Vavaka ho anao androany
1. xxx
(
16/10/2007 21:33)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN
novalian'i diamondra27 ny 17/10/2007 13:35
2. niryna
(
17/10/2007 03:39)
msaotra xxx a :D Ny fahasoavan'ny Tompo anie hanome hery sy finoana hatrany ho anao.
3. diamondra27
(
17/10/2007 06:13)
tsara ilay vavaka fa tsy tiako satria ohatry ny misy fanerena ilay izy fa tsy an-tsitrapo
we raha tsy manao an'zao enao de tsy mahazo zany
nefa hoy ny Tompo we: mangataha de omena ianao ary @ Atra raha tena ilay Atra voalazan'i baiboly de tsy mila tambiny fa tout est gratuit ary avec abondancen il suffit de croire.
Mangataha zavatra araka ny sitrapoko hoy ny Tompo.
na izany aza de merci quand même
we raha tsy manao an'zao enao de tsy mahazo zany
nefa hoy ny Tompo we: mangataha de omena ianao ary @ Atra raha tena ilay Atra voalazan'i baiboly de tsy mila tambiny fa tout est gratuit ary avec abondancen il suffit de croire.
Mangataha zavatra araka ny sitrapoko hoy ny Tompo.
na izany aza de merci quand même
6. diamondra27
(
17/10/2007 13:35)
xxx:
diamondra27:tsy mahagaga!na vavaka aza tsy tianao!
tsara ilay vavaka fa tsy tiako
______________________________________
tsy ny vavaka no tsy tiako fa le we ny tanana zay mitapy an'ty , ny maso ze mahita sns de zao sy zao: misy forcing indirect ilay izy fa tsy mba avela hanao choix ny olona.
Ao anaty baiboly izao misy promesses be de be , tsy manaforcé anao hanaraka an'iny ny baiboly fa na ianao mino na ianao tsy mino de tsy manaraka ze voalaza; any le fipetrany fa tsy hoe: ny vavaka no tsy tiana
Ny vavaka rehetra na inona na inona dia tsara daholo amiko rehefa mirary hanao soa fa tsy maniry zava-dratsy.
