Vavolombelona III
41. miarina
(
16/10/2007 07:08)
Misy koa ny namana tena namana na dia miresaka eto fotsiny aza fa tsy hita.
Raha nitantara ny olana nisy tamiko aho dia betsaka ireo olona izay namaly ahy ary valinteny avy @ fo tokoa. Isaorako azy ireo be dia be izany.
Na dia tsy ihaona amiko aza ny olona miresaka amiko eto (tsy mitifitra olona aho akory) satria tsy fanaoko izany dia tsarovy fa matoky sy nandray anareo toy ny namako aho

42. sarobidy
(
16/10/2007 07:13)
Hainareo ve le hira oe:
"Feno fitaka ny tany safotr'onja izany fo
Mampirotsaka tomany ireo babon'ny manjo
Mampaniry hasambarana sy fiadanam-po
Toa satry aza hanaelatra soa
Soa iany fa tao Ilay Ray Tsitoha...."
Tsy haiko tsony ny tohiny:^)

44. tywa68
(
16/10/2007 09:27)
miarina : ie tena misy namana eto k : na tsy hita aza d fantatra @ famaliny :-*
45. ravatorano
(
16/10/2007 09:53)
marina anie fa tena misy namana eto e ary ireny ngah dia hitanao misehoseho b loatra fa na miseho aza dia fantatrao hoe zany no akama mlay b zany fa ilay namanamana no tena gravy eto !
tsy hita atao ahona fa mampihazohazo kanou !
anjaranao sisa milomano aminy dia ny aza marary fo fotsiny aviteo :-P:-P:-P
:wink:

46. mbaliana
(
16/10/2007 10:16)
na koa rehefa miaraka @ namana dia miteny hoe: aza avoaka ny sariko
tena voanao kosa za ravato a... za no mpiteny an'io :oops::oops::-*:-*.. fa za aloha mbola tsy namadika na indray mande aza.. sa efa nisy navadiko? :^):^):^):-D:-D:-D
47. sasa
(
16/10/2007 10:26)
zao fotsiny e! cool fotsiny d tsy voanzany rehetra izany :-D:-D:-D
ravatorano moa namakô, sady zoky be :-*:-*

48. diamondra27
(
16/10/2007 10:35)
ravatorano:
marina anie fa tena misy namana eto e ary ireny ngah dia hitanao misehoseho b loatra fa na miseho aza dia fantatrao hoe zany no akama mlay b zany fa ilay namanamana no tena gravy eto !
tsy hita atao ahona fa mampihazohazo kanou !
anjaranao sisa milomano aminy dia ny aza marary fo fotsiny aviteo :-P:-P:-P
:wink:
________________________________
aleo hihaino an-dranadahy kely aloha ^:^
ravatorano moa namako ôoooooo:-P
49. tywa68
(
16/10/2007 11:11)
mbaliana : aleo mihitsy njy ho teneniko eto fa tsy lasa ny nataonjy :-D:-D mba mananihany re an !
sasa : ireny mody zoky ireny koa tena tssssssss :-D:lol: aza tezitra ravatorano a :-P

50. la
(
16/10/2007 12:29)
Samy mahita atao daholo reto ny olona a!! fa raha ny fijeriko azy de vitsy ny olona eto amin'ny serasera no sahy milaza ny marina, ekena fa ny marina rehetra tsy filaza nefa na dia izany aza eto ange NAMANA e! tsy hitako mintsy hoe resaka bika sy endrika zany ve de afenina nefa enao hita eo fona nge ee!
Fa aza mba tratran'izany notantarain'i hery zany aloha e, fara faharatsiny refa tsy mifanaraka amin'izay neritreretinao le olona de mangina fotsiny fa tsy be resaka sy manaratsy!!:-$:-$:-$
=D=D^:^^:^^:^

51. sasa
(
16/10/2007 14:07)
tywa68 ireny mody zoky ireny an! manambaka zandry:-D:-D:-D:-D:-D
ravatorano moa namakô
ravatorano moa namakô
52. ikaretsaka
(
16/10/2007 14:43)
tywa, mbaliana: sika telo dahy tsa nety ny nataontsika entre antsika aloha e... fa soa isika fa nihaiky de nikonfesy:-D
53. mbaliana
(
16/10/2007 18:23)
tywa> haiko mihitsy fa njy io manao andolompo be mihitsy... anga tsy tadidiko iny.. nalainjy le mangahazo tetipohy tokony ho petit dejeuner ko....:-D:-D:-D:-D=))=))=)) le hety kosa aloha nafeniko fa tsy tiako hetezanjy intsony ny nem :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
ika> aza mitady namana anay eo fa ianao no tena namadika anay koa :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*

54. tywa68
(
16/10/2007 18:28)
mbaliana : njekaky ô ! hay v njy no naka ny hety tao e ! ny mangahazo kosa tsy zah e :lol:-D
Ika : tsy nanaiky n'inona² aho sa i mbaliana no nanaiky ho anay 2 ? :-D:-D

55. mbaliana
(
16/10/2007 18:35)
tywa> =))=)):-D:-D:-D toa hoe nentinjy tany amin'ny tsobato hono :-D:-D
56. tywa68
(
16/10/2007 18:45)
mbaliana : alefaso hafatra manokana amiko hoe iza no nitory ahy fa lasa mpifosa hono raha be resaka eto :-D
57. mbaliana
(
16/10/2007 18:54)
tywa> an an an aleo eto mihitsy fa sao tsy valianjy za any...sao manao xxx njy any koa :-D:-D:-D:-D
58. sasa
(
17/10/2007 04:05)
film mbaliana sy tywa68 ary Ika indray izany no malaza ato, aleo ho soloiko ny seza fa toa mahamongo koa ity sera iray ity kan!:-D:-D:-D:-D
59. Rasiligaoma
(
17/10/2007 04:12)
raikitra koa ny filma vaovao ato. un homme contre 2 femmes: Feat. Ika mbaliana tywa
60. najah
(
17/10/2007 05:52)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN