Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
1. niryna
(
16/10/2007 15:05)
Ny ohabolana sy ny fanoharana dia manambara fa fidio ny vava avoaka,avadiho in-pito ny lela vao miteny,ny vava dia na manam-poizina na manome tsodrano olona ary tena maratra noho ny sabatra mihitsy ny lela izay tsy voatandrina.
Ny vy tsy mikitrana irery,ary tsy misy tanety may raha tsy misy ny hazokely sy ny bozaka.
Tsy misy ny ady raha tsy misy ny mpifosa.:roll:
Raha ohatra maka ohatra aho hoe nisy olona iray nitantara zavatra tamiko dia izao no mety hitranga:mety milaza ny marina ilay olona,mety mitantara zavatra nolazain'ny olona hafa izy dia miampita aty amiko,mety manendrikendrika ,mety mamorona ,ary mety milaza zavatra tsy misy,mety milaza ny marina ihany koa fa saingy tsy misy hidirako mihitsy fa miresaka fotsiny izy. Io ilay mpitantara na mpiresaka .
Izaho indray nihaino ilay olona dia hitatitra any an-kafa dia izao no mety hitranga: mety nihaino vilana aho,mety ny an-tsasany ihany no henoko,mety nampitomboko io mba ho mavesa-danja sy mahaliana,mety izay mitamberina tao an-tsaiko no resahiko,ary mety tsy misy mihitsy fa nampiko ilay resaka,mety tsy tiako ilay olona.
Ny teny hono toy ny atody ka raha foy manan' elatra
Mpifosa (gossiper)= Mpitantara (talker)+Mpihaino (hearer):arrow: Izay no atao hoe mpifosa amiko.
Ahoana no fieritreretanareo an'io :D
Ny fanontaniako dia hoe inona no atao hoe mpifosa aminao ?
Inona no tokony ataontsika rehetra mba hiarovana ilay fifosana hitandrovana ny fifankatiavana sy ny fihavanana?
HS kely ity ny fifosana dia anisany fahotana,toy ny fankahalana,fialonana,tsy fitiavana,fanaovana valifaty,tsy mamela eloka .
Misaotra betsaka,tandrio ny fihavanana raha mbola azo atao ary teneno mangina ilay olona rehefa tsy mety izy amin'ny fo madio,fitiavana, fanitsiana moramora fa tsy mitratrevatreva,ary mivavaka vao miteny.
:*:*:* ba mamikely ho antsika rehetra
Mifankatiava ihany raha mbola velon'aina (l)(l)(l)

novalian'i Papoose ny 20/10/2007 15:07
3. ikaretsaka
(
16/10/2007 15:26)
lasa indray le.
ary milay anie izany mijoro vavolombelona izany e...
tena raha tany amina secte ity mety roboka mihitsy za:-D

