Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?

1. niryna ( 17/10/2007 05:02)
Maro tsy takatry ny saina ny fahasoavana azoko na ny marina azontsika rehetra nomen'Atra .Eny fa na dia ny fitiavany antsika sy nanolorany ny Zanany teo ambonin'ny hazofijaliana aza dia efa tena zavatra lehibe tsy takatry ny saina.

Nomeny rivotra aho ka afaka miaina tsara,asa, fianakaviana,fahalalana,fahaizana fahendrena,fiadanan-tsaina,fifaliana. Maro ,tsy ho voatanisa.
Nositraniny ny namana,nalany ny fanahy ratsy namingana ireo maro,niova ho kristiana ireo olona maro be Tao izay mbola fito taona dia efa nidiran'ny devoly ka novolavolainy hoe vehivavy izy fa tsy lehilahy,noroahina ny devoly ka nanomboka fantany fa tsy misy soratra ao anaty baiboly milaza izany,hay tsy diso kaonty ny anjely na diso Atra nanao azy.
Iza ary izany mpanasitra,mpamela heloka,mpampianatra, mpampahery izany?
Ny Anarany dia Jesus na Jesosy na Jesoa Kristy.
Izy no ilay Mpanjakan'ny mpanjaka.
Izy no ilay Alfa sy Omega,ilay Voalohany sady Farany

Ho an'ireo tsy kristiana:
Inona no vitan'ireo Atra hafa hinoanareo? ireo mpaminany izay hivavahanareo? Mba tantarao anay hoe ?
(what have your Gods or your prophets done for you?)

Misaotra mialoha.:D
novalian'i niryna ny 02/11/2007 16:56
2. Rasiligaoma ( 17/10/2007 05:22)
za aloha kristianina fa liberal kokoa
fa amiko ny fahasoavana vitan'andriamanitra dia ny

1) tsy miatsara ivelantsihy! ohatra hoe mihambo fa manana fanahy tsara sy masina nefa rehefa dinihina sy jerena ny asany dia fanahy feno fankahalana manenjika ny tsy mino...

2)tsy minomino izay tiatiana ihany dia manao mody fanina ireo tsy azoazo, dia mitady zavatra sy teny mody hanamarinana ilay izy

3) rehefa mahita tsy mety na iza na iza dia miteny na maharary azy ilay tenenina aza izany "la verite qui blesse" (toy ny nataon'i Jesosy miteny avy hatrany ny mety sy ny tsy mety)

4)tsy manesisa izay ao an-dohako ho ao an-dohan'olon-kafa sy mi insiste be amin'izany!

Izay no toetra vitan'Andriamanitra tao amiko ankoatran'ny fitahiany sy ny formules bedebe ilay atao draft foana rehefa ilay mody manao vavaka tora-po ireny
3. bozyboleta ( 17/10/2007 05:34)
Tsy ampy,
Fahasoavana avy taiza le fitsarana mivaivay be nanaovana ranombavaka ao ambadika ao rasil? :wink:
Refa manome qualification sy manasokajikajy ny toerana misy ny olona mantsy de mitsara zay. Sa ahoana hozy nao?
4. bozyboleta ( 17/10/2007 05:44)
niryna==> miala tsiny @ mpametraka lohahevitra fa somary HS kely e!:oops:
5. diamondra27 ( 17/10/2007 05:53)
za koa aloha mpino ary vaovao isanandro ny zavatra ome'Atra ahy, vao mifoha maraina ka bonne santé de efa fahasoavana zay amiko.
Raha mbola afaka miteny sy midera Azy aho de fahasoavana koa izay satria ireo moana sy tsy afaka miteny aza efa tsy fidiny (aphone na muet)
Raha mbola manana tanana sy tongotra afaka mihetsika ihany koa satria mandende mahita raha...
Ny maso mbola afaka mamaky teny (na de manao solomaso aza)

Tsy tokony atao tsinotsinona daholo ireny zavatra kely ireny nefa mafonja.
Tsy hiandry fahasoavan-dehibe vao lazaina hoe: nahazo fahasoavana.
6. xxx ( 17/10/2007 13:14)
za aloha kristianina fa liberal kokoa
fa amiko ny fahasoavana vitan'andriamanitra dia ny

1) tsy miatsara ivelantsihy! ohatra hoe mihambo fa manana fanahy tsara sy masina nefa rehefa dinihina sy jerena ny asany dia fanahy feno fankahalana manenjika ny tsy mino...

