpanaraka any and-ra8 ary nisy koa ny tsy mpanaraka and-ra8.

Nohony izany: miala tany ny politika:arrow:
;-)

4. mandrindra ( 16/10/2007 17:52)
mba ambitieux, tsara be mihitsy ilay torohevitr'i tezitra. fa rehefa ambitieux amin'ny fifaninana, dia tsy maintsy manomboka amin'ny fihodianana voalohany. ary rehefa te handredy ny mahery dia manintsana ny aty ambany aloha izay vao mifanandrina aminy. aleo arahana ny isan'ambaratongany dia avy eo hita hoe hatraiza ny ahavon'ny fahaizana.

rehefa mandresy aloha na iza na iza no resy dia tsy maintsy faly foana. sa koa rehefa mandresy dia hanao hoe azafady ry zalahy fa resinay ianareo. sa hoe aleo averina ilay match ahembotra 1 volana amin'izay lisany mikaly fa tsy ramadan?
5. ravatorano ( 17/10/2007 10:15)
marina zany mandrindra ah
tezitra< defa miarihary b laoatra ilay poisssons entinareo kle hahahahahah soa fa mbola fré
fa zao e mbola ho resitsika malagasy ireny cote d'ivoire ireny, mbola handray anajara ain'ny can isika fa aza gaga enao ary aza mitampim bava rehefa tonga izay fa asehoy hatrany ilay esprit poissons morts e!
:wink:
6. Razouzou ( 18/10/2007 17:51)
za lo miombo kevitra am nao ra tezitra^:^ zavatra tssss
komory ve no mba resy de midedaka sika .Aleo marina ambitieux,mba ry cote d'ivoire no resena fa tsy bandy vizana tam RAMADAN=D=D=D
7. salmo1 ( 18/10/2007 18:27)
Razouzou:
mba ry cote d'ivoire no resena fa tsy bandy vizana tam RAMADAN


Marina zany ka, fa rehefa naharesy aloha dia naresy.
Matoa ny Barea tsy naharesy ny Cote divoara, misy antony ao zay. De zao kou: tsy ry zalah teo ambony terrain akory no vendrana, fa ny mpanazatra sy mpanao tetikasa foot no tena bleme tsy mamely.
8. Rojoukel ( 30/10/2007 20:39)
tezitra >> misy lalàna ireny RAMADAN ireny, ho an'ny mpanao fanatanjahatena ohatra de tsy manaraka an'reny izy rehefa misy competition ataony. De zao koa e ! refa maresy alou de maresy fa tsy misy hoe iza na iza no resy. Mba ankasitrahana foana ze nataon'ny boay kely teo ambony terrain e ! elah anisan'le tsy mahay mankasitraka.
De tsy azoko koa hoe "inn no idiran'ny resaka RAVALOMANANA am'le resaka"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3388