fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007

1. ravatorano ( 15/10/2007 05:34)
Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy :
*Daty : Sabotsy 20 octobre 2007
*Toerana hanaovana ny fihaonana : eny Ambatolampikely Route Ambanitsena Face Café d'Ampasimbe lalampirenena makany Toamasina iny mora hita kely.
*Fiaingana amin'ny 10 ora mariana eo anoloana ny vavahady be eo mahamasina
*Misy fiara hitatitra eo
*Fandraisana anjara 5.000 Ariary miampy boisson GM iray

*Samy mitondra ny fitaovana hihinanany sy hisotroany;
*Ny sakafo sy ny saran-dalana dia efa ao anatin'io fandraisana anjara io
*Araky ny efa mahazatra dia hisy ny fety ary ny fihaoana hifampitafatafana ary koa tsy adino ny brochette party !
*Ny ora fodiana dia amin'ny 17h00
Koa manentana ny namana serasera eto Madagasiakra indrindra fa isika eti Antananarivo mba ho tonga fa amin'io no hamaritana indray ny hetsiaka hatao manaraka toy ny fambolen-kazo sy ny activité sasany izay ilaina ny hevitry ny maro.
Ny fara fanamasinana ny fandehanana dia ny alakamisy 18 Octobre hariva.
Ilaina io fanamafisana io mba hahafahana mahafantatra marina ny isan'ireo namana hanatrika izany satria mila fikarakarana mialoha ny zava-drehetra hatao eny.
ireto misy laharana finday azonareo antsoina raha mila fanazavana ianareo ary koa mba handefasanareo ny fanafamisana ny handehananareo :
0320416886 glou
0320459118 ravatorano
0331260987 voahirana
0331195900 blanche

Izay zany fa dia manantena ny fahatongavatsika maro o

Ny mpikarakara
:D
:wink:
novalian'i fijo ny 20/11/2007 22:02
2. ravatorano ( 15/10/2007 05:36)
ô ry akama isany ah aza hadino ZF e
=))=))=))=))=))=))=))
za rery maalala an'io :-D:-D:-D
3. naritsimba ( 15/10/2007 05:47)
ok zany fa dia raikitra eh!
tonga foana raha mbola manana tongotra razoky eh!
4. nirijimka ( 15/10/2007 05:48)
aiz aZF aiza! hahahahhahahahha, manao ny fanaon'ny antenimiera zany @ io! za aloh andeh e! na de hanao tsidim-pahitra aza! sitrany ahay mba mahita hoe iza si iza ndray no trondro vaovao!lolll:lol::lol::lol::lol:
5. Papoose ( 15/10/2007 08:03)
Ravato, sao de mba ho avy any ihany aho fa aza adino le hirako:D dia mangitsy moa sa mafana ny andro @zany?
6. sasa ( 15/10/2007 08:42)
misaotra an'i zoky nanao tatitra é! d hitako koa le place e! efa tany amin'io toerana io za e! eo mahamasina izany ny fotoana fa d manentana antsika namana rehetra e!
7. Tehonamana ( 15/10/2007 09:00)
Tehonamana tehandeha fa tsisy vola. Ny misurf aza mandrovi-pôsy mintsy. Fetin'ny manambola iany ny anareo.
8. ravatorano ( 15/10/2007 09:02)
aza hadino ny manao ny confirmation amin'ny handehananareo e mba hahalalana marina ny isan'ny namana momba ny logistik mantsy zany e
papoose
9. lo ( 15/10/2007 09:14)
bonne ambiance ry zalah a, tsy tratrako ny lera nefa za mibattre :)
10. Darlin ( 15/10/2007 09:21)
salut daholo indray an!

Misaotra alou t@ le fanentanana sy ny tatitra ry zoky ravatorano a!
fa za izany mety mandalo miserana eny fotsiny fa ts afaka mijanona za e! Satriko aza ny hihaona sy ny hitafatafa @ ireo namana rehetra fa saingy tsy afaka za fa misy programme ato ampiasana ts afaka hialana koa.

