Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?
21. niryna
(
17/10/2007 16:15)
ikaretsaka:=D
Mazava io fa fantatr'i Julien tsara ny amin'izany mesia resahana izany ary tononony amin'ny fiantso hoe Galiléen.
fantany fa iniany toherina sy itadiavana izay fika rehetra hanoherana azy
eny ozy.Mahafantatra daholo ireo Atra hafa fa kristy dia mpaminany toy ny mpaminaniny ihany ,saingy ilay olona mino ilay mpaminany na prophet mihitsy no tianay ho fantatra hoe ahoana ny antony hinoan'i tsimiandravola azy ?
Efa nitsangana tamin'ny maty toy i kristy ve ? oops. HS kely io an. Inona no nataony taminao sy ireo namanao tsy mino an'i Kristy ireo.
22. niryna
(
17/10/2007 16:17)
tsimiandravola:
Niryna:
Izy no ilay Alfa sy Omega,ilay Voalohany sady Farany
1)Izy no a sy z (teny frantsay=26 lettres)
2)Izy no alfa sy omega (teny grika=24 lettres)
3)Izy no aleph sy thav (teny arameana=22 lettres)
ny faharoa milaza fa alpha sy omega dia traduction amin'ny grika ny aleph sy thav izay avy amin'ny arameanna.Ary satria traduction io dia Arameana izany no VO (version originale).Ary satria D'origine arameana ny Apokalipsa dia nisy nanoratra efa taloha lavitra miohatra ny evangiles fa tsy tamin'ny taona 69 na 96 araka ny lazain'ny Eglizy antsika.
Iza no nanoratra? Tsy iza akory fa i Yoannes (=Jean de Gamala= i Kristy ilay Mesia taranak'i Davida=nohomboina tamin'ny hazo fijaliana tamin'ny andron'i Tibera par Ponce Pilate).
Ny Apokalipsa no evangile tokana ary autenthique nisy talohan'ny evanjely rehetra .Ireo Evanjely rehetra ireo dia sous produit n'ny Apokalipsa daholo.Et ça se voit.
Merci Niryna de me donner des occasions pour mettre des points sur les i (même si c'est un peu HS)
tsy misy fisaorana ,mbola miandry ny valiteninao sy ireo namanao mino an'Atra hafa aho e ,please..:-*
23. niryna
(
17/10/2007 16:19)
tsimiandravola:
Ikaretsaka:
dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?
Fantatro dia fantatro tokoa=mpivadi-pinoana.
Amiko dia voninahitra izany indrindra à l'égard du Christianisme sady tsindriako mihitsy satria ny apostat no sensé mahafantatra ny antsimpirihin'ny finoana nialany.
Ary izany no mahagaga ahy amin'ny maro eto,manomboka amin'i Niryna izany na ry LD (extrêmistes pur sang) ka hatramin'ny kristiana "qui ne font pas mal à une mouche" dia mitady hampianatra baiboly ahy daholo nefa io haiko "ohatran'ny Paosy".Raha misy apostat eto amin'ity Forum ity dia tsy misy ohatr'ahy! Ary na hanoratra 36 pages amiko aza i Niryna ka "copie collé" dia en diagonal fotsiny dia efa haiko daholo ny contenu-ny.
Amiko izany rediredy ary tsy i Niryna irery no efa hitako mpanao an'izany fa maro....
Aleoko ihany miresaka amin'ny olona tsy manao citation biblique izay midika ho rediredy ,disque efa rayé fa mampirisika ny olona hampiasa ny "raison"
Sans rancune!
HS kely fa mbola miandry foana e.
25. tsimiandravola
(
17/10/2007 18:53)
ikaretsaka:Raha mametraka ny fanontaniana toy io i Julien,dia efa ao an-tsainy ihany koa ny valiny.
montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César
i Piera ohatra ....rehefa tsy inoanao i Jesoa
(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)
Amin'ny andro ametrahany ny fanontaniana dia mbola tsy nisy mihitsy Jiosy mba "zavatra"....
Sa tsy fantatrareo indray hoe inona ary iza i Julien?
I Julien dia "Romana" ary mahafantatra ny olona sy ny fihetsiketsehana rehetra nisy tamin'ny androny.
