Vavolombelona III

21. diamondra27 ( 15/10/2007 19:57)
Ralay:

Izay ilay hoe virtuel(le) dia samy mandray zay tandrifiny. Hita eo ihany ny olona matotra rehefa miresaka :lol:



_______________________________

:-D:-D:-D

ary Ralay sao de mba efa nisy namitaka koa aza klé:-P:-P:-P

22. cutie ( 15/10/2007 19:59)
Mpandefa : radjery [ Valio ] 15-10-2007 21:52:03
Lohateny : Re : Vavolombelona III
hira in zy ry reto, dé aiza no mandé

mody tara:-D
23. diamondra27 ( 15/10/2007 20:16)
radio vazogasy milay annnnn!
cutie::-D:-D
24. radjery ( 15/10/2007 20:20)
tara kely dray zany:oops:fa varina nijery filma:-D:-D
25. cutie ( 15/10/2007 20:29)
Mpandefa : radjery [ Valio ] 15-10-2007 22:20:54
Lohateny : Re : Vavolombelona III
tara kely dray zanyfa varina nijery filma

radem ny rewind:-D
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-10-2007 22:16:52
Lohateny : Re : Vavolombelona III
radio vazogasy milay annnnn!
cutie:

tapaka ny tsinaiko nihaino azy:-D:-D:-D:-D
26. xxx ( 15/10/2007 20:30)
cutie:

Mpandefa : radjery [ Valio ] 15-10-2007 21:52:03
Lohateny : Re : Vavolombelona III
hira in zy ry reto, dé aiza no mandé

mody tara:-D


mahavariana ianareo reto e !
27. radjery ( 15/10/2007 20:34)
mazàho fafinaretana mijery anay zany ry xxx:-D:-D:-D
28. cutie ( 15/10/2007 20:38)
de aza adino ny pop corn:-D:-D:-D:-D
29. mirabela ( 15/10/2007 21:19)
hery:

:-) (Alefako koa ny ahy)

Asa raha fantatrareo ry namana isany (io ilay fampandriana adrisa :-) ) fa misy namana eto amin'ny serasera rehefa teneninareo hoe tena namana dia manaiky. Dia rehefa kotikotinareo izy dia manaiky. Anaovana sentiment kely dia roboka tokoa. Rehefa tonga tokoa anefa ny vie reelle dia iny izy no tonga saina dia lazainy fa ianareo no mandainga... dia anaovany resabe eto amin'ny forum. Nitady sary izy tsinona dia nomenareo ny sarinareo tamin'ny mbola manja. Dia lazainy fa ianareo no mamitaka.

Misy koa ny namana izay tena noraisinareo ho namanareo. Nampianareo amin'ny sarotra sy tamin'ny mafy indrindra. Nony nilamindamina anefa izy dia angamba heveriny hoe hampiely ny fijaliany taloha ianareo dia iny fa ny azy no ataony tonga aloha eto amin'ny forum.

Misy koa ny namana izay mihevitra anareo fotsiny tsotra izao hoe mangalatra ny vadiny... Izany angamba no lazain'ny vadiny any. Izy sy ny vadiny no tokony hifandinika.

Misy koa ny namana izay izay mangataka zavatra aminareo dia omenareo... kay any ambadika izy vavabe no ataony. Lazainy fa ianareo indray no miseho milay.

Ary misy ireo namana izay tena noheverinareo ho namana, rehefa mba lavo sy nanao ny tsy nety ianareo, dia izy indray no tena hanindrahindra ny faharesenareo. Na dia efa mifona aminy sy mitalaho aza ianareo hoe aza atao resa-be... dia mbola vao mainka indray hanokafany dinika maromaro ho hitam-bahoaka.

Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato.

(oups... lasa marina zany santimaka zany :-) )

Fehiny:

Izay tsy tian'ny olona atao amin'ny tenanao dia aza atao amin'olona (hoy ny baiboly)... na ny marimarina kokoa, alohan'ny hanaovanao zavatra iray dia eritrereto hoe ary raha izaho no atao an'izao, zakako ve? Samy mba manana ny fahalemeny daholo mantsy e.