2)tsy minomino izay tiatiana ihany dia manao mody fanina ireo tsy azoazo, dia mitady zavatra sy teny mody hanamarinana ilay izy

3) rehefa mahita tsy mety na iza na iza dia miteny na maharary azy ilay tenenina aza izany "la verite qui blesse" (toy ny nataon'i Jesosy miteny avy hatrany ny mety sy ny tsy mety)

4)tsy manesisa izay ao an-dohako ho ao an-dohan'olon-kafa sy mi insiste be amin'izany!

Izay no toetra vitan'Andriamanitra tao amiko ankoatran'ny fitahiany sy ny formules bedebe ilay atao draft foana rehefa ilay mody manao vavaka tora-po ireny


Tsy izao ve le atao hoe "mitsara"??
Mitsara ny hafa dia manatsaratsara ny tenany.

mampanontany tena ihany aho hoe iza marina no tena mpihatsaravelatsihy??
7. ikaretsaka ( 17/10/2007 13:37)
ny fahitako ity sobjektra ity dia HS aby nareo satria ireo tsary mino no niantefan'ny fanontaniana.

Nisy zavatra niharihary sy toetra voaboraka indray tao dia nanao ilay fiala balan'ny tsy mananana arguments intsony hoe "mitsara"

zay no toetra vitan'Andriamanitra tao amiko ankoatran'ny fitahiany sy ny formules bedebe ilay atao draft foana rehefa ilay mody manao vavaka tora-po ireny

sady tao aminy hono io ry XXX an:wink:
8. tsimiandravola ( 17/10/2007 13:44)
niryna:

.....

Ho an'ireo tsy kristiana:
Inona no vitan'ireo Atra hafa hinoanareo? ireo mpaminany izay hivavahanareo? Mba tantarao anay hoe ?
(what have your Gods or your prophets done for you?)

Misaotra mialoha.:D

Tsy mi-concerner ahy ity (satria aho tsy misy religion) nefa ho valiako ihany:
Io fanontanian'i Niryna io dia efa ela no nisy namaly azy.Ary tsy mijanona fa miverina ihany ny fanontaniana ary toa mihantsy mihitsy aza.Indro omeko eto ny ampahan'ny valiny nomen'i Julien l'apostat (empereur Romain) mikasika an'i Jesoa izay dradradradrain'ny mesianista mafy ery.
Julien l'apostat:
...montrez-moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César. Je sais que j’outrage ces grands hommes de les comparer à des Juifs : mais je les ai nommés parce qu’ils font très illustres. D’ailleurs, je n’ignore pas qu’il y a des Généraux qui leur étant bien inférieurs, font encore supérieurs aux Juifs les plus célèbres ; et un seul de ces hommes est préférable à tous ceux que la nation des Hébreux à produits.

Io dia http://perso.orange.fr/textes.histoire/Divers/Julien_2.htm
Mazava io fa fantatr'i Julien tsara ny amin'izany mesia resahana izany ary tononony amin'ny fiantso hoe Galiléen.




9. ikaretsaka ( 17/10/2007 13:51)
montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César

i Piera ohatra :lol:rehefa tsy inoanao i Jesoa

(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)
10. ikaretsaka ( 17/10/2007 13:52)
Mazava io fa fantatr'i Julien tsara ny amin'izany mesia resahana izany ary tononony amin'ny fiantso hoe Galiléen.

fantany fa iniany toherina sy itadiavana izay fika rehetra hanoherana azy
11. tsimiandravola ( 17/10/2007 14:02)
Niryna:
Izy no ilay Alfa sy Omega,ilay Voalohany sady Farany

1)Izy no a sy z (teny frantsay=26 lettres)
2)Izy no alfa sy omega (teny grika=24 lettres)
3)Izy no aleph sy thav (teny arameana=22 lettres)
ny faharoa milaza fa alpha sy omega dia traduction amin'ny grika ny aleph sy thav izay avy amin'ny arameanna.Ary satria traduction io dia Arameana izany no VO (version originale).Ary satria D'origine arameana ny Apokalipsa dia nisy nanoratra efa taloha lavitra miohatra ny evangiles fa tsy tamin'ny taona 69 na 96 araka ny lazain'ny Eglizy antsika.
Iza no nanoratra? Tsy iza akory fa i Yoannes (=Jean de Gamala= i Kristy ilay Mesia taranak'i Davida=nohomboina tamin'ny hazo fijaliana tamin'ny andron'i Tibera par Ponce Pilate).

