Mankarary ny mason'ny tia tena ny mahita ny mpino
1. xxx
(
18/10/2007 13:38)
Azo ekena fa:
1 - Na tsy ao anatin'ny fiangonana aza dia azo atao ny mampianatra zavatra tsara sy manao zavatra tsara
2 - Ny fiangonana dia nanao hadisoana lehibe teo amin'ny tantara.
Izao anefa:
1 - Raha vao resaka fanajana ny maha olona dia tsy hita intsony ny tsy mpino. Ho an'ny siantifika ohatra dia lasa objet ny olona, sns...
2 - Amin'ny tany misy didy jadona na te hanjaka tokana dia ny finoana no foanany voalohany, ary ny mpitondra fivavahana no fahavalon'ny mpitondra voalohany...
3 - Gandhi mpino (na tsy kristiana aza), Martin Luter, Romeo... ireo rehetra irao dia nohenjehana ary maty martiry noho ny fiarovana ny rariny sy ny marina.
Satria nahoana àry?

novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:32
2. rabilabila
(
18/10/2007 13:54)
1 - Raha vao resaka fanajana ny maha olona dia tsy hita intsony ny tsy mpino. Ho an'ny siantifika ohatra dia lasa objet ny olona, sns...
Mba omeo ohatra kely raha tsy mahadiso fa toa mahagaga ihany ilay affirmation!!!
Ary adinonao i Bill Gates (AT) ,i Steeve Wozniak (AT),i Camus , i Albert Jacquard ,i Richard Dawkins ,.........raha izay olona nitondra izay mba mahametimety ny fiainana ihany no lazaiko na ara-kevitra izany na ara-tsiansa ?
2 - Amin'ny tany misy didy jadona na te hanjaka tokana dia ny finoana no foanany voalohany, ary ny mpitondra fivavahana no fahavalon'ny mpitondra voalohany...
Ary ny théocratie moa izany mba ahoana ?
3 - Gandhi mpino (na tsy kristiana aza), Martin Luter, Romeo... ireo rehetra irao dia nohenjehana ary maty martiry noho ny fiarovana ny rariny sy ny marina.
Giordano Bruno nodorana velona , Galilé ,Darwin (mbola enjehina hatramin'izao via procès dans la "plus grande démocratie du monde ").
3. xxx
(
18/10/2007 15:07)
rabilabila: mba vakio daholo izay voasoratra aloha, fa ohatra ny te hilaza ianao hoe: tsy mahalala tantara mihitsy ny tenanay.
Raha sitrakao dia mba lazao kely eto izay natao ireo olona voatanisanao ireo fa mahaliana tokoa.
Fa izao: ho an'ny tsy mpino: Iza ny olombelona? Na mba omeo ny famaritana ny atao hoe: olombelona.

4. xxx
(
18/10/2007 16:03)
Manampy izay dia asa raha mba fantarao koa izay zavatra nitranga sy niainana'ny olona tany amin'ny tany slave iny (pologne, slovenia, sns...), Ny any amerika latina iny, sns...
7. rabilabila
(
18/10/2007 18:01)
Voavakiko dia voavakiko tokoa ny teninao Andriamatoa (na Ramatoa) fa saingy indro kely hoy ny mpandrafitra :
Ny olombelona ,tompoko, raha toa hanao izay mahasoa ny mpiara-belona izy dia:
Tsy tokony ny maha -tsy mpino azy na ny maha-mpino azy no arentirentiny fa ny maha-olona te-hanao zavatra ho azy .
Donky zegny ,tompoko, ny filazanao ny hoe :
Noho izany tsy ny mpino ihany no manana "ethique" fa izay olombelona rehetra ,vory saina , ka hitrandrata tokoa ny mahasoa ny mpiara-belona aminy .
Raha ny nataon'ireo olona notanisaiko ireo dia manana outil ianao io am-pelatananao io ,ilay ataon'ny Malagasy hoe :solosaina ary azonao ampiasaina tokoa ka raha windows moa ny anao dia misaora an'i Bill Gates ,ary raha Mac kosa ,dia misaora an'i Wosniak . Mino aho fa tsy mila ahy akory ianao amin'izany .
Raha ny momba an'i Gandhi ,sy Luther king indray dia tsy ny maha-mpino azy akory no naha-martiora azy fa nohon'ny adiny amin'ny fanagejana isankarazany , sy ny intolérance tsy toko tsy forohana .

