Vavolombelona III

1. hery ( 15/10/2007 17:01)
:-) (Alefako koa ny ahy)

Asa raha fantatrareo ry namana isany (io ilay fampandriana adrisa :-) ) fa misy namana eto amin'ny serasera rehefa teneninareo hoe tena namana dia manaiky. Dia rehefa kotikotinareo izy dia manaiky. Anaovana sentiment kely dia roboka tokoa. Rehefa tonga tokoa anefa ny vie reelle dia iny izy no tonga saina dia lazainy fa ianareo no mandainga... dia anaovany resabe eto amin'ny forum. Nitady sary izy tsinona dia nomenareo ny sarinareo tamin'ny mbola manja. Dia lazainy fa ianareo no mamitaka.

Misy koa ny namana izay tena noraisinareo ho namanareo. Nampianareo amin'ny sarotra sy tamin'ny mafy indrindra. Nony nilamindamina anefa izy dia angamba heveriny hoe hampiely ny fijaliany taloha ianareo dia iny fa ny azy no ataony tonga aloha eto amin'ny forum.

Misy koa ny namana izay mihevitra anareo fotsiny tsotra izao hoe mangalatra ny vadiny... Izany angamba no lazain'ny vadiny any. Izy sy ny vadiny no tokony hifandinika.

Misy koa ny namana izay izay mangataka zavatra aminareo dia omenareo... kay any ambadika izy vavabe no ataony. Lazainy fa ianareo indray no miseho milay.

Ary misy ireo namana izay tena noheverinareo ho namana, rehefa mba lavo sy nanao ny tsy nety ianareo, dia izy indray no tena hanindrahindra ny faharesenareo. Na dia efa mifona aminy sy mitalaho aza ianareo hoe aza atao resa-be... dia mbola vao mainka indray hanokafany dinika maromaro ho hitam-bahoaka.

Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato.

(oups... lasa marina zany santimaka zany :-) )

Fehiny:

Izay tsy tian'ny olona atao amin'ny tenanao dia aza atao amin'olona (hoy ny baiboly)... na ny marimarina kokoa, alohan'ny hanaovanao zavatra iray dia eritrereto hoe ary raha izaho no atao an'izao, zakako ve? Samy mba manana ny fahalemeny daholo mantsy e.



Raha toa moa ka ilay sarinareo mba metimety iny no nasehonareo azy dia lazainy fa mandainga hono ianareo fa tsy manja akory :-)





novalian'i Papoose ny 26/10/2007 19:19
2. diamondra27 ( 15/10/2007 17:08)
hery: de asakasak'izay mandainga io kanefa mahatsiaro voafitaka rehefa tonga ny fotoana hihaonana koa.

De tsy asiana sentiment zany ny fiainana fa vivez le moment present e! ; pas de prise de tête :-D:-D:-D

masaka be

tena serasera marina izy zany rahery an!
3. cutie ( 15/10/2007 17:16)
serasera resadresaka
mampatsiaro hian'i samoela:-D
4. melody ( 15/10/2007 17:46)
izany ve, tantarao hoe fa tsy haiko, mitovy an'ity resaka ity ihany ve?:)
5. Aino ( 15/10/2007 17:53)
hery =D=D

:-w^:^^:^efa tratrany sasany t@ ireo voalaza teo ireo ny tena, fa ny any tsara dia mangina, fa izay mangina hono volamena.:-$:-$
6. cutie ( 15/10/2007 17:56)
melody
ndraso alou henoiko ndray le hira :)
7. diamondra27 ( 15/10/2007 17:59)
o^oo^oo^o za koa akia ry cutie mba hihaino a!

sao de mila antsoina pompier
8. tywa68 ( 15/10/2007 18:03)
:lol:
9. cutie ( 15/10/2007 18:07)
lol DM:-D:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 15/10/2007 18:08)
alefako ao @ rvg refa veo :)
11. booboo ( 15/10/2007 18:19)
Cutie > zà tsy mihaino radio fa tantarao hoe :-D
12. cutie ( 15/10/2007 18:34)
za koa aza mbola hihaino :-D
13. Aino ( 15/10/2007 18:36)
za efa mihaino
14. cutie ( 15/10/2007 18:39)
mbola any ambany be any ny liste
15. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:08)
cutie:

serasera resadresaka
mampatsiaro hian'i samoela:-D



mba omeo vola kely any aloha r'ianona an!
16. cutie ( 15/10/2007 19:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. Ralay ( 15/10/2007 19:24)
Izay ilay hoe virtuel(le) dia samy m,adray zay tandrifiny. Hita eo ihany nyolona matotra rehefa miresaka :lol:
18. Ralay ( 15/10/2007 19:25)
Izay ilay hoe virtuel(le) dia samy mandray zay tandrifiny. Hita eo ihany ny olona matotra rehefa miresaka :lol:
19. cutie ( 15/10/2007 19:33)
efa handeha le hira ry reto fa stay tuned a o^o
20. radjery ( 15/10/2007 19:52)
hira in zy ry reto, dé aiza no mandé:roll::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7129