Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?

21. cutie ( 17/10/2007 01:44)
tsy mifosa izany ry cutie fa mampita vaovao ah!

it's a gossip ry ratonga a:-D
22. Papoose ( 17/10/2007 02:04)
Amiko le fifosana dia fitaterana vaovao, na teny na hafatra avy t@ source ray mankany @na receiver ka tsy eo le olona sujet de conversation.
Dia raha sendra an'ilay mpifosa tsara izy dia feno fanatsarana ny message alefany, zany hoe distorteny tsaratsararement avec mots positifs,
Dia raha sendra mpifosa ratsy dia ratsy daholo ny vokabolera avoakany, na te hi inform izy ha hi-persuade.

Ny mpanao gazety zany mety ho azo atao hoe mpifosa ihany
23. cutie ( 17/10/2007 02:34)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 17-10-2007 00:20:44
Lohateny : Re : Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
Hoy i cutie:
fifosana tsara( mpampita zavatra renao tany ho any , tsy analana, tsy ampitomboina )

tsy mifosa izany ry cutie fa mampita vaovao ah!

ratonga
raha niteny le oul we ampitao any ny vao2, de mampita vao2 zay. Raha tsy le eo le oul nefa enao mitatitra vao2 any @hafa sady le oul tsy naniraka de mifosa zay:-D
24. diamondra27 ( 17/10/2007 04:58)
nena ndray ny atao we: mifosa de fanaratsiana le olona

raha miresaka oul 1 hafa ka manatsara azy de tsy mifosa zay fa mi-fan azy sa ahoana hoy nareo

raha ohatra ka tsy afaka ny hihaino olona 1 ianao dia tsy misy communication mihintsy zany amiko.

Nareo nijery sy namaky teto zany zao de azo lazaina fa nifosa daholo raha ny resaka eo ambony reo no jerena.
De ahoana indray zany ny fizarana @ zany, aiza ny toerany?we mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray; ary eo @ lafitsarany no tiako lazaina @io fa tsy le fanaratsiana.

Za zao ohatra eto @ serasera dia tena mankasitraka an'i niryna @ dinika ataony hatr@zay ka hatr@zao ankoatran'ilay izy tsy mamaly rehefa anontaniana.
Dia tahaka izany koa ireny hevitra nasehon'i Soanja momban'ny silamo sy resaka culture ireny tena mahaliana be ahy, de mifosa ve za zany ry 'reto?
Mila valiny raha azo atao.

Tokony hianatra communication 'zany aloha mba tsy ho diso filière.
25. niryna ( 17/10/2007 05:08)
ikaretsaka:

niryna> ka hita fa karazarazan'ny mijoro vavolombelona izany ko..
dia avye eo aparitakao ny henonao ary..
tsy mifosa sy manao gossip ve izany?
tahaka ny ataonao ato ihany?

sa rehefa gossip de tsy maintsy ho ratsy foana ny gossipevana?
raha izay de HD za

Inona no atao hoe mijoro vavolombelona aminao?
Iza no fosaina i kristy,ny zava -bitany tamiko sy taminao? =))=))

26. niryna ( 17/10/2007 05:11)
tywa68:

niryna : tsy voatery mifosa ny mihaino fa mihaino, dia manadio sofina sy saina satria mahasoa an'lay henoina izany (mody mihaino ohatra)! ohatran'izay soratana rehetra eto, vakiana dia ariana avy eo raha tsy tiana ho alain-tahaka :lol:. Olona miresaka sy mifanaja ve dia mifosa ny dikany ? :wink: mifosa zany manaratsy olona mazàna !

io izany misy teny iray midika ny hoe mifosa=manaratsy olona.
Raha tsy nisy olona nanaratsiny azy dia ahoana?
Izany hoe raha hiteny an'i tywa izany aho dia mitantara zavatra?Raha mandeha ny resaka ka miditra amin'ny zavatra hafa,mivoana ny resaka ka tonga dia hovaiko ilay izy fa tsy te-hihaino aho fa miresaka olona ilay izy dia tsy tokony ho hisy izany ilay fifosana.Misy olona miteny eo,ary misy olona mihaino.izany no fahalalako azy aloha a.

