Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
41. xxx
(
17/10/2007 08:14)
rova30:
Hono ho 'aho (HERY , MPISERA ...Nirina...):?:
Raha misy "ny tranga" miseho toa ireny, na koa misy ny tsy fifankazahoan'ny Mpiserasera??...ARAKY NY HEVITRAO?...HEVITRAREO???...(satria fiaraha-monina, tsy maintsy misy foana ny olana!)
...dia aiza no tokony hametrahana ny olana? IZA no tokony hilazana izany?...dia iza no tokony hampandre na hampitandrina ny Mpisera tsy nanampo ny fisian'io olana io?:?:
Tsy anjaran'ny ato @ serasera io fa pbm n'ny tsirairay, ny serasera noforonin'i Hery fa tsy responsable n'ny mpiserasera i Hery
42. Aino
(
17/10/2007 08:16)
9. Mpandefa : niryna [ Valio ] 16-10-2007 19:25:34
Lohateny : Re : Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
Hoy i Aino:
inona izany no tokony ataontsika amin'ny manaraka
Satria tsy vitan'ny hoe olona iray fotsiny no atao hoe mpifosa fa ilay mpitantara sy ilay mpihaino mitambatra
de tsy hita anky fa miandry ny fahamarinana fotsony ah, satsia na hiezaka anao inn na anao inn dia tsy maintsy hisy faona izany.
43. niainalynx
(
17/10/2007 08:59)
amiko ny atao hoe mifosa dia misy olona iray miteny amin'ny olona iray na maro ny toeatra na fomba ratsy na kileman'ny olona anankiray izay fantany. tsy misy tsara tenenina mandritra ny resaka hifanaovana fa ny ratsy rehetra sy izay tsy mifanaraka ami'ny hevitry ny tenany mpifosa. Raha fehezina dia hoe MANARATSY OLONA IRAY NA MARO NY FIFOSANA
44. niryna
(
17/10/2007 16:48)
niainalynx:
amiko ny atao hoe mifosa dia misy olona iray miteny amin'ny olona iray na maro ny toeatra na fomba ratsy na kileman'ny olona anankiray izay fantany. tsy misy tsara tenenina mandritra ny resaka hifanaovana fa ny ratsy rehetra sy izay tsy mifanaraka ami'ny hevitry ny tenany mpifosa. Raha fehezina dia hoe MANARATSY OLONA IRAY NA MARO NY FIFOSANA
toy izany koa no eritreretako azy.Tsy azo atao izany hoe olona iray fotsiny ilay izy fa tsy maintsy misy iray na roa na maromaro.
Hoy aho mantsy ny vadiko hoe ny lehilahy ve mba mifosa?
Hoy izy hoe ie toa misy mifosa fa tsy mitovy ny an'ny vehivavy.
Ahoana koa izany hoy aho.Ny anay ny resaka hoy izy ohatra hoe manao zavatra dia tsy mahay ilay mpiara-miasa dia mifanampy eo izahay dia miresaka dia tonga ny namana iray dia mitohy ihany iny resaka iny .Na resaka baolina na resaka beloty dia mitohy ihany iny sujet iray iny.Ny an'ny vehivavy hoy izy miresaka izy dia rehefa misy olona tonga dia mamadika resaka,hovaina haingana ilay conversation. Izay hono no fahitany azy.Azy moa iny.
45. niryna
(
17/10/2007 17:01)
Izao no voalaza ao amin'ny dictionnaire:
gossip(v)mesadresaka foana,matetika manaratsy olona.
gossip = bavarder avec qn,papoter,ragoter,,faire des cancans,des commerage(s),raconter des histoires,sur qn
gossip(n) a person who chatterd or repeat idle talk and rumors about others.

47. ikaretsaka
(
17/10/2007 17:22)
ka milay kosa le izy ko tsy resahana.
V10 80 soupapes 650 cheveaux biturbo ... american muscle
aleo resahina kosa, na de whow aza!
V10 80 soupapes 650 cheveaux biturbo ... american muscle
aleo resahina kosa, na de whow aza!