Na i Heroda aza dia tsy olona nahafantatra zavatra fa tsy olona sanana toy ny ilazan'ny baiboly azy (ny majy indray no lazaina fa nanoro an'i Heroda hoe teraka ny Mesia.Tsy fantany akory hoe aiza ho aiza,ary amin'ny andro inona).
Dia aza mieritreritra fa i Julien indray no ampianarina an'itsy sy iroa.
Fomban'ny kristiana nefa ny mamadika ny situation amin'ny avantage-ny.Dia lazain'ny Eglizy fa olona tsotra sy tsy nandia fianarana (mpanjono) ireo mpianatra nantsoin'i Jesoa hanaraka azy.Porofo izany fa tsy i Piera mihitsy no ho olona azo ampitahaina amina Romain.
Fa Ikaretsaka no manao valy boraingona!:-P
26. tsimiandravola
(
17/10/2007 19:03)
Niryna:
....mbola miandry ny valiteninao sy ireo namanao mino an'Atra hafa aho e ,please.
Raha i ra-fijo aloha ,izay Athé dia tsy hitako izay havaliny...asa!
Ny ahy indray dia mbola tsy nifidy andriamanitra hafa aho aloha hatramin'izay nifoterako tamin'ny Fanahy Masina izay.Ka tsy hitako izay havaly satria aho koa tsy miantehatra amin'ny finoana.
NB:Fanahy Masina=Scribes d'Eglise nanao ny hosoka,fanovana,fanafoanana,fandorana,famonoan'olona sns sns...
(Tanisaiko amin'izany ohatra dans le desordre i Eusèbe de Césaré,Ambroise de Milan,Saint Jérome,Irenée de Lyon,.....)
A suivre...!
27. fijo
(
17/10/2007 19:22)
le fanontanina dia mifanohitra.
"hoanareo tsy mino,inona no vitany hoanareo?"efa hoe tsy mino ka hanantena inona vitany eo indray ary???mahagaga le fanontaniana.matoa tsy mino dia tsy misy izy,ka zavatra tsy misy ve hanao inona?

28. rabilabila
(
17/10/2007 19:27)
Mbola tsy azon'i niryna foana fa :
6 milara ny olona eto an-tany
Ao anatin'io 6 milara io dia 1,5 miliara ihany no kristianina .Ary toa tsy ekeny izany .
Mbola tsy azon'i niryna foana hoe :inona no dikan'ny hoe ATHEE .Amin'ny ATHEE dia foi= suicide intellectuelle.Izay no fimiràna hitany fa tsy manakana an'i niryna akory izy tsy hino
Rehefa azon'i niryna izany rehatra izany dia afaka miresaka isika .
Prosélytisme quand tu nous tiens ah!!!!!

30. rabilabila
(
17/10/2007 19:59)
Rehefa jerena ny statistiquen'ny olona migadra dia hita ao fa vitsy dia vitsy ireo AT no migadra pour des raisons pénales ( vono olona ,fangalàrana .....) ,fa ny ankamaroan'ny olona migadra dia olona "mino " na kristianina izy , na silamo , na mino an'i fée clochette.... .
L'athéisme(à part les blocs de l'Est) n'a jamais mis le monde à feu et à sang ,les Mikéas ,que je sache , n'ont pas inventé l'inquisition ?? Si???
La foi ,ni la réligion n'a jamais réduit les crimes et delits sur cette terre ,comme l'athéisme n'a jamais multiplié les viols et autres délits ....Alors ne vous proposez pas comme donneur de leçons ni détenteur de la morale!!!!Faites parler vos meninges ,vos hemisphères gauche et droite ,votre hypothalamus ,votre cervelet .
Posez -vous la question de ce que la réligion a apporté au monde ,faites appel à l'histoire ,aux faits très chère , aux faits ,et rien qu' aux faits!!!!

32. tsimiandravola
(
17/10/2007 20:25)
Rabilabila:
...Alors ne vous proposez pas comme donneur de leçons ni détenteur de la morale!!!
Misaotra Rabilabila fa ity mihitsy no tena tiako hitantarana an'ilay "blague" kely izay momba ny "âne".Saingy tsy mety ho aficher-vana amin'ny titre ny hoe "ane" na "boriky" ka ataoko hoe "karazantsoavaly":araho tsara fa tena mahaliana io tantara io an!Ary misy anatra anankiroa homarihiko! OK!
Jereo ary ny titre hoe karazantsoavaly.
