Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?

41. fijo ( 18/10/2007 20:59)
niryna an,raha le sekta vaovaoko inday dia tena andriamanitra milay le ao ka.raha mahita azy enao,avy di ahiankohoka ka tsy hiala eo aminy eo.izy io ita maso ka.
fa raha ilay tsy misy ve,hanao inona eo moa izay zavatra tsy misy
42. tynah ( 18/10/2007 21:15)
Inona zany sekta vaovao misy andriamanitra ita maso izany ry Fijo fa toa taraiky be zah zany? :D
43. fijo ( 18/10/2007 21:22)
hoaray,misy sekta vaovao antsoina hoe "firaisana hiombonana"ka milay ao,fa midira
44. niryna ( 19/10/2007 04:18)
tsimiandravola:

ikaretsaka:

montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César

i Piera ohatra ....rehefa tsy inoanao i Jesoa

(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)
Raha mametraka ny fanontaniana toy io i Julien,dia efa ao an-tsainy ihany koa ny valiny.

ka tsy Julien hoy aho no anontaniako fa tsimiandravola .
45. niryna ( 19/10/2007 04:19)
tsimiandravola:

ikaretsaka:

montrez moi chez les Juifs, quelque Héros qui soit comparable à Alexandre et à César

i Piera ohatra ....rehefa tsy inoanao i Jesoa

(dia fantatrao moa ny dikan'ny "apostat"?)
Raha mametraka ny fanontaniana toy io i Julien,dia efa ao an-tsainy ihany koa ny valiny.

ka tsy Julien hoy aho no anontaniako fa tsimiandravola .
46. niryna ( 19/10/2007 04:23)
rabilabila:

Mbola tsy azon'i niryna foana fa :

6 milara ny olona eto an-tany
Ao anatin'io 6 milara io dia 1,5 miliara ihany no kristianina .Ary toa tsy ekeny izany .


Mbola tsy azon'i niryna foana hoe :inona no dikan'ny hoe ATHEE .Amin'ny ATHEE dia foi= suicide intellectuelle.Izay no fimiràna hitany fa tsy manakana an'i niryna akory izy tsy hino

Rehefa azon'i niryna izany rehatra izany dia afaka miresaka isika .

Prosélytisme quand tu nous tiens ah!!!!!



e,.e, HS be ny an'ilay olona kou.
Raha izaho izao no anontanianao hoe inona no nataon'izany Kristy torinao ato izany dia na ho tapitra aza ny indray andro tsy ho ampy ny pejy.Ny anao tsy nisy na iray aza,izany ve tsy hafahafa be.:D
47. niryna ( 19/10/2007 04:36)
fijo:

hoaray,misy sekta vaovao antsoina hoe "firaisana hiombonana"ka milay ao,fa midira

mamafaza voa ry fijo ao @ilay sektao a.Ka mangataha amin'ilay Ray mahery tsara indrindra mba omeny mpananatra hianao hitarika ireo ondry very.:lol:
JAONA 14

16 Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.

48. fijo ( 19/10/2007 20:59)
ny anay tsy voa no hafafy fa rano ka.
49. niryna ( 20/10/2007 01:39)
fijo:

ny anay tsy voa no hafafy fa rano ka.


Tsy mamokatra izany :oops:
50. fijo ( 23/10/2007 22:18)
tena manondraka ka
51. rabilabila ( 24/10/2007 21:41)
niryna>>>

Efa nijery rakibolana ve aloha !!! Sa fady anareo ny rakibolana ,??? Sa manota koa ianareo raha mijery ny dikan'ny hoe ATHEE ?
Fenoy re ny pejy ry niryna a!! tsy olana izany na kely aza !! Aza adino ilay nivavaka tamin'ilay maty tampoka ny solosaina ,dia niantso ny tompo dia nampirehetiny indray ilay izy !! Tadidin'i niryna tamin'ilay niryna te-hamaly ahy ?

Ka na ny fanontaniana aza hoe "ireo tsy mpino an'i kirisity " koa inona indray no hiraharahianay azy raha tsy mino azy izahay ?? Tsy azoko loatra ilay izy .Bref !!:lol::lol::lol::-D:-D
52. niryna ( 25/10/2007 04:27)
rabilabila:

niryna>>>

Efa nijery rakibolana ve aloha !!! Sa fady anareo ny rakibolana ,??? Sa manota koa ianareo raha mijery ny dikan'ny hoe ATHEE ?
Fenoy re ny pejy ry niryna a!! tsy olana izany na kely aza !! Aza adino ilay nivavaka tamin'ilay maty tampoka ny solosaina ,dia niantso ny tompo dia nampirehetiny indray ilay izy !! Tadidin'i niryna tamin'ilay niryna te-hamaly ahy ?