Raha toa moa ka ilay sarinareo mba metimety iny no nasehonareo azy dia lazainy fa mandainga hono ianareo fa tsy manja akory :-)


misy adino, d misy koa ny namana eto tsy kôpy ninoninona fa d miresadresaka fotsiny refa misy resaka intéressant d, manalà azy mananiany, ary miresaka amin ny olona retra, na mpandefa hafatra na na amin ny dinika na amin ny sary.:D






30. sakaizakely ( 15/10/2007 21:43)
efa samy hilaza izay manirikiry azy ihany dia mba apoakako eto koa ny ahy fa tena maharangitra izy izany.

androany de nisy namana iray teto niantso ahy tél. Aleo atao hoe xxx128 mba tsy hanononana azy. Za be erehina, sady teo ampanaovana sakafo ka diso aby ny raha natao : nifamadika ny chocolat noir sy ny kubor, ny masirasira mifono mavomavo indray no voakarepoka tampoka :evil::evil::evil::evil::evil:

Nakarapoko ny tel de mody nataoko hoe nisy fahatapahan'herimbaratra.

Mahatsiarova tena ry xxx128 dia fantaro fa ary raha teo akaiky teo izy de ho nitsambikimbikinako sal@ ity

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Samia mamoaka izay ao ampony daholo ary
31. diamondra27 ( 15/10/2007 21:47)
sakaizakely : X fahafiry njay nareo @zany

fa tsy hitsahatra mihnintsy ve izy ity e!

rehefa lasa ny ao ampo de apaisé:oops:
de à syuivre zany fa ny actrice "rôle" zao mbola tsy niseho mihintsy fa diso N° phone tany @njy tany ngamba zany fa sao de tokony pompier no natsoiny


32. sakaizakely ( 15/10/2007 22:02)
diams> :P:P:P:P

ayyyyyyyyyyyyyy ! mba te hivanitika hampilamina ny atmosfera akia no nataoko fa aza raisina sérieux be takan'io a :°):°):°)

tsy mbô te himeh ve njy ?
way koussé

mbo mody nataoko hoe xxx128 fa tsy mi viser n'iza² za fôtana e !

akia a :-*:-*:-*
33. sitlo ( 15/10/2007 23:20)

[center]:b[/center]


34. ratonga ( 16/10/2007 00:08)
sakaizakely :
Nakarapoko ny tel de mody nataoko hoe nisy fahatapahan'herimbaratra.

:cry: ngà koa misy déléstazy any aminareo:?:-D:-D:-D
35. malalatinasoa ( 16/10/2007 01:13)
Fa inn klou no namparomotra? Ilay resaka t@ phone sa ny chocolat nifandiso t@ kubor.

Ny ahy manko zao dia ity sady tsy maharaka film no tsy maharaka vazo (sady @ izay samoela) ty mintsy no mampalagy :evil::-D:-D:-D
36. diamondra27 ( 16/10/2007 04:18)
malalatinasoa: tsy naharaka tantara fa asiana ratrapazy kely

fomban'ny le olona ny manadio tena, dia miantsoantso ny rehetra hanamari-tena ka sakaizakely zany araka ny fantatsika eto virtuel de vhv lehibe manaja tena tsy te-hiditra @ aferany satria efa mahafantatra ny toetrany

sakaizakely: asio fihomehezana @zay aza fa ny ahy ny ahiako misy tsy mahatanty humours eo de hisy hanome tsiny indray.

ratonga: ny delestage ngah no betsaka any :-D:-D, odoie

37. sasa ( 16/10/2007 04:54)
kiiiiii ny an'ahy aleo zavatra mahafinaritra no ho tantaraiko eto, he he he he izahay namanadago zao d hanao fihaonana indray am samedi 20 octobre d hifety indray izany e, aleo fety foana ny fiainana e! :-D:-D:-D:-D
maninona nefa isika ato raha mifankatia be doly amzay e! sa tsy mety
38. ravatorano ( 16/10/2007 04:55)
feno fitaka less zalah ny tany a!
tsy maagaga io e fa fombany ihany
i fitaka io ihany no mahaotnga ny anakamaroan'ny namana tsy mahasahy miseho rehefa tonga ny fihaoanana "réel" fa aleony izy miafina ao amin'ilay virtuel ihany sady mety nitaimbaka tamin'ny namana hafa tany d matahotra ny ho sarona !
:-P:-P:-P
:wink:
39. sasa ( 16/10/2007 05:00)
ravatorano zoky be:-*:-*:-*:-*
40. diamondra27 ( 16/10/2007 05:02)
ravatorano:

feno fitaka less zalah ny tany a!
tsy maagaga io e fa fombany ihany
i fitaka io ihany no mahaotnga ny anakamaroan'ny namana tsy mahasahy miseho rehefa tonga ny fihaoanana "réel" fa aleony izy miafina ao amin'ilay virtuel ihany sady mety nitaimbaka tamin'ny namana hafa tany d matahotra ny ho sarona !
:-P:-P:-P
:wink:


__________________________________

ka zay le we: ny aza voany ihany koa.
na koa rehefa miaraka @ namana dia miteny hoe: aza avoaka ny sariko



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0329