Ny marina dia tsy blagy izy io fa soratra tena misy nalaina tamin'ny tantaran'i Lucius (Apulée).Voatery mantsy i Apulée mampiasa "ankamantatra" fa tsy direct be satria sao voaotraka tsotra izao ny sangan'asany (voaotraky ny Eglizy io an, satria izany no efa mahazatra azy).
Mitovy amin'i Da vinci code ihany: ianao no mitady ny vahaolana amin'ny alalan'ny petrakevitra na tranga isan-karazany.
A tout de suite!
33. niryna
(
18/10/2007 04:02)
tsimiandravola:
ikaretsaka:Raha mametraka ny fanontaniana toy io i Julien,dia efa ao an-tsainy ihany koa ny valiny.
montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César
i Piera ohatra ....rehefa tsy inoanao i Jesoa
(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)
Amin'ny andro ametrahany ny fanontaniana dia mbola tsy nisy mihitsy Jiosy mba "zavatra"....
Sa tsy fantatrareo indray hoe inona ary iza i Julien?
I Julien dia "Romana" ary mahafantatra ny olona sy ny fihetsiketsehana rehetra nisy tamin'ny androny.
Na i Heroda aza dia tsy olona nahafantatra zavatra fa tsy olona sanana toy ny ilazan'ny baiboly azy (ny majy indray no lazaina fa nanoro an'i Heroda hoe teraka ny Mesia.Tsy fantany akory hoe aiza ho aiza,ary amin'ny andro inona).
Dia aza mieritreritra fa i Julien indray no ampianarina an'itsy sy iroa.
Fomban'ny kristiana nefa ny mamadika ny situation amin'ny avantage-ny.Dia lazain'ny Eglizy fa olona tsotra sy tsy nandia fianarana (mpanjono) ireo mpianatra nantsoin'i Jesoa hanaraka azy.Porofo izany fa tsy i Piera mihitsy no ho olona azo ampitahaina amina Romain.
Fa Ikaretsaka no manao valy boraingona!:-P
mbola miandry o, tsy mitady an'i Julien izany izahay ka
34. niryna
(
18/10/2007 04:05)
tsimiandravola:
Niryna:
....mbola miandry ny valiteninao sy ireo namanao mino an'Atra hafa aho e ,please.
Raha i ra-fijo aloha ,izay Athé dia tsy hitako izay havaliny...asa!
Ny ahy indray dia mbola tsy nifidy andriamanitra hafa aho aloha hatramin'izay nifoterako tamin'ny Fanahy Masina izay.Ka tsy hitako izay havaly satria aho koa tsy miantehatra amin'ny finoana.
NB:Fanahy Masina=Scribes d'Eglise nanao ny hosoka,fanovana,fanafoanana,fandorana,famonoan'olona sns sns...
(Tanisaiko amin'izany ohatra dans le desordre i Eusèbe de Césaré,Ambroise de Milan,Saint Jérome,Irenée de Lyon,.....)
A suivre...!
Inona daholo ireo ,toy ny olona mijoro vavolombelona tamin'ny soa nataon'i kristy azy no mba tianay ho fantatra avy aminao. Fa amin'inona izany hianao no miantehatra dia mba lazao anay izay antony .
35. niryna
(
18/10/2007 04:08)
fijo:
le fanontanina dia mifanohitra.
"hoanareo tsy mino,inona no vitany hoanareo?"efa hoe tsy mino ka hanantena inona vitany eo indray ary???mahagaga le fanontaniana.matoa tsy mino dia tsy misy izy,ka zavatra tsy misy ve hanao inona?
Hianao izay nanangana sekta vaovao io koa tafiditra ka,efa nivavaka tamin'ilay Atra noforoninao ve aloha hianao,Tsy ilay nitarihan'ny rar- nao an,efa lehibe izao hianao dia nanohitra ny fitazain'ny rar tamin'ny finoana,mba tantarao anay koa fa liana izahay amin'ny hianao manaraka ,manohitra.Tena misy Atra manja lavitra noho ny anay any hoy aho matoa izy manohitra foana :roll:
36. niryna
(
18/10/2007 04:13)
rabilabila:
Rehefa jerena ny statistiquen'ny olona migadra dia hita ao fa vitsy dia vitsy ireo AT no migadra pour des raisons pénales ( vono olona ,fangalàrana .....) ,fa ny ankamaroan'ny olona migadra dia olona "mino " na kristianina izy , na silamo , na mino an'i fée clochette.... .