Ny Apokalipsa no evangile tokana ary autenthique nisy talohan'ny evanjely rehetra .Ireo Evanjely rehetra ireo dia sous produit n'ny Apokalipsa daholo.Et ça se voit.

Merci Niryna de me donner des occasions pour mettre des points sur les i (même si c'est un peu HS)
12. tsimiandravola ( 17/10/2007 14:15)
Ikaretsaka:
dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?

Fantatro dia fantatro tokoa=mpivadi-pinoana.
Amiko dia voninahitra izany indrindra à l'égard du Christianisme sady tsindriako mihitsy satria ny apostat no sensé mahafantatra ny antsimpirihin'ny finoana nialany.
Ary izany no mahagaga ahy amin'ny maro eto,manomboka amin'i Niryna izany na ry LD (extrêmistes pur sang) ka hatramin'ny kristiana "qui ne font pas mal à une mouche" dia mitady hampianatra baiboly ahy daholo nefa io haiko "ohatran'ny Paosy".Raha misy apostat eto amin'ity Forum ity dia tsy misy ohatr'ahy! Ary na hanoratra 36 pages amiko aza i Niryna ka "copie collé" dia en diagonal fotsiny dia efa haiko daholo ny contenu-ny.
Amiko izany rediredy ary tsy i Niryna irery no efa hitako mpanao an'izany fa maro....

Aleoko ihany miresaka amin'ny olona tsy manao citation biblique izay midika ho rediredy ,disque efa rayé fa mampirisika ny olona hampiasa ny "raison"

Sans rancune!
13. ikaretsaka ( 17/10/2007 14:41)
misy ireny nanao apostasy ireny misy zavatra tsy fantany mihitsy ary @ ilay lafiny hafa (satria ny jereny sy angalany arguments dia any @ ilay cote ratsy IHANY ) . misy mahafantatra mihoatralavitra ny fantatr'izy irenym sy mbola mandalina foana aza fa tsy miala, fa tsy lasa extremiste fotsiny intsony..
toy ny ankamaroan'ny lahy sy vavy ato! anesorana an'ireo manao copie coller 36 pages miaraka amin'ny baiboly tsimpotsimpona sns...:wink:
14. niryna ( 17/10/2007 15:49)
Rasiligaoma:

za aloha kristianina fa liberal kokoa
fa amiko ny fahasoavana vitan'andriamanitra dia ny

1) tsy miatsara ivelantsihy! ohatra hoe mihambo fa manana fanahy tsara sy masina nefa rehefa dinihina sy jerena ny asany dia fanahy feno fankahalana manenjika ny tsy mino...

2)tsy minomino izay tiatiana ihany dia manao mody fanina ireo tsy azoazo, dia mitady zavatra sy teny mody hanamarinana ilay izy

3) rehefa mahita tsy mety na iza na iza dia miteny na maharary azy ilay tenenina aza izany "la verite qui blesse" (toy ny nataon'i Jesosy miteny avy hatrany ny mety sy ny tsy mety)

4)tsy manesisa izay ao an-dohako ho ao an-dohan'olon-kafa sy mi insiste be amin'izany!

Izay no toetra vitan'Andriamanitra tao amiko ankoatran'ny fitahiany sy ny formules bedebe ilay atao draft foana rehefa ilay mody manao vavaka tora-po ireny



Ny atao hoe kristiana dia manaraka an'i kristy,mahafantatra sy tokony ahafantatra ny mety sy ny tsy mety.Marina izany tsy miantsaravelantsihy ary Atra irery no mahalala an'io fa tsy isika.
Nilaza aho ny fahasoavana mety nomen'Atra (kristy ) an'ny olona eny fa na dia tsy mpino aza izy dia lasa nivadika mpino.
Ho an'ireo izay manana Atra tsy manaraka an'i kristy,mba te aheno koa izaho hoe inona no nataony tamin'izy ireo.Fanontaniana tsotra izany .:D
15. niryna ( 17/10/2007 15:50)
bozyboleta:

niryna==> miala tsiny @ mpametraka lohahevitra fa somary HS kely e!:oops:


tsy maninona ka fomba javatra io indraindray :D
16. niryna ( 17/10/2007 15:52)
diamondra27:

za koa aloha mpino ary vaovao isanandro ny zavatra ome'Atra ahy, vao mifoha maraina ka bonne santé de efa fahasoavana zay amiko.
Raha mbola afaka miteny sy midera Azy aho de fahasoavana koa izay satria ireo moana sy tsy afaka miteny aza efa tsy fidiny (aphone na muet)
Raha mbola manana tanana sy tongotra afaka mihetsika ihany koa satria mandende mahita raha...
Ny maso mbola afaka mamaky teny (na de manao solomaso aza)

