Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sylvana, milahatra araka ny daty
sylvana
(
17/10/2007 16:27)
Mitady tonokira misy ilay hoe
Manahoana daholo ô!
Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateny fa hira tranainy ihany izy io.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:47
sylvana
(
25/08/2007 10:25)
Vaovao mitombina vé io?
Source : wanadoo.mg
Sangisangy sa tena izy ? Volana roa no hibaliaka !
24-08-2007 / 10:07
Miparitaka be amin’ny “internet” fa hisy trangan-javatra tsy fahita andavanandro eny amin’ny haba...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/08/2007 09:08
sylvana
(
21/08/2007 22:17)
Mitady tonokiran'i Voninavoko hoe ZANAK'IARIVO....
Miarahaba tompoko!
Mba mitady ny tonon'ilay hira mitndra ny lohateny hoe Zanak'Iarivo an'i Voninavoko raha mba hainareo azafady.
Misaotra mialoha.:*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:44