L'athéisme(à part les blocs de l'Est) n'a jamais mis le monde à feu et à sang ,les Mikéas ,que je sache , n'ont pas inventé l'inquisition ?? Si???
La foi ,ni la réligion n'a jamais réduit les crimes et delits sur cette terre ,comme l'athéisme n'a jamais multiplié les viols et autres délits ....Alors ne vous proposez pas comme donneur de leçons ni détenteur de la morale!!!!Faites parler vos meninges ,vos hemisphères gauche et droite ,votre hypothalamus ,votre cervelet .
Posez -vous la question de ce que la réligion a apporté au monde ,faites appel à l'histoire ,aux faits très chère , aux faits ,et rien qu' aux faits!!!!
misaotra anao,samy olona manana ny kilemana daholo isika,tsy misy na iray aza marina.Ny tsy hitovizany dia nanao fahadisoana izy kanefa Kristy mamela ny heloka "na dia mena toy ny jaky aza hoy izy ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala" Raha manana finoana an'i Kristy izy ka mibebaka dia ho afaka ny gadran'ny fahotany eny na mbola any am-pigadrana aza izy manefa ny helony,Atra efa mamela azy.Mino an'izany hianao?
alefaso ary ny vavolombelona hijoroanao amin'izay hinoanao fa liana izahay.
37. niryna
(
18/10/2007 04:20)
Na kristiana na tsy kristiana dia tia antsika Atra.Inona avy no zavatra nataony tamintsika rehetra?
Salamo 103
1 Nataon'i Davida Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
2 Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
3 Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
4 Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao,
5 Izay mahavoky soa ny vavanao*; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery**.[*Na: fanahinao, na fahanteranao][**Na: ho toy ny voromahery]
^:^ HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA ^:^

38. niryna
(
18/10/2007 04:34)
Io ilay Andriamanitra tsara indrindra,izay mitady antsika rehefa hiverina aminy.
Mamela ny fahotan'izay mitady sy manatona Azy izy.
Manasitra ny aretin'izay mino Azy sy mitady hositraniny
Manavotra an'izay mino Azy ,maty noho ny fahotantsika Izy.
Mety miandry ny retraite-nao hianao indray andro any?
Ny manana Azy tsy miandry ela fa efa manana tombotsoa maro azo avy aminy,tsara lavitra noho izay asa noheverinao fa tsara sy tianao indrindra ho an'izay manana Azy sy mino Azy,sady mandrakizay ny famindra-pony ary tsy ho hory zava-manjo izay mitady Azy raha mialoka eo ambanin'ny heriny.
Izany rehetra izany dia nianarako tato anatin'ny baiboly. Koa raha te ahalala ny fitiavan'Atra anareo ihanareo izay mbola tsy mahalala Azy na tsy mbola niverina taminy dia miverena fa tsy mbola tara.
Salamo 103
9 Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, Na mitahiry fahatezerana mandrakizay.10 Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika.
Atra be famindra-po sy tsy mitahiry fahatezerana na mamaly faty ny heloka izay fitantsika , Izy.
Miverena,miandry anao ny Ray Malala. ^:^

39. rabilabila
(
18/10/2007 08:58)
Ny tsy hitovizany dia nanao fahadisoana izy kanefa Kristy mamela ny heloka "na dia mena toy ny jaky aza hoy izy ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala" Raha manana finoana an'i Kristy izy ka mibebaka dia ho afaka ny gadran'ny fahotany eny na mbola any am-pigadrana aza izy manefa ny helony,Atra efa mamela azy.Mino an'izany hianao?
O ry niryna a!!
Raiso ny rakibolana
Jereo ao amin'ny pejy misy ny teny hoe ATHEE dia jereo ny dikany .
Indro kely hoy aho : Afaka manohy manao "fahotàna" foana izany fa rehefa mibebaka dia voavela ? izay indray no tena summum n'ny tena atao hoe "bon-sesn " sy "intelligence".
Bref!!! Ataovy izay tianao atao dia Mibebaha !! Mibebeha ihany!!! Mibebaha hatrany!!!! ,fa ho voavelan'i kristy ny helokao. Fahendrena re tsy misy ohatran'izany!!
40. tynah
(
18/10/2007 20:06)
Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy. Tsy ho tambo hisaina fa dia azoko fehezina amin'io teny io.:-*