izao ny zava misy, ny rainay mila mitsabo aty andafy satria tsy zaka intsony ny vidimpanafody any @ Dago. Betsaka ny olona miteny hoe mahazo manafatra azy izahay zanany ary hafaka mibeneficier ny secusoc nay zanany izy dia misy prise en charge. Raha mahafantatra olona nanao an izany na efa nanao anizany dia mba tantarao kely eto azafady. Inona ny taratasy tsy maintsy ataonay? Inona ny conditions sns?