fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007

61. tywa68 ( 17/10/2007 07:23)
selepa : zaran'i naritsimba aza enao mitondra namana vaovao :-D:-D mba tsy ny mêmes têtes no hita ao :lol:
62. Darlin ( 17/10/2007 07:47)
glou_ > f'nga nahemotra le départ kle . hihihi:D

Aleo fa miantso an'là za raha tafa ihany ok
63. naritsimba ( 17/10/2007 08:06)
darlin>>> tandremo sao tsy tonga njy an!
64. nirijimka ( 17/10/2007 09:00)
lety e! de mbola ho @ 12 koa ve vao hiala, koa tsy adino any zany ny bandy kle! za wa mboal maika ny andehhhh! lisany kosa ry zalahy a!
eny aza koa! na @ 17h aza, za andeh foana e! sao voarako tsy ho même têtes eo tsony! lollll hahahhahahah
65. lo ( 17/10/2007 09:38)
kay mety voaroaka ko ny mêmes têtes klee...ary za zany tokony hanao présence matetika so d voafafa anaty lisitra klee :)
66. ravatorano ( 17/10/2007 10:39)
67. texe ( 17/10/2007 11:10)
ravatorano > aza mamenatr'olona letsy a? maimbo alina aona indray e! tsy hoe tsy namaky fa tena tsy nahita an'lé fodina lesty za a! de tandremo indray ary sao ela no tsy tonga ry DD ok!
de manentana antsika ho tonga daholo indray fa milay be io ok! Any indray ny mihaona e!
68. ari.malala ( 17/10/2007 13:55)
texe, de hiara hanao karaoke ndray zany tsika mbakandry tsara feo isany an;)
69. avylavitra ( 17/10/2007 15:32)
salut daholo * * ny ahy zalahy dia efa ataoko eto ny fanamafisana a! izaho sy ny papoose keliko rehetra no ho avy e. Ataovy kaontin'olona telo (3).* * ao tsara izay an * Dia tongava daholo miaraka amin'ny namana rehetra e, na namana efa mpikambana io na namana tsy mbola mpikambana. Tsy mbola nisy fety nokarakaraina tato ka tsy nilay * * sa ahoana ry akama isany a! *
70. epsedo ( 17/10/2007 20:02)
za koa andeha
71. fijo ( 17/10/2007 20:19)
aza manadala tenda eto ry vo fa mahakamo an,kaly inona indray izao izany ao izany?asio sary rehefa vita fa tsssss
72. aaramahaay ( 17/10/2007 21:00)
:-D:-D:-D ya ya ya milay le mifampitsikera nefa tsy milay fa rehefa samy gasy de mifampitsikera foana misy frôma ny kiraron ny sasany lol
73. Mamzelle ( 17/10/2007 21:19)
lasa @ 12h? dia foana izany ilay maraina? dia lasa @ firy mody? sa tsy mody tsony fa adino any? :oops:
74. sasa ( 18/10/2007 04:41)
Mamzelle:

lasa @ 12h? dia foana izany ilay maraina? dia lasa @ firy mody? sa tsy mody tsony fa adino any? :oops:


Am 17h ny fodiana akia an! tsy misy adino any izany


75. sasa ( 18/10/2007 04:42)
fijo:

aza manadala tenda eto ry vo fa mahakamo an,kaly inona indray izao izany ao izany?asio sary rehefa vita fa tsssss

Vary sy loka izany :-D:-D

76. sasa ( 18/10/2007 04:43)
avylavitra:

salut daholo * * ny ahy zalahy dia efa ataoko eto ny fanamafisana a! izaho sy ny papoose keliko rehetra no ho avy e. Ataovy kaontin'olona telo (3).* * ao tsara izay an * Dia tongava daholo miaraka amin'ny namana rehetra e, na namana efa mpikambana io na namana tsy mbola mpikambana. Tsy mbola nisy fety nokarakaraina tato ka tsy nilay * * sa ahoana ry akama isany a! *


eka ozy


77. naritsimba ( 18/10/2007 04:56)
ho an'ireo izay mody @ 5 dia mahazo mody ka, fa ho an'izay te hanohy dia azontsika tohizana foana ny fety na mandra-maraina aza, aza matahotra delestazy fa efa niomanana ny @ zany,
mamzelle>>>> tsy misy adino any izany fa tsy maintsy mody daholo izay te hody, zà angamba no mety adino hihihihi raha misy te hadino miaraka amiko tsy maninn ka! hiihihihi
78. ravatorano ( 18/10/2007 06:36)
texe < ho avy less za an !
79. carapace ( 18/10/2007 08:11)
humm
80. sasa ( 18/10/2007 08:12)
naritsimba :-D:-D:-D:-D:-D
carapace salut ela ela an :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3689