Vavolombelona III
81. Vahinala
(
18/10/2007 13:14)
sali daoly, fa inn oa le olana e ! Aleo tsika hifankatia hatrany e ! Kiss daoly
82. tywa68
(
18/10/2007 17:23)
Vahinala : ka maniry kintana zay gidany e ! tsy misy azo fa fanina :-D:-D (tsy misy olana e):wink:
83. ikaretsaka
(
18/10/2007 20:42)
kintana be aaaaaa aiza enao eeeee
arty za nahamarika fa nisy kintana 1 tsy hita mihitsy...
ilay mpanontany lava anahy iny hoe inona akia izany lamoty? inona akina izany kopy?, inona akia izany milbandy?:°)
arty za nahamarika fa nisy kintana 1 tsy hita mihitsy...
ilay mpanontany lava anahy iny hoe inona akia izany lamoty? inona akina izany kopy?, inona akia izany milbandy?:°)
86. sasa
(
19/10/2007 05:02)
Ikaretsaka haiko amzay le kintana lazainao? mbola ho avy eo izy.
ari.malala sy mbaliana tsy nifanenjika tam Ika sy lefijo izany kosa za an! mety le kambana amiko angamba izany:-D:-D:-D:-D:-D
ari.malala sy mbaliana tsy nifanenjika tam Ika sy lefijo izany kosa za an! mety le kambana amiko angamba izany:-D:-D:-D:-D:-D
88. diamondra27
(
19/10/2007 13:08)
ikaretsaka:
kintana be aaaaaa aiza enao eeeee
arty za nahamarika fa nisy kintana 1 tsy hita mihitsy...
ilay mpanontany lava anahy iny hoe inona akia izany lamoty? inona akina izany kopy?, inona akia izany milbandy?:°)
____________________________
kintana zany ve tsy we: haingàna e!:-D:-D:-D:oops::oops:
kopy zany ve tsy le fisotroana rano?
milbandy = 1000 bandes fanaovana pansements
le we: mlamoty tena tsy koboko ry ika?:oops:
sa lamody :-D:-D
89. xxx
(
20/10/2007 12:05)
diamondra27:

mody fanina efa mpanao ratsy teto foana taloha an!
Raha nanadino ianareo dia ixxx tsy nanadino fa io no nanao rstay teto foana nefa be vava ankehitriny!
90. xxx
(
20/10/2007 12:08)
Hadino ve ny resaka sary sy ny pseudo feno harona teto nefa dia hita fa io no nanao izany. Rehefa resy tany ambadika tany dia eto nanala vokona.
Efa ho 50 taona anefa no nanaovany an'io!
Efa ho 50 taona anefa no nanaovany an'io!
91. diamondra27
(
20/10/2007 12:55)
xxx:
diamondra27:
ikaretsaka:
kintana be aaaaaa aiza enao eeeee
arty za nahamarika fa nisy kintana 1 tsy hita mihitsy...
ilay mpanontany lava anahy iny hoe inona akia izany lamoty? inona akina izany kopy?, inona akia izany milbandy?:°)
____________________________
kintana zany ve tsy we: haingàna e!:-D:-D:-D:oops::oops:
kopy zany ve tsy le fisotroana rano?
milbandy = 1000 bandes fanaovana pansements
le we: mlamoty tena tsy koboko ry ika?:oops:
sa lamody :-D:-D
mody fanina efa mpanao ratsy teto foana taloha an!
Raha nanadino ianareo dia ixxx tsy nanadino fa io no nanao rstay teto foana nefa be vava ankehitriny!
_______________________
tsy za no niteny an'io fa ikaretsaka tompoko ô!
avereno vakiana ny size de aza avadika le mpanoratra azy ô!
92. Papoose
(
20/10/2007 16:08)
Tompokolahy sy Tompokovavy!!!!!!!!
Avoahy i Kintana zany fa efa ho avy ny krismasy eeee!!!
Avoahy i Kintana zany fa efa ho avy ny krismasy eeee!!!
93. ari.malala
(
22/10/2007 12:22)
in daolo ndray mou le hira misy kintana ireny zao? za zany t hihira kle! tssss tsisy inspiraka mints kou za zany an:-w:-w
94. mbaliana
(
23/10/2007 11:02)
ika> koa mitady ny kintana tsy hita...nefa anie misy kintana bdb ireo e...mitady hisy film hanongatra njay any aho any...:^):^):^)
ari> tainkintana akia no misy a...
ari> tainkintana akia no misy a...
95. ari.malala
(
24/10/2007 06:52)
mbaliana, tssssss tainkintana v ky no mba omendry ana tssssss! ndry ky tena tssssssssss:-D:-D:-D:-D:-Dza ky ts tia ka! za hidongy:-(
97. ari.malala
(
25/10/2007 07:45)
:-D:-D:-Dkintana telo mirefy nyfitiavako anao tsy mba lefy v.:-D:-D:-D
98. xxx
(
25/10/2007 10:53)
dia amniry kitana daholo ve ireo olona ireo? Patétika be ianareo! Lamentabila! koa!Hiiiii!
vendrana beuh ô!
vendrana beuh ô!
99. ari.malala
(
25/10/2007 11:30)
pffffff, xxx, tu ne mérites même pas d'être répondu(e)! tu es plus lamentable que nous! pauvre de toi... aigri(e), amèr(e)refa ts mahatanty ny vazivazy eto am serasera rise d mandàna mitokamonina a! site hafa idirana! eto miresaka sy mihanihany no atao eto!
100. sasa
(
25/10/2007 11:51)
ari.malala calmos njy klou hi hi hi inona aza no hirarahintsika anzany, refa xxx izy d aza hiasana saina akory fa avelao izy ho any.Mpihatsaravelatsihy ireny e!