Raha vao resaka fanajana ny maha olona dia tsy hita intsony ny tsy mpino. Ho an'ny siantifika ohatra dia lasa objet ny olona, snsdia tsy mitombona tokoa .
Noho izany tsy ny mpino ihany no manana "ethique" fa izay olombelona rehetra ,vory saina , ka hitrandrata tokoa ny mahasoa ny mpiara-belona aminy .
Raha ny nataon'ireo olona notanisaiko ireo dia manana outil ianao io am-pelatananao io ,ilay ataon'ny Malagasy hoe :solosaina ary azonao ampiasaina tokoa ka raha windows moa ny anao dia misaora an'i Bill Gates ,ary raha Mac kosa ,dia misaora an'i Wosniak . Mino aho fa tsy mila ahy akory ianao amin'izany .
Raha ny momba an'i Gandhi ,sy Luther king indray dia tsy ny maha-mpino azy akory no naha-martiora azy fa nohon'ny adiny amin'ny fanagejana isankarazany , sy ny intolérance tsy toko tsy forohana .
8. steeeel
(
18/10/2007 19:22)
Ny antikrista anie milaza azy ho tsy mino nefa dia hoe antikrista e, inona koa no mampitombona izany hoe anti- zavatra tsy inoanao akory ianao.
Raha tena tsy mino ianao dia tsy tokony mi-deranza anao mihintsy ny olona mino na miimposer ny finoany aminao aza, satria ianao efa tsy mino.
ny antikrista dia mino ny fisian'Andriamanitra saingy contre.

9. rabilabila
(
18/10/2007 19:36)
Andriamatoa ,
Ny antikrista dia antikrista ,ary ny athée dia athée .Ny athée dia mety ho antikrista ary ny antikrista tsy voatery ho athée .
Ny tenanay dia athée tanteraka ,athée ihany , athée hatrany .Ka na i krista io ,na i vishnou na i fée clochette ,rehefa manamaivana ny capacité-n'ny olombelona hisaina , handrato ,hamakafaka sy handinika dia tsipahinay ,satria aminay ny olombelona (na iza izy na iza ) dia mitovy fa tsy misy ambony sy ambany , ny mahalàla sy ny tsy mahalàla ,ny manana ny fahamarinana sy ny diso lalana .

11. fijo
(
18/10/2007 19:54)
efa voalazan'i rabilabila farany io koa ny hevitro.aza hadino ohatra fa ato,tsy haka ohatra lavitra aho,fa ny iarahana eto.ny mpino sasany;dia tena manenjika fotsiny ny tsy mpino.tsy ny hevitra no henjehany fa tena le ps.izany ve le maha olona????
tsy hain'ny mpino sasany eto ny manavaka ny hevitra sy ny olona manome le hevitra,hany ka manjary hafangarony ny zavatra henjehany.
za manokan aizao,di alasa manana garda corp "gasynamana "sy sekretera"xxx" mihintsy.vao maneho hevitra aho dia eo aorinako eo foana ireo akamako be ireo.

