Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?

61. niryna ( 02/11/2007 16:56)
tynah:

Inona zany sekta vaovao misy andriamanitra ita maso izany ry Fijo fa toa taraiky be zah zany? :D

fijoisma no anarany ary manaraka izay teny manohitra an'Atra satria ilay mpitondra mpanohitra ny tenin'Atra mafy dia mafy.Mety tsy mahafantatra izy hoe misy manosika ao ambadiny.Atra hita maso mahita ny ataony saingy nomeny safidy mba hanao izay tiany. Indrisy ...
Enga anie ka hiala ny fanahy ratsy mampiasa an'i fijo.Aleo lavitra tsy miteny raha tsy mahalala toy izay manompa lava ny fanahy masina sy Atra(blasphemy lava izao).

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3451