Tsy tokony atao tsinotsinona daholo ireny zavatra kely ireny nefa mafonja.
Tsy hiandry fahasoavan-dehibe vao lazaina hoe: nahazo fahasoavana.



misaotra anao,ary toy izany ihany koa aho,tsy mitsahatra ny midera aza hatramin'ny madinika indrindra.
17. niryna ( 17/10/2007 15:56)
xxx:

za aloha kristianina fa liberal kokoa
fa amiko ny fahasoavana vitan'andriamanitra dia ny

1) tsy miatsara ivelantsihy! ohatra hoe mihambo fa manana fanahy tsara sy masina nefa rehefa dinihina sy jerena ny asany dia fanahy feno fankahalana manenjika ny tsy mino...

2)tsy minomino izay tiatiana ihany dia manao mody fanina ireo tsy azoazo, dia mitady zavatra sy teny mody hanamarinana ilay izy

3) rehefa mahita tsy mety na iza na iza dia miteny na maharary azy ilay tenenina aza izany "la verite qui blesse" (toy ny nataon'i Jesosy miteny avy hatrany ny mety sy ny tsy mety)

4)tsy manesisa izay ao an-dohako ho ao an-dohan'olon-kafa sy mi insiste be amin'izany!

Izay no toetra vitan'Andriamanitra tao amiko ankoatran'ny fitahiany sy ny formules bedebe ilay atao draft foana rehefa ilay mody manao vavaka tora-po ireny


Tsy izao ve le atao hoe "mitsara"??
Mitsara ny hafa dia manatsaratsara ny tenany.

mampanontany tena ihany aho hoe iza marina no tena mpihatsaravelatsihy??




Izay no nahatonga ahy hiteny hoe tsy afaka ny hiteny ny hafa mihitsy hoe mpihatsaravelatsihy fa ny fariseo no nanao izany hoe mivavaka tamin'Atra izy dia niteny hoe tsy mba toy ireo olona ireo aho sns,,, ny iray indray niteny hoe mamindra fo amiko tompo o fa olona tsy mendrika ny hiantso ny anaranao akory aho ....

Fahasoavana azon'ireo olona mino amin'Atra hafa no mba tiako ho fantatra. Manana Atra hafa hinoany izy,matoa misy finoany an'iny olona iny na zavatra iny dia nisy fahasoavana toy ny antsika izay nahazo sy nomen'i Kristy koa izany tao.
18. niryna ( 17/10/2007 15:59)
ikaretsaka:

ny fahitako ity sobjektra ity dia HS aby nareo satria ireo tsary mino no niantefan'ny fanontaniana.




=D=D=D misaotra betsaka ika,:-*


19. niryna ( 17/10/2007 16:09)
niryna:

Ho an'ireo tsy kristiana:
Inona no vitan'ireo Atra hafa hinoanareo? ireo mpaminany izay hivavahanareo? Mba tantarao anay hoe ?
(what have your Gods or your prophets done for you?)

Misaotra mialoha.:D
tsimiandravola:

Tsy mi-concerner ahy ity (satria aho tsy misy religion) nefa ho valiako ihany:

Eny tena mi-concerner anao tokoa ilay izy,satria mba miangavy aho ny hitantaranao izay nataony taminao.


niryna:

Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy io)

Hoy i ikaretsaka:

ny fahitako ity sobjektra ity dia HS aby nareo satria ireo tsary mino no niantefan'ny fanontaniana.




misaotra betsaka ika,

Tsy Juliena na olon-kafa no anontaniako fa hianao ka
Tsimiandravola a,manana Atra hinoanao hianao,mba tantarao ahy hoe izay fahasoavana nomeny anao? Miteny direct toy ny Atra izay miteny mivantana amiko koa ve izy? Izay ny fanontaniako. misaotra
20. niryna ( 17/10/2007 16:10)
ikaretsaka:

montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César

i Piera ohatra :lol:rehefa tsy inoanao i Jesoa

(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)


hitakou ,izay no tiako ho tenenina .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554