fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007

81. nirijimka ( 18/10/2007 09:41)
hahhahahahah, carapace le! hahahahahahahahahaha
82. nirijimka ( 18/10/2007 09:44)
mamz
83. texe ( 18/10/2007 10:00)
Ravatorano > enao ange razoky oavy oavy fa any enao de tsy ita fa lalankafa e! Ataonao fialana fotsiny le serasera . De itatsika eo ary ko any mahita izy e!
84. sasa ( 18/10/2007 10:43)
texe aoka anao rangaha i zokinay an! fialana fotsiny ahoana koa,sô d elah no manao fialana am rafotsy kely =))=))=))=))
85. tywa68 ( 18/10/2007 10:53)
texe : hay mody hoe ho any @ namana serasera hay lalankafa :lol:

sasa :-D:-D
86. Darlin ( 18/10/2007 11:05)
:D salut indray e!

Bon, tapakevitra zany fa handeha za e! fa dia aleoko najanona ny pro-ko :D:D:D

Milay anie ny hahita^tête vao² idnray e!

bisous b daholo:-*
87. naritsimba ( 18/10/2007 11:43)
Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy :
*Daty : Sabotsy 20 octobre 2007
*Toerana hanaovana ny fihaonana : eny Ambatolampikely Route Ambanitsena en Face Café d'Ampasimbe lalampirenena makany Toamasina iny mora hita kely.(PK 20)
*Fiaingana amin'ny 10 ora maraina sy amin'ny 12 ora tolakandro eo anoloanan'ny vavahady be Stade Mahamasina
*Misy fiara hitatitra eo
*Fandraisana anjara 5.000 Ariary miampy boisson GM iray, raha toa ianao tsy manana dia aza misalasala fa vonona ny handray anao foana ny namana-serasera.dago.
*Samy mitondra ny fitaovana hihinanany sy hisotroany;
*Ny sakafo sy ny saran-dalana dia efa ao anatin'io fandraisana anjara io

*Araky ny efa mahazatra dia hisy ny fety ary ny fihaonana hifampitafatafana ary koa tsy adino ny brochette party !
*Ny ora fodiana dia amin'ny 17h00
Koa manentana ny namana serasera eto Madagasiakra indrindra fa isika eto Antananarivo mba ho tonga fa amin'io no hamaritana indray ny hetsika hatao manaraka toy ny fambolen-kazo sy ny activité sasany izay ilàna ny hevitry ny maro.
Ireto misy laharana finday azonareo antsoina raha mila fanazavana ianareo
0320416886 glou
0320459118 ravatorano
0331260987 voahirana
0331195900 blanche

Izay zany fa dia manantena ny fahatongavatsika maro o

Ny mpikarakara

88. naritsimba ( 18/10/2007 11:48)
Io izany dia fanapahan-kevitra noraisin'ny mpikarakara noho ny fangatahan'ny namana maro, indrindra ihany koa noho ny fahitana ny fahasahiranana dia nisy ny hevitra izay nanamaivanana ny fahafahan'ny rehetra mandeha.
Dia manantena ny fahatongavan'ny maro.
Iangaviana isika izay efa nivonona ny andeha @ 10ora mba ho tonga @ io ora io ihany mba hahamora ny fandaminana.

Tongava daholo e!

Naritsimba



89. Darlin ( 18/10/2007 13:33)
ok zany ry zareo fa dia any mihaona idnray fa milay foana io e! hihihi

Manasa ny rehetra mba ho betsaka isika no any!
90. glou ( 18/10/2007 13:35)
tongava daholo eh, na tsisy saosy ary fa any tsika mahita izy eh, mihinana sy misotro daholo tonga any,
carapace> bisous milay be njy :-D:-D:*:*
91. ravatorano ( 18/10/2007 14:12)
okay zany fa d ho avy
misaotra anareo mitsimbina anay e
glou_
92. fijo ( 18/10/2007 19:14)
ahoana indray ravato ity miala zigla ity le,kay misy lalan kafa indray any .
kaly be izany ry sasa an.
93. sasa ( 19/10/2007 04:28)
fijo i zoky tsy manao anzany kan
94. thiel ( 19/10/2007 09:44)
Salut daholo ry namana,
Izao aho vao mba hanatrika izany fihaonana izany ka dia mba mety hanao ahoana ny patte-ny? Raha tsy misy ny olana dia tonga saingy tsy misy olom-patatra sa misy mpandray eo am-pidirana?
Tsy mety ve raha any vao mandoa ny participation,ary afaka mitondra namana?
Ny any Mahamasina aloha tsy tafa fa any Alasora no mipetraka ka hitondra fiara.Dia any mihaona izany raha tsy misy ny sampona.Ataovy milay ary ilay izy any ê!
Raha mba misy afaka mamaly maika ireo fanontaniana ireo androany dia mba valio ny namana.OK ê!Vendredi magnifique aza atao ka izany fety izany indray ve ialana.
95. thiel ( 19/10/2007 10:00)
Ahitana olona toute génération ve @ io sa revina jeune fotsiny na vieux vieux.Mba hilazao kely ny efa fihaonana taloha ilay bandy ê!
96. sasa ( 19/10/2007 10:29)
Thiel za angamba no hamaly anao, afaka mitondra namana enao, ary afaka mandoa ny participation refa tonga any, misy toute génération any ary afaka mi s'amuse tsara foana enao, fa ao daholo na ny ankizy na ny tanora, na ny efa zokinjokiny, ny fihaonana taloha tsy ho voatanisa eto, satria efa 5ans izay ny namana ary tao anatin'izay d nisy fihaonana foana na teto dago na tany ampitandranomasina, ireo namana ireo efa nanamafy fa ny fihaonana rehetra hatramzay d nahafinaritra daholo, tongava cool daholo ny namana no sady hisy surprise ho anao any.
Aza adino ihany koa ny maka ireo num ambony ireo sa fao d very enao d mila miantso refa tonga akaikikaiky any.
Na tsy misy fantatrao ary amzao d ho betsaka ny ho fantatrao refa tonga any enao.
97. tix12 ( 19/10/2007 10:36)
ndry tsy afaka ny tenanay nefa mba te itafa hiaraka @ nareo ato milay io e!
98. tix12 ( 19/10/2007 10:40)
ratsy ny zavatra afa atao nande tany te ande mafy fa tsy afaka @ manaraka tsy maints atao zay andehanana ok! lesy milay daholy nareo e!
99. naritsimba ( 19/10/2007 11:23)
thiel>>>> tongava e, tena en face ny cefé d'Ampasimbe no misy azy io. Ento ny fiara fa atao izay ahitanareo an'io toerana io. Revy isan-karazany no ao, generation isan-karazany fa ny tanora no betsaka fa ohatranay efa soir vitsy² ihany.
100. Racreh ( 19/10/2007 12:30)
Salut daoly e!
Za zao vao nahalala an'io fety io ko le!! nefa za te andeha de ahoana? mbola afaka mandeha any ve za fa mandeha taxiborosy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2607