Azo ekena fa:
1 - Na tsy ao anatin'ny fiangonana aza dia azo atao ny mampianatra zavatra tsara sy manao zavatra tsara
2 - Ny fiangonana dia nanao hadisoana lehibe teo amin'ny tantara.
Izao anefa:
1 - Raha vao resaka fanajana ny maha olona dia tsy hita intsony ny tsy mpino. Ho an'ny siantifika ohatra dia lasa objet ny olona, sns...
2 - Amin'ny tany misy didy jadona na te hanjaka tokana dia ny finoana no foanany voalohany, ary ny mpitondra fivavahana no fahavalon'ny mpitondra voalohany...
3 - Gandhi mpino (na tsy kristiana aza), Martin Luter, Romeo... ireo rehetra irao dia nohenjehana ary maty martiry noho ny fiarovana ny rariny sy ny marina.
Satria nahoana àry?
ny antony: manaiky ampiasan'ny herin'ny satana izy,ary rebirebeny hoe tsy misy izany satana izany,tsy misy izany Atra izany.Na isika miaraka amin'i kristy na isika manohitra aminy.Ny eo am-povoany dia tsy misy.