48. cutie
(
17/10/2007 17:26)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 17-10-2007 19:16:35
Lohateny : Re : Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
ny lhl no tena be takoritsika akia a! saingy resaka tomobil ny resany
mba marina ve zany
49. ikaretsaka
(
17/10/2007 18:13)
cutie.. za mitakoritsika aloha raha tomobila sy sport sy hotr'otr zany e:oops::-D
50. cutie
(
17/10/2007 18:17)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-10-2007 20:13:56
Lohateny : Re : Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
cutie.. za mitakoritsika aloha raha tomobila sy sport sy hotr'otr zany e
mandainga be :twisted:
51. Papoose
(
17/10/2007 21:10)
Ika, za vao mifosa anao teo hoe ratsy be le clipn'ny hiranao!:^):-P:-D
52. niryna
(
18/10/2007 04:42)
niryna:
Izao no voalaza ao amin'ny dictionnaire:
gossip(v)mesadresaka foana,matetika manaratsy olona.
gossip = bavarder avec qn,papoter,ragoter,,faire des cancans,des commerage(s),raconter des histoires,sur qn
gossip(n) a person who chatterd or repeat idle talk and rumors about others.
oops ,miresadresaka no tiako tenenina fa azafady.:oops:
53. niryna
(
18/10/2007 04:43)
diamondra27:
:-D:-D:-D
ny lhl no tena be takoritsika akia a! saingy resaka tomobil ny resany
inona indray aky izany hoe be takoritsika izany? Maty aho ry andriakaky o ,vao maika mitombo ilay teny gasy tsy fantatra :D
54. niryna
(
18/10/2007 04:46)
ikaretsaka:
ka milay kosa le izy ko tsy resahana.
V10 80 soupapes 650 cheveaux biturbo ... american muscle
aleo resahina kosa, na de whow aza!
Ika a ,ny olona avy ao France no tena maharaka ny fiara aty amintsika.
55. niryna
(
18/10/2007 04:49)
cutie:
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 17-10-2007 19:16:35
Lohateny : Re : Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
ny lhl no tena be takoritsika akia a! saingy resaka tomobil ny resany
mba marina ve zany
asa aloha fa ny hitako dia miresaka ny bikan'ny vehivavy izay mandalo eo anoloany eo no betsaka :roll: (mifosa ihany izany kou,sady miampy ny fitsiriritana ::-$:-@.)
56. niryna
(
18/10/2007 04:51)
Papoose:
Ika, za vao mifosa anao teo hoe ratsy be le clipn'ny hiranao!:^):-P:-D
:roll: io fa tratr'ika.Aleo tsy ho tohizako fa manjary lasa mihitatra dia lasa mifosa an'ika eo aho.Mi-pardon-ry ika a.:o
57. niryna
(
18/10/2007 05:00)
Vazivazy daholo ny ahy ireny fa ny tena tanjoko nahatonga ahy hiteny io fiteny io dia tena poizina mifono sady mandratra olona maro mihitsy ilay mifosa.Ny maha-zava-doza azy dia toy ireny olona mandainga ireny ihany,mitombo,mitombo dia farany lany lainga dia tsy mahita ho tenenina intsony dia lasa mitatra ilay resaka.Nianatra daholo angamba izay isika fa ratsy ny mifosa olona,ary raha sendra misy na mahita hianao olona mitady hivalana ny resaka ,tonga dia tapaho na hovay.Andramo anie e,tonga dia mitenena hoe andao hovaina izany resaka izany fa lasa mifosa olona isika.Na rehefa misy olona te-hanontany ny fiainan'ny hafa aminao tonga dia teneneno hoe tsy mifosa olona intsony aho.Na isika mitantara,na isika mihaino dia mpifosa daholo no atao anaran'ireo.Tsy afaka hiteny olona iray izany isika hoe mpifosa raha tsy misy ny olona hitantarainy sy misy olona mihaino azy.Raha misy sanatria voadona izay teny teneniko eto fa mba hianatra zavatra tsara no tiako tenenina antsika dia mamela ahy.
:-*:-*:-*:-* Dieny mbola velona isika no mifankatia fa raha maty vao ra-malala efa tara loatra.
(l)niryna
:-*:-*:-*:-* Dieny mbola velona isika no mifankatia fa raha maty vao ra-malala efa tara loatra.
(l)niryna
58. Papoose
(
20/10/2007 15:07)
Misaotra t@ le dinika aloha nyrina fa ataoko topic @ speech ko a!:D:-*