Hono wa ry zalah?

21. simplex ( 22/10/2007 19:23)

:@:@
22. pissoa ( 23/10/2007 15:41)
efa zaka ihany ve i Ika ry salmo a :-D:-D:-D
23. mandrindra ( 23/10/2007 17:37)
salmo1:

dibbah:
ka aleo manasa misakafo toy izay tonga d manao hoe je t'aime e
:-D:-D
Ra ozy elah oe:
- Handao hiara-hisakafo amiko?

de hoy lay sipa:
- Non!
...............
De eo elah no tsy mahita tenenina ^:^
;-)

dia valiana izy hoe tsy koi aza fa aleo zah irery no mihinana fa ndriko no laoka e:wink:

24. ikaretsaka ( 23/10/2007 18:37)
salmo1:

:-D:-D
elah alou no voalohany ho kôtiko;-)


tsy maninona raha zakan-la za! za manko somary ngezangeza sy lavalava izay ihany.. sao potsitry ny 20 metatra 130kgs ao fotsiny vao mianjo vonjy ao hoe ... sintomy aho ra simplex an
25. ikaretsaka ( 23/10/2007 18:38)
2 metatra fa diso aho
26. ravatorano ( 25/10/2007 10:48)
lisany wa d mampmé miitsy
=))=))=))=))
27. Nickovy ( 25/10/2007 11:44)
:-D:-D:-D:-D:-D =))=))=))=))=))=))
28. salmo1 ( 25/10/2007 16:14)
ika:
2 metatra fa diso aho

Marina fa tena tsy zakako, kle. diso rapeto loatra:lol:

Any NBA less mitady ndray ah!:°)
29. mandrak ( 26/10/2007 19:42)
ikare>=))=))=))
30. karinah ( 27/10/2007 22:17)
salmo1:

Ahoana kay ny mikôtikôty anireny sipa malaza @ fahaizany ireny:?: :@
(oh: artiste, actrice sns...)8):°):-$

;-)
salmo: manaova Calcul!mdr


31. salmo1 ( 27/10/2007 22:34)
karinah:
salmo: manaova Calcul!mdr
karinah: efa lany daty ity dinika ity!!!!!!

Za koa tsa mba manana calculadora ntsony hikôtina anreny.
salmo1 repô kely alou ary poussy be maintsy:lol:

Asa ra mazava am-toi zay zavatra lazaiko.
;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1594