Izay fa dia reaha afaka za d mandalo any @ io toerana voalaza io e! hihihi :D mba manao présence kely.

11. mbaliana ( 15/10/2007 09:22)
tehonamana> njisy mantsy tsy misy ny atao raha tsy misy ny vola fa raha manana sosokevitra kosa ianao dia aboray e...mino aho fa tsy hisy hanavaka ny hevitrao raha hita fa mahomby...dia bonne fete daholo zany nareo koa...:lol::lol::lol:
12. nirijimka ( 15/10/2007 10:14)
o ry zareo a! de ho maro indary zao ny mpanisy SIRA, POIVRE, CARRY, MENAKA, CARBONETRA, SAKAY... @ ity programa ity; tsy koi, omeo daholo izay any aminareo fa ilainay hanaovana ilay brochette daholo na sira na poivre, na inona na inona! hahahahah
13. sasa ( 15/10/2007 10:26)
Tehonamana:

Tehonamana tehandeha fa tsisy vola. Ny misurf aza mandrovi-pôsy mintsy. Fetin'ny manambola iany ny anareo.

:-w:-w:-w:-w:-w ny fiainana r'ise tsy mandé raha tsy misy vola an! manangona aloha vola d amin'ny manaraka mandé ary e! ny namana serasera miandry anao foana e


14. la ( 15/10/2007 10:34)
ravatorano> misaotra betsaka mampita ny hafatra e!! manantena zahay fa de fety be zany io an!
15. sasa ( 15/10/2007 11:14)
Tehonamana:

Tehonamana tehandeha fa tsisy vola. Ny misurf aza mandrovi-pôsy mintsy. Fetin'ny manambola iany ny anareo.


Namana tsy hita
Tsy mpikambana ato io namana tadiavinao io. Na jereo fa sao dia diso ny solonanarany.

refa mba nijery ny mombamomba an'i Tehonamana za d io no zavatra hitako
:-w:-w:-w:-w



16. naritsimba ( 15/10/2007 12:47)
papoose>>> efa hitako eto ianao fa ho avy e,

tehonamana>>> mikarakarà ianao fety tsy andoavam-bola fa mandeha foana zà e, hita mihitsy ianao hoe: gisitra lava @ fiainana ka tsy manan-katao afa-tsy ny manenjika ny eo alohanao ihany. sady efa nisy fety gratos ange nataonay fa ianao tsy hita e,
17. fasaly ( 15/10/2007 12:52)
mbola eto madà zà amin'io ka de any ndray zany ny fotoana e:wink::^)
18. glou ( 15/10/2007 13:24)
dia io ndray zany ny fihaonana manaraka ka mbola manentana anareo hanatrika fa sady 5 eme anniversaire ny serasera anie io eh, sady hisy koa surprise any ka ny hirariana dia ho avy daholo isika eto TANA, marina fa misy vola aloha ilay izy fa miantsoa ihany ireo lahara_tariby ireo hijeerena izay azo atao,efa betsaka izay fihaonana izay fa ho anareo mbola misalasala dia mandehana fa ilaina ny fiarahana sy ny fifankalalalna olona eo @ fiainana satria indray andro any mety iray @ ireo olona mety ho hitanao any ny hanampy anao @ fiainana
N.B : raha mety dia lancena matetika ao anaty tchat na boite ny namana eto tana ity forum ty, zay ry tompon' andraikitra raha azo atao eh, misaotra mialoha8)^:^^:^
19. hery ( 15/10/2007 14:04)
Mahafinaritra ny vaovao e.

Aleo fa dia haparitaka indray izany io.

tenanamana> tongava any fa tsy hanaovandry zareo plisy plisy any ve e :-)
20. mignone ( 15/10/2007 14:53)
mafy zany tehonamana rankizy :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7585