Vavolombelona III

101. tywa68 ( 25/10/2007 17:31)
ny ahy ry sasa tsy mijery an'ireny xxx ireny aho a ! ataovy an'izany koa ry ari a !:wink:
102. mbaliana ( 25/10/2007 19:26)
sasa> ^:^
103. sasa ( 26/10/2007 06:04)
tywa68 ka izay mintsy anie wa tsy mendrika ny ho jerena sy valiana akory akia.
104. ari.malala ( 26/10/2007 06:32)
OK aky fa voaray ny totohevitra a;)
105. sasa ( 26/10/2007 10:10)
kanefa za atsy ambadika tafamaly fa adinodinoko :-D:-D
106. mbaliana ( 26/10/2007 18:11)
za aloha namaly foana rehefa tsy mahay mipetraka tsara ka...
107. Papoose ( 26/10/2007 19:19)
xxx, :-D:-D:-D mitady hampietsika ny tambavinao ndray angaha le resa-kintana?

ntsonaleeee!!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0775