5. niryna
(
16/10/2007 15:49)
Vakio tsara ny resaka ika fa aza hitarina .Tsy miditra izay zavatra mitranga tany aho fa inona no tokony atao fa zavatra mitranga amin'ny fiainana ireo resahiko ireo. Aiza ary ika izany.
6. kallie
(
16/10/2007 17:01)
Ny fanontaniako dia hoe inona no atao hoe mpifosa aminao ?
Inona no tokony ataontsika rehetra mba hiarovana ilay fifosana hitandrovana ny fifankatiavana sy ny fihavanana?
fifosana amiko vokatry ny papotage
Donc =====> aza miditra am fiainan'ny ol fa TSIKY D AMPY
7. salmo1
(
16/10/2007 17:07)
misy valin-teny tsy de malala fomba zay hataony gasy matetika...
Ohatra:
ny valiny: ANY AMIN'NY MISY AZY!
mba gaigy koa ny gasy ah^:^
Ohatra:
niryna:
Aiza ary ika izany.
ny valiny: ANY AMIN'NY MISY AZY!
mba gaigy koa ny gasy ah^:^
9. niryna
(
16/10/2007 17:24)
ikaretsaka:
lasa indray le.
ary milay anie izany mijoro vavolombelona izany e...
tena raha tany amina secte ity mety roboka mihitsy za:-D
hors sujet ihany koa,vakio tsara fa lasa mpitari-bato vilambava isika raha tsy mamaky tsara ny tian'ilay olona tenenina.
10. niryna
(
16/10/2007 17:25)
Aino:
niryna tena marina mihintsy iznay voalazanao izany.
inona izany no tokony ataontsika amin'ny manaraka
Satria tsy vitan'ny hoe olona iray fotsiny no atao hoe mpifosa fa ilay mpitantara sy ilay mpihaino mitambatra
11. niryna
(
16/10/2007 17:26)
kallie:
Ny fanontaniako dia hoe inona no atao hoe mpifosa aminao ?
Inona no tokony ataontsika rehetra mba hiarovana ilay fifosana hitandrovana ny fifankatiavana sy ny fihavanana?
fifosana amiko vokatry ny papotage
Donc =====> aza miditra am fiainan'ny ol fa TSIKY D AMPY
io izany dia efa misy vahaolana tokony ho raisintsika.misaotra.
12. niryna
(
16/10/2007 17:28)
salmo1:
misy valin-teny tsy de malala fomba zay hataony gasy matetika...
Ohatra:
niryna:
Aiza ary ika izany.
ny valiny: ANY AMIN'NY MISY AZY!
mba gaigy koa ny gasy ah^:^
izay indrindra anie no lazaiko e,tonga dia mandeha any amin'izay tsy tokony ho izy ilay sujet,vahaolana no tadiavina koa hiditra lalina any amin'ny hafa indray izy.:roll: aleo aloha omena :* ihany izy na izany aza
13. ikaretsaka
(
16/10/2007 17:44)
niryna> ka hita fa karazarazan'ny mijoro vavolombelona izany ko..
dia avye eo aparitakao ny henonao ary..
tsy mifosa sy manao gossip ve izany?
tahaka ny ataonao ato ihany?
sa rehefa gossip de tsy maintsy ho ratsy foana ny gossipevana?
raha izay de HD za

14. tywa68
(
16/10/2007 18:38)
niryna : tsy voatery mifosa ny mihaino fa mihaino, dia manadio sofina sy saina satria mahasoa an'lay henoina izany (mody mihaino ohatra)! ohatran'izay soratana rehetra eto, vakiana dia ariana avy eo raha tsy tiana ho alain-tahaka :lol:. Olona miresaka sy mifanaja ve dia mifosa ny dikany ? :wink: mifosa zany manaratsy olona mazàna !
15. patrick2002
(
16/10/2007 18:58)
Ny ahy indray aloha dia tsy haiko loatra ny hoe mifosa ,tena tsy tafavoakako ilay hiteny azy .
eto izao misy olona milaza aminao izao manaratsy olona mbola mahita hilazana ihany hoe mananatra eh! manintsy ,avy eo milaza ny marina.tsy haiko intsony.

16. rova30
(
16/10/2007 19:01)
Hono ho 'aho (HERY , MPISERA ...Nirina...):?:
Raha misy "ny tranga" miseho toa ireny, na koa misy ny tsy fifankazahoan'ny Mpiserasera??...ARAKY NY HEVITRAO?...HEVITRAREO???...(satria fiaraha-monina, tsy maintsy misy foana ny olana!)
...dia aiza no tokony hametrahana ny olana? IZA no tokony hilazana izany?...dia iza no tokony hampandre na hampitandrina ny Mpisera tsy nanampo ny fisian'io olana io?:?:

17. ikaretsaka
(
16/10/2007 21:35)
miseho eo ilay izy dia samy manadihady eo dia mifangiditra eo dia mifamaha eo.. raha ny fijeriko aloha e.
ko samy tratra ve dia mbola asiana Iza indray

18. cutie
(
16/10/2007 21:38)
HS kely ity ny fifosana dia anisany fahotana,toy ny fankahalana,fialonana,tsy fitiavana,fanaovana valifaty,tsy mamela eloka .
misy karazany 2 ny fifosana amiko
fifosana ratsy ( le manitatra )
fifosana tsara( mpampita zavatra renao tany ho any , tsy analana, tsy ampitomboina :-P)
19. ratonga
(
16/10/2007 22:20)
cutie:
fifosana tsara( mpampita zavatra renao tany ho any , tsy analana, tsy ampitomboina :-P)
:-D:-D tsy mifosa izany ry cutie fa mampita vaovao ah!:lol:
20. salmo1
(
16/10/2007 23:05)
niryna:
Ny fanontaniako dia hoe inona no atao hoe mpifosa aminao ?
Ny atao oe mpifosa dia: mpifosa.
marina ve madama! :?: :-*
;-)