27. niryna ( 17/10/2007 05:14)
patrick2002:

Ny ahy indray aloha dia tsy haiko loatra ny hoe mifosa ,tena tsy tafavoakako ilay hiteny azy .
eto izao misy olona milaza aminao izao manaratsy olona mbola mahita hilazana ihany hoe mananatra eh! manintsy ,avy eo milaza ny marina.tsy haiko intsony.

ka izay no mahatonga ahy hanontany.Raisiny amin'ny fiainana ilay izy,matetika olona iray foana no voateny hoe mpifosa io.Kanefa raha tsy nisy olona nitantarainy azy dia tsy afaka niteny izy,raha tonga dia nadaboka tany ilay resaka,tonga dia novaina ilay izy dia tsy nisy ny nitantara sy nihaino.Sarotra tokoa izy ity ka izany no nahatonga ahy hanontany ny tena dikany

28. niryna ( 17/10/2007 05:15)
rova30:

Hono ho 'aho (HERY , MPISERA ...Nirina...):?:

Raha misy "ny tranga" miseho toa ireny, na koa misy ny tsy fifankazahoan'ny Mpiserasera??...ARAKY NY HEVITRAO?...HEVITRAREO???...(satria fiaraha-monina, tsy maintsy misy foana ny olana!)

...dia aiza no tokony hametrahana ny olana? IZA no tokony hilazana izany?...dia iza no tokony hampandre na hampitandrina ny Mpisera tsy nanampo ny fisian'io olana io?:?:

Izaho koa aza mba manontany ko :roll: Inona no tokony atao hoy aho mantsy anareo?

29. niryna ( 17/10/2007 05:16)
ikaretsaka:

miseho eo ilay izy dia samy manadihady eo dia mifangiditra eo dia mifamaha eo.. raha ny fijeriko aloha e.
ko samy tratra ve dia mbola asiana Iza indray

io koa hono izany misy vahaolana.

30. niryna ( 17/10/2007 05:21)
cutie:

HS kely ity ny fifosana dia anisany fahotana,toy ny fankahalana,fialonana,tsy fitiavana,fanaovana valifaty,tsy mamela eloka .

misy karazany 2 ny fifosana amiko
fifosana ratsy ( le manitatra )
fifosana tsara( mpampita zavatra renao tany ho any , tsy analana, tsy ampitomboina :-P)

ilay resaka fifosana dia miteny olona ao ambadika ka ireo voalazako ireo ny sasany,mety misy maro samy hafa.Ilay iray tsy mifosa mitantara ny zava-misy.
Ohatra mampandre ny tena marina.Teraka lahy noho i ranona,rahoviana isika no andeha hamangy,na tsy mamangy fa mampilaza vaovao fotsiny.Fa raha ohatra ka mihitatra ilay resaka fiterahana hoe izao no hitany na toy izao ilay zaza na toy izao ny zavatra mitranga nahazo ilay tera-bao ka misy fanaratsiana ao dia izay no atao hoe mifosa=ilay nitantara nampitombo sy nanaratsy + ilay nihaino tsy nanapaka ilay teny fanaratsiana. :roll: sa ahoana hoy hianareo :wink:
31. niryna ( 17/10/2007 05:23)
ratonga:

cutie:
fifosana tsara( mpampita zavatra renao tany ho any , tsy analana, tsy ampitomboina :-P)

:-D:-D tsy mifosa izany ry cutie fa mampita vaovao ah!:lol:

oops io ilay tiako tenenina cutie a .Misaotra ratonga a

32. niryna ( 17/10/2007 05:24)
salmo1:

niryna:
Ny fanontaniako dia hoe inona no atao hoe mpifosa aminao ?

Ny atao oe mpifosa dia: mpifosa.

marina ve madama! :?: :-*

;-)

aiza kosa e,farito ilay izy,ka tena sarotra ilay teny gasy kou.
33. niryna ( 17/10/2007 05:27)
Papoose:

Amiko le fifosana dia fitaterana vaovao, na teny na hafatra avy t@ source ray mankany @na receiver ka tsy eo le olona sujet de conversation.
Dia raha sendra an'ilay mpifosa tsara izy dia feno fanatsarana ny message alefany, zany hoe distorteny tsaratsararement avec mots positifs,
Dia raha sendra mpifosa ratsy dia ratsy daholo ny vokabolera avoakany, na te hi inform izy ha hi-persuade.

Ny mpanao gazety zany mety ho azo atao hoe mpifosa ihany

misaotra papoose a,ny mpanao gazety no tena dange be kou.Androany izy makatsy amin'ny ilany rahampitso izy any amin'ilay iray.Lany eo ny volanao.H.S kely ity fa isika gasy anie tena liam-baovao e.
Asaivo mitantara zavatra iray anie ny olona na nitovy izao aza no hitany raha tsy misy fahasamihafany sy mihitatra iny.

