Vavolombelona III

61. tywa68 ( 17/10/2007 06:26)
rasiligaoma sy sasa : efa tafapetraka tsara ve e :-D:-D

Mbaliana : valio ary ny fanontaniako (njy no rôle e):-D
62. ari.malala ( 17/10/2007 07:05)
:-D:-D:-D:-D:-Din daolo ry reto zany a:-D:-D:-D:-Dhety naika hanapahana ny akanjon'i mbaliana v:-D:-D:-D:-Dsa naika hanapahana ny volon'ika?:-D:-D:-D:-Dzay nenareo, zao ika lava volo be takona hatram masony mintsy:-D:-D:-D:-D
63. mbaliana ( 17/10/2007 09:42)
tywa> za tsy hamoaka an'le anarana fa ze niaraka nihinana mangahazo sy nanao tsobato anjy dia mahalala an'izany daholo...:roll::roll: ( mivadika biby ny tantara)dia henoko ko fa nataonjy koba le izy (balahazo) dia hoe avy any dago io...:-D:-D:-D

ari..> mamorona tantara ambonin'ny tantaranay ve njy sa ahona e? :-D:-D:-D

dia inn role-n'i Ika eto amn'ity tantara ity?:roll::roll::roll:
64. sasa ( 17/10/2007 10:47)
Ika le manisa kintana no role-ny:-D:-D:-D
65. ikaretsaka ( 17/10/2007 14:27)
za zany ilay itambarana e:wink:

sasa.. za manisa XXX sa kintana koa ireny? efa lasa star aby nareo ko
66. ikaretsaka ( 17/10/2007 14:28)
sady aza mitabataba amin'izay fa manomboka ny filma vaovao dia tsy ho voaisako intsony ny xxx zay za vo bedy eo!
ary mba omeo kakapizon na izany aza le!
67. ari.malala ( 17/10/2007 14:30)
:-D:-D:-Dko efa samy hamorona ny filmany iany io ko ts hamorona koa anay?:-D:-D:-D:-D:-D
68. mbaliana ( 17/10/2007 17:29)
ari> aleo aloha ho tapitra ny anay fa manjary manao concurrence aminay njy.. sady amin'izay njy mnagalatra ny tantaranay :miam::miam::miam::-D:-D:-D
69. ikaretsaka ( 17/10/2007 18:12)
fa entre pas.. misy kintana tsy nipoitra intsony tokoa hoa e8) nankaiza ary?
70. mbaliana ( 17/10/2007 20:45)
dia maninona raha tsy eo izy? ametraho hafatra izy dia ho hitanao haingana ny valin'ny fanontanianao 8)
71. ikaretsaka ( 18/10/2007 03:12)
ory kintana ah.. aiza enao ooo!
izay fa nafarako:-D
72. Papoose ( 18/10/2007 04:05)
ataovy zany ny ampamoaka eee!:-*:-D
73. sasa ( 18/10/2007 04:48)
Ikaretsaka fa iza le kintana tsy hita tsony io aloha omeo indice kely sô d fantatro ny antony tsy mahaeo an'azy
74. Tanora ( 18/10/2007 06:13)
gaga be aho @ dinika,izaho sahy mijoro milaza fa nahita, nahazo namana tena namana teto @ serasera, isaorako ny Tompo izany,isaorako manokana eto tsy sasatra i Adidy sy Watafon,maniry anareo rehetra aho ahitanareo namana toy izao,:-*:-*:-*
75. ari.malala ( 18/10/2007 06:33)
mbaliana, ts manao concurrence zany ky za fa za aza mba manohy a:-D:-D:-D:-D:-D

ika, normal b nge ra tsitanao le kintana e, ny volonao hoa ts voahety fa ny hety nafenin'i mbaliana:-D:-D:-D:-Dd hitan'i sasa d nentiny niazakazaka tany ambany fandrina d latsaka ao anaty gorodona:-D:-D:-D:-D
76. sasa ( 18/10/2007 08:00)
Tanora:

gaga be aho @ dinika,izaho sahy mijoro milaza fa nahita, nahazo namana tena namana teto @ serasera, isaorako ny Tompo izany,isaorako manokana eto tsy sasatra i Adidy sy Watafon,maniry anareo rehetra aho ahitanareo namana toy izao,:-*:-*:-*


tsara be izany fa d mazotoa misera ary e!


77. sasa ( 18/10/2007 08:02)
ari.malala:

hitan'i sasa d nentiny niazakazaka tany ambany fandrina d latsaka ao anaty gorodona:-D:-D:-D:-D

kay kay kay ho raikitra ity tantara ity fa misy manenjikenjika be mintsy hoe nentiko tany ambany gorodona :twisted::twisted:

78. xxx ( 18/10/2007 08:31)
Tanora:

gaga be aho @ dinika,izaho sahy mijoro milaza fa nahita, nahazo namana tena namana teto @ serasera, isaorako ny Tompo izany,isaorako manokana eto tsy sasatra i Adidy sy Watafon,maniry anareo rehetra aho ahitanareo namana toy izao,:-*:-*:-*


Tsara izany , irina hitohy ny fifandraisanareo .
Misy fitenenana hoe " Qui se ressemble s'assemble " na koa hoe "dis-moi qui tu hantes et je te dirai qui tu es" : matoa ianao tafaraka @ olona mahafinaritra dia satria mahafinaritra ...
79. mbaliana ( 18/10/2007 09:16)
sasa hay njy le nifanenjika tany ambany fandriana niaraka tamin'i le Ika sy leFijo dia za no mba tatatatain'i Ika hoe za no nandeha tany.. sao mba efa miha antitra aza io Ika io...??':-D:-D:-D:-

Tanora > tsara be zany fa dia tohizo ... misy hafa koa namandry zalah ireo mitovy amin'izany e :wink:
80. ari.malala ( 18/10/2007 11:49)
sasa, ka zany nge no henoko e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Tanora, tsy ianao irery no nahazo namana tena namana ka, fa mafinaritra d enga enia hitohy ny iffankatiavanareo sy ny fifandraisanareo :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0887