Hono wa ry zalah?

1. salmo1 ( 17/10/2007 10:07)
Ahoana kay ny mikôtikôty anireny sipa malaza @ fahaizany ireny:?: :@
(oh: artiste, actrice sns...)8):°):-$

;-)
novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 22:34
2. bimanoa ( 17/10/2007 12:15)
arak' izany kou, kôtiana oe 1, 2, 3, 4, sns ...:-D
3. koffman ( 17/10/2007 14:05)
f'angà ny fahaizan'ny olona koa mety hikoatina sipa, arakaraka ny toetrany l'tia io fa tsy arakaraka ny zavatra hainy a!
4. Aino ( 17/10/2007 15:40)
2. Mpandefa : koffman [ Valio ] 17-10-2007 16:05:25
Lohateny : Re : Hono wa ry zalah?
f'angà ny fahaizan'ny olona koa mety hikoatina sipa, arakaraka ny toetrany l'tia io fa tsy arakaraka ny zavatra hainy a!
marina izany!!!


1. Mpandefa : bimanoa [ Valio ] 17-10-2007 14:15:44
Lohateny : Re : Hono wa ry zalah?
arak' izany kou, kôtiana oe 1, 2, 3, 4, sns ...
:-D:-D:-D:-D


5. ikaretsaka ( 17/10/2007 16:23)
mila mahay manisa ny hoe aiza no takatry ny baka-pilesy aloha..
izay vao mikaoty.
sao tara portee eo
6. simplex ( 17/10/2007 21:41)

manan'elatra be ny ankamaroan'ireny bandy kely a :)
zany hoe tsy maintsy atomboka @ firesahana aminy ny zava-drehetra :P
ra sanatria moa ka tsy poinsa dia mampiasa an'ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4714ad42af017

;-)
7. dibbah ( 18/10/2007 03:42)
inviter-na misakafo d ao !!!!!
8. salmo1 ( 18/10/2007 15:31)
dibbah: (mba ohatra fotsiny izy ity ka)

Elah anie vao hikôty e:lol: Ahoana no hitenenany elah amin'ny sipa, raha manana tetika romance elah aminy, kanefa tsy fantatry elah akoury raha afaka izy na ho tsia.
Mba realista less am zavatra hatao ah.
;-)
9. dibbah ( 18/10/2007 16:29)
ka aleo manasa misakafo toy izay tonga d manao hoe je t'aime e efa experience véçue io ry zandry matoa lazaina fa aza sarotra atoro
10. Jeankely ( 19/10/2007 08:08)
Mampiseho fahaizana koa raha mba manana. Tsy tia olon-tsotra ny artiste sy namany. Tsy maharaka azy raha mpijery baolina.=))=))=))
11. salmo1 ( 22/10/2007 06:05)
dibbah:
ka aleo manasa misakafo toy izay tonga d manao hoe je t'aime e
:-D:-D
Ra ozy elah oe:
- Handao hiara-hisakafo amiko?

de hoy lay sipa:
- Non!
...............
De eo elah no tsy mahita tenenina ^:^
;-)
12. mignone ( 22/10/2007 08:30)
ié raha macdo kosany ve oatra ry salmo ...:lol:
13. salmo1 ( 22/10/2007 08:47)
mignone: ra malagasy sy malagasy tsy maninn ka:miam::-* Efa romance be zany am gasy:@
;-)
14. mignone ( 22/10/2007 11:30)
sao dia mandatsaka ny gasy ry salmo ito :?::°)
15. salmo1 ( 22/10/2007 13:14)
mignone: tsy mandatsaka fa manambany maintsy aza :lol:

tsy mapme zah e:?:
;-)
16. Nickovy ( 22/10/2007 15:21)
salmo1:

dibbah:
ka aleo manasa misakafo toy izay tonga d manao hoe je t'aime e
:-D:-D
Ra ozy elah oe:
- Handao hiara-hisakafo amiko?

de hoy lay sipa:
- Non!
...............
De eo elah no tsy mahita tenenina ^:^
;-)

Ka angaha kosa tonga te vantanina be toy izany. alefa tsikelikely io zandry ah!

17. xxx ( 22/10/2007 15:44)
na mikoty vhv aza tsy hainy salomo :-D:-D:-D:-D:-D
18. salmo1 ( 22/10/2007 17:39)
xxx: fa lhl ndray ve?
19. ikaretsaka ( 22/10/2007 19:06)
salmo.. andramo aloha ny mikoty lehilahy de rehefa hain'ialahy ny mikoty lehilahy dia vevavy @ zay..
andramana fotsiny hoa an.. sao de ratsy eritreritra eo!
20. salmo1 ( 22/10/2007 19:19)
:-D:-D
elah alou no voalohany ho kôtiko;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4801