34. diamondra27 ( 17/10/2007 05:39)
non kosa e!
misy expression zay we: "téléphone arabo", hainareo ve ny dikany? reo zany no tena mpifosa koa satria samy au courant ny fianan'olona doly ry zakahy
35. niryna ( 17/10/2007 05:39)
diamondra27:

nena ndray ny atao we: mifosa de fanaratsiana le olona

raha miresaka oul 1 hafa ka manatsara azy de tsy mifosa zay fa mi-fan azy sa ahoana hoy nareo

raha ohatra ka tsy afaka ny hihaino olona 1 ianao dia tsy misy communication mihintsy zany amiko.

Nareo nijery sy namaky teto zany zao de azo lazaina fa nifosa daholo raha ny resaka eo ambony reo no jerena.
De ahoana indray zany ny fizarana @ zany, aiza ny toerany?we mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray; ary eo @ lafitsarany no tiako lazaina @io fa tsy le fanaratsiana.

Za zao ohatra eto @ serasera dia tena mankasitraka an'i niryna @ dinika ataony hatr@zay ka hatr@zao ankoatran'ilay izy tsy mamaly rehefa anontaniana.
Dia tahaka izany koa ireny hevitra nasehon'i Soanja momban'ny silamo sy resaka culture ireny tena mahaliana be ahy, de mifosa ve za zany ry 'reto?
Mila valiny raha azo atao.

Tokony hianatra communication 'zany aloha mba tsy ho diso filière.

Izany no antony nametrahako ity fanontaniana ity.Satria isika tsirairay samy manana ny kilemany daholo.
Tokony ho hitanao kosa aloha fa mihezaka ny mamaly aho raha mahavaly,raha tsy mahavaly kosa aho mba anjaran'ny hafa no manampy ahy.Raha tsy ohatra angaha hoe tsy miasa aho fa mijanona ato amin'ny ordinateur foana.Misy teny tsy tokony ho valiana koa.
Ny ahy ny tanjoko dia ny mifidy izay vava avoaka fa mampidi-doza ny mamerina azy.Raha olona miteniteny kosa ve dia hamaly am-pahatezerana aho?
Tokony tsy hisy olana iny rehefa tsy mahavaly ny olona.
Communication? ilaina tokoa ilay izy.Rehefa mivoana anefa ny resaka dia anjaran'ilay mihaino no tokony hanova sy hamadika ny pejy.Mila hianarana ilay izy ka,satry aza hiresaka foana fa raha vao mandeha any amin'ny lalan-kafa dia tapahana hainga.Fianarana daholo anie ny fiainana e,izany no mahatonga hoe inona no vahaolana raha sendra misy izany?
36. niryna ( 17/10/2007 05:40)

37. najah ( 17/10/2007 05:50)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN
38. tywa68 ( 17/10/2007 06:01)
niryna : ilay fosa zany resaka miterak'ady satria mamely olona : dia nefa koa anjaran'ilay mihaino no manome lesona raha mahay izy, hoe tsy mety ny toetra ohatran'io, ary mampiseho fa tsy mila ampiana sira ny resaka, fa ajanona eo ; samy manana ny fandraisany azy avy ny tsirairay. tsy mora fa rehefa ampitiavana dia mandeha ho azy. Aza atao @olona ny tsianao atao aminao.:-*
39. tywa68 ( 17/10/2007 06:02)
nisy diso kely : aza atao @olona ny tsy tianao atao aminao.
40. diamondra27 ( 17/10/2007 06:28)
niryna:

Asaivo mitantara zavatra iray anie ny olona na nitovy izao aza no hitany raha tsy misy fahasamihafany sy mihitatra iny.

________________________________

yE tena marina io lazaindry io sady vao nianaranay(resaka communication) vao haingana asa na efa nisy nahita le sary "indien sy esquimo" iny. Nanontaniana zahay mpianatra we: ity misy sary de lazao ze hitanareo @io sary io?
de samy nilaza teo ny sasany niteny we: indien , ny sasany niteny we esquimo. Sary noir et blanc le izy , portrait visage fa afaka hahitàna olona 2; raha le couleur mainty no hitanao de le sary indien no voalazanao
raha le couleur blanc no mi-domine @ fijerinao de hahita ilay esquimo(olona mipetraka any @ teorana misy la neige) no hitanao
raha tena manana fijery noir et blanc de mahita azy 2

===> ny tiako hiverenana izany de we: samy manana ny fijeriny sy interpretation-ny doly isika

Tsy adalan'ny polisy akory ny maka rinfos @ olona retra ze azahoany renseignements mba hahazoana maka décision.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0165