Ka na ny fanontaniana aza hoe "ireo tsy mpino an'i kirisity " koa inona indray no hiraharahianay azy raha tsy mino azy izahay ?? Tsy azoko loatra ilay izy .Bref !!:lol::lol::lol::-D:-D



Tsy misy hirarahinao azy fa mba liana fotsiny kosa aho hoe mino olona hianao,inona no zavatra nataony taminao? Ny ahy mivaingana ary sahiko sy tsy menatra aho ny mijoro amin'izany
53. niryna ( 25/10/2007 04:30)
Nomen'ny ankizy ahy io ka zaraiko ho anareo rehetra ihany koa
Seigneur, quand j'ai reçu ce message, je pensais que je n'avais
pas de temps pour le lire.

C'est un peu inapproprié pendant le travail, alors j'ai réalisé que c'est cette sorte d'attitude qui cause exactement tant de problèmes dans le monde aujourd'hui.
Nous essayons de tenir Dieu dans l'église le dimanche matin,
peut-être les soirs et dans le cas fort improbable les services en milieu
de semaine.
Nous aimons l'avoir dans les moments de maladies, bien sur dans
les funérailles. De quelque manière, nous n'avons pas de temps ou de
chambre pour Lui.


Pendant notre travail ou au moment des jeux,nous pensons pouvoir
tout réaliser par nous-même. C'est notre business !!

Puisse Dieu me pardonner de penser pouvoir ne pas le mettre en
première position dans mes affaires, dans ma vie. Nous devrions avoir du
temps pour nous souvenir de tout ce qu'Il a fait pour nous. Si tu n'as
pas honte de Lui, S'il te plaît, suis ces instructions:


Jésus a dit : "Si vous avez honte de moi, J'aurai honte de vous
aussi devant mon Père".
N'aies pas honte. Passes ce message, seulement, si tu croies
librement !

Oui j'aime Dieu Il est ma source d'existence et mon Sauveur. Il
me tient en vie jour et nuit. Sans Lui, Je ne serais rien. Sans Lui, Je
ne suis rien. Mais avec Lui, je puis tout par Christ qui me fortifie
(Phil 4:13)
C'est le plus simple test. Si tu aimes Dieu, et que tu n'as pas
honte de toutes les merveilles qu'Il a accomplies envers toi, envoies
ce message à 10 personnes y compris celle qui te l'a envoyé.


Ce matin quand Dieu a ouvert une fenêtre du ciel il m'a vu et me
demanda :
Mon enfant quel est ton plus grand voeux pour aujourd'hui ?

J'ai répondu : Seigneur, je te prie de prendre soin de la
personne qui est entrain de lire ce message avec sa famille et ses bons amis.

Ils le méritent bien et je les aime beaucoup.
L'amour de Dieu est comme un océan, vous pouvez voir la où il
commence mais jamais la où il termine. Ce message commence à travailler
maintenant
54. fijo ( 25/10/2007 22:23)
izay wa,efa hoe tsy mino azy izahay,ka tsy miandry na manantena ,na inona avy aminy
55. niryna ( 26/10/2007 05:02)
fijo:

izay wa,efa hoe tsy mino azy izahay,ka tsy miandry na manantena ,na inona avy aminy

Tsy maninona izany ka,safidy io ra fijo a

56. fijo ( 26/10/2007 22:15)
eka wa e,
57. niryna ( 28/10/2007 06:37)
fijo:

eka wa e,

Dia tena tsy nanao na inona na inona ho an'ireo izay mino an'Atra hafa ilay azy raha izany :roll:

58. fijo ( 01/11/2007 21:37)
ka tsy misy ve hanao inona eo e
59. niryna ( 02/11/2007 16:45)
fijo:

ka tsy misy ve hanao inona eo e


II Pet 2
18 Fa mandoka fatratra ny zava-poana ireo, ka ny filan'ny nofo, dia ny fijejojejoana, no entiny mamitaka ny olona izay saiky afaka tsy ho naman'ny velona eo amin'ny fahadisoana intsony;

19 fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon'ny fahalotoana; fa izay maharesy ny olona dia mahandevo azy
Samy manana Atra daholo ny olona tsirairay avy ka.
60. niryna ( 02/11/2007 16:53)
tynah:

Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy. Tsy ho tambo hisaina fa dia azoko fehezina amin'io teny io.:-*



^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1438