fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007
41. texe
(
16/10/2007 11:41)
Tehonamana koa ange tsy ilaina fa aza asina discution tsony ny momba azy aleo izy very any e! sa aona ry akama hahaha
42. texe
(
16/10/2007 11:55)
ô ravatorano a! fa anga le num tsy misy 22 fa zay ange tsy manana tel phone iantsony e! de @ firy lety no mody fa zay bedy mody alina kozy e!
45. misset
(
16/10/2007 13:20)
salut daoly a! zay e! @ sabotsy zany mihaona, za aloha d tsy mbola manana namana ato mitsy fa @io ngamba d ho betsaka e! fa ande fona za na dia izany ary e!
46. misset
(
16/10/2007 13:21)
salut daoly a! zay e! @ sabotsy zany mihaona, za aloha d tsy mbola manana namana ato mitsy fa @io ngamba d ho betsaka e! fa ande fona za na dia izany ary e!
47. sasa
(
16/10/2007 14:15)
Tonya:
Manaôna daôly!
Mbola vao haingana no itako ty ka tsy malala ol na 1 monja ary.
refa tonga any enao d hahazo namana betsaka fa tamzay tam voalohany koa aza d mba otranao tsy nahay na d olona 1 monja aza.
48. sasa
(
16/10/2007 14:20)
lo:
iezaka hanangona zany alo d hita eo rah feno ee, rah tsy ampy mo d am manaraka zany koo :?
aza mampifilafila fa tongava maka sary anay an!
50. colar
(
16/10/2007 18:46)
sady fety misy sefo io zany kty,asivo directa njay am io e,aza adino ny mapitondra classica an sefo ho ahy rankizy a,hihihihihihi,zany zao no tena tiko ,mitovy am grappa tsinona,indrisy mantsy fa ra mba tany an,nisy levona mintsiny
52. fijo
(
16/10/2007 20:18)
sasa an,maninona rah aatao depara 2;misy mandeha maraina de misy mandeha amin'ny 12h??
53. selepa
(
16/10/2007 22:53)
zàay vô zao vô vooalohany andeha rà tafa... efa nisy foana ngà lé ôtran'zao? D mafinaritra? mahazo mitondra namana? lalala? lalala? :-o:°):{:lol::?
55. voahirana
(
17/10/2007 02:41)
dia misaotra anao razoky nanao ny tatitra, miova kely izany ny ora fiaingana fa amin'ny 12h atoandro ndray zany ny fotoana ny toerana fiaingana tsy miova natao io fiovana io mba hampisy ny marimaritra iraisana e!! ho an'ireo mbola miasa ny asabotsy zany.Dia manentana izay eto tana mba ho avy amin'io fa misy surprise tsy ampoizina anie ao e!! sady mba miara-mitafatafa madinika eo e!! sady hafa kely indray ny kaly amin'io an!! amin'ilay gasigasy tsy hita izay maha-ratsy azy an!! arahina brôsety party miaraka amin'ny surprizy party e!! dia tongava maro ry reto a!! miandry anao hanao ny fanamafisana zany e!! sao be loatra le kaly atao nefa ianao tsy ho avy akory!!! dia manentana ny fahatongavantsika maro zany e!
56. sasa
(
17/10/2007 04:17)
selepa:
zàay vô zao vô vooalohany andeha rà tafa... efa nisy foana ngà lé ôtran'zao? D mafinaritra? mahazo mitondra namana? lalala? lalala? :-o:°):{:lol::?
atovy ny fotsiny ny fanamafisana amreo num ireo d ento ny participation sy ny boisson Gm d mahazo mitondra namana ihany koa.
57. sasa
(
17/10/2007 04:18)
fijo:
sasa an,maninona rah aatao depara 2;misy mandeha maraina de misy mandeha amin'ny 12h??
le afaka maraina mintsy no vitsy kely lesy d manjary mandé vida ny fiara, d izay no antony nanémorana an'azy.
58. naritsimba
(
17/10/2007 05:23)
ho an'ireo namana izay mihevitra ny hitondra ny fiarany dia toa an'i rrocky dia tsy misy ny olana fa malalaka ny toerana ametrahana fiara, tadidio fotsiny hoe eo ampitan'ny Café d'Ampasimbe PK 20 route de Tamatave no misy ilay toerana.
Ok rrocky fa dia miandry anareo ny meme tete eh! hihihihihihi
Ok rrocky fa dia miandry anareo ny meme tete eh! hihihihihihi
59. ravatorano
(
17/10/2007 05:26)
voahirana < marina izany é !
texe< ary lety tsy mamaky mihitsy ah efa hoe amin'ny dimy no fiaingana mody ka ho alina ve izany !nanomboka oviana indray elah ry zandry no hoe bedy mody alina nefa dia mamofona alina foana=))=))=))
rrocky< mety kah afaka mitondra fiara ianao dia eny mifankahita dia eny koa ianao afaka mandoa ilay latsak'embokao e
farany rahampitso zany no fara fametrahana ny handehanana e dia maniry antsika namana serasera ny ho tonga maro e
:D