12. steeeel
(
18/10/2007 19:59)
rehefa manamaivana ny capacité-n'ny olombelona hisaina , handrato ,hamakafaka sy handinika dia tsipahinay ,satria aminay ny olombelona (na iza izy na iza ) dia mitovy fa tsy misy ambony sy ambany , ny mahalàla sy ny tsy mahalàla ,ny manana ny fahamarinana sy ny diso lalana
Ny olombelona anie izany toy ny robot e, azo ahidina ny capacité azo hamaivanina sy hasandratra. Izany tokoa ve ny atao hoe olombelona? rehefa tsy roritin'ny fiangonana dia roritin'ny athé, baolina tennis izany fa tsy olona.
13. rabilabila
(
18/10/2007 20:20)
Andriamatoa!!
Inona no atao hoe "dogme" ? Ekeo , Ekeo ihany , Ekeo hatrany .Tsy asiana resabe fa ekeo
Ny athée ,tompoko , dia tsy mitaona na iza na iza hanaraka azy . Manokatra ny maso fotsiny izy ,arak'izay zavatra mba fantany ( na nianarany io , na novakiany , na notsakotsakoiny ,na nodinihany , na niadiany hevitra ).Avy eo ny tsirairay no manàpaka ny heviny .
Ny filazana hoe : Tsy hita ny tsy mpino rehefa resaka amin'ny maha-olona no ataoko hoe manamaivana ny capacité -n'ny olona hisaina satria ny fehezan-teny toa io dia ,amiko ,insulte à l'intelligence.
Misaotra

15. mandrindra
(
18/10/2007 20:21)
steeel, zah klou sady tsy roritin'ny fiangonana ary tsy rorititin'ny athée. izaho dia tsy mino afa tsy ny tenako ihany, io ny ahy no famaritako ny atao hoe olombelona. malalaka, tsy misy mametra na mitarika, mamindra na mihazakazaka araka nny fahaizany.
16. steeeel
(
18/10/2007 20:30)
Ny athée ,tompoko , dia tsy mitaona na iza na iza hanaraka azy
Manokatra ny maso fotsiny izy
Inona no mahasamihafa ireo action roa ireo?
Raha ny tokony ho izy, ny maha-athée dia nipoitra ho azy avy any anatin'ny tsirairay izay nahiratra tampoka noho ny expérience hitany, fa tsy mila olona toa an'i Marx na i Hitler na Lenine hampahiratra ny masony satria lasa dogmatika araka ny voalaza eo.
Ery ambony alitara misy Pasitera miteny zavatra iray lazaina fa manidy ny mason'ny olona.
Ery ambaravaran'ny fiangonana misy athée iray lazaina fa manokatra ny mason'ny olona.
tsy raisina toy ny baolina tennis ve izany le olona eo ampiangonana raha izany.
17. fijo
(
18/10/2007 20:38)
zaho manokana koa dia tsy mpino,ary tsy mitarika olon ahanaraka ahy,fa maneho ny hevitro kosa.noho izany ,tsy mitovy satria ny mpino dia manao ho asa,ny fitarihana ny olona hino.ny ahy io tsy asa.
18. mandrindra
(
18/10/2007 21:01)
steeeel, adalan'ny ol raha manaiky atao toy baolina izy. mbetika havia, mbetika havanana. iza no diso, ny mpamafy hevitra sa ny mpihaino?
19. fijo
(
18/10/2007 21:14)
ny hevitra hafafy koa anie ny lanjany miankina amin'izay mihaino ihany e.rehefa tsy asiana lanjany io maivana.
20. rabilabila
(
18/10/2007 21:19)
Inona no atao hoe "dogme" ? Ekeo , Ekeo ihany , Ekeo hatrany .Tsy asiana resabe fa ekeo .
Inona no mahasamihafa an'ireo ?Tsy samihafa ireo fa mifampitohy . Tsy lahasany ny handeha hitory ,tsy prosélyte izy fa raha miteny amin'ny zanany kosa ny mpampianatra hoe :atra no nahary izao tontolo izao ,dia anjarany no manome fomba hafa hijerena izao tontolo izao . Rehefa henon-janany ny lakolosy rehetra dia ny zanany ihany no hisafidy ary ny safidiny dia azy sisa .
Asakasakareo re!!!!