El Lute : Aino sy Salmo1
1. sakaizakely
(
15/10/2007 13:02)
Nahatsiaro tampoka hira efa taloha be izay aho kanefa izao vao nahafantatra fa hay tena tantara marina ary tena nisy ilay El Lute. Misy film momba azy mihitsy aza.
Ka nareo any Spaina any izao no tokony tena mahalala an'izy io, azonareo tantaraina eto ve ny tena mombamomba azy araky ny fantatrareo ? Mbola velona ve izy ? Inona no asany ? Mpisolovava hono :?::?::?:
Marihiko kely mbola kely batitika izaho tamin'ny nivoahan'io hira io de tadidiko fa nampi :cry::cry::cry::cry::cry: anahy ilay hira nefa tsy kopy ingilisy akory za tam zany. De hay moa zany ka tena tantara nampalahelo tokoa.
Mbo ambarao misimisy hoe raha azo atao ?
Izay mahafantatra akoatran'i Aino sy Salmo koa afaka mamaly an !
Misaotra mialoha (l)(l)(l)

novalian'i sakaizakely ny 15/10/2007 22:09
2. kallie
(
15/10/2007 13:36)
ty alou lé tononkira no itako
This is the story of el lute
A man who was born to be hunted like a wild animal
Because he was poor
But he refused to accept his fate
And today his honor has been restored
He was only nineteen
And he was sentenced to die
For something that somebody else did
And blamed on el lute
Then they changed it to life
And so he could escape
From then on they chased him
And searched for him day and night
All over spain
But the search was in vain for el lute
He had only seen the dark side of life
The man they called el lute
And he wanted a home just like you and like me
In a country where all would be free
So he taught himself to read and to write
It didnt help el lute
He was one who had dared to escape overnight
They had to find el lute
Soon the fame of his name
Spread like wild fire all over the land
With a price on his head
People still gave him bread
And they gave him a hand
For they knew he was right
And his fight was their fight
No one gave you a chance
In the spain of those days
On the walls every place they had put up
The face of el lute
And he robbed where he could just like once robin hood
They finally caught him and
That seemed the end
But they caught him in vain
Cause a change came for spain
And el lute
He had only seen the dark side of life
The man they called el lute
And he wanted a home just like you and like me
In a country where all would be free
And then freedom really came to his land
And also to el lute
Now he walks in the light of a sunny new day

4. sakaizakely
(
15/10/2007 15:38)
Aino> misaotra namaly :P
Eleuterio Sanchez no tena anarany. Araky ny tononkira nalefan'i kallie io (mci kallie) dia voaeloka ho faty noho ny endrikendrika izy ary nigadra noho izany, saingy afaka nandositra in-2 ary nalaza be tokoa noho io antony io.
Kanjo moa tany ampigadrana tany dia lasa saina mafy dia nanomboka nianatra. Tsy haiko izay tena tantara, fa lasa mpisolovava hono izy taty aorina.
Liana te hahafantatra ny tena tantarany sy izay niafarany aho.
kallie> tsy mba mamp sentosento anjy ve aky io hira io ? Entrapa za mankafy boneym be mitr (l)(l)(l)(l)(l)

5. kallie
(
15/10/2007 15:54)
sakaiza> http://www.dailymotion.com/relevance/search/el+lute/video/x32cds_boney-m-el-lute_music
ty ira ty zany d atolotsa ho an'i sakaiza sy sakaiza kely 3 lahy ao e
za ky ts tena niheno ny tonony atramzay fa zay za vô kôpy oe ay ve zany io hira io e?
Fa mampahatsiaro a ny fahazazako lé hira...:-*:-*:-*

7. kally
(
15/10/2007 16:23)
Hahatsiarovako sôvaly deboà izy izany!! ity misy sombitsombiny akia Sakaizakely http://en.wikipedia.org/wiki/Eleuterio_S%C3%A1nchez
8. sakaizakely
(
15/10/2007 16:28)
kallie> 3 lahy nga ? :-P:-P:-P
kiffer-ko tsara le koré milay beu e !!!!! :-D:-D:-D
salmo> tsy maninn na tsy mamaly aza, za kou tia karokaroka dia mahita sombintsombiny eny ihany :)
noheveriko fa mba hahaliana anareo dahy manko, saingy pffffffffffff
aino> http://www.youtube.com/watch?v=13lbQoKxWlI raha te hijery :P

11. menalamba
(
15/10/2007 17:11)
Misaotraaa ééé!!!! misaotra ry sakaizakely a ,tena nitambolona mihintsy ny taloha ,lasa nisy olona hitako hoazy tao atsaiko aza nihaino ilay hira...hihi!!:}:-D
13. sakaizakely
(
15/10/2007 22:05)
kallie> za tsy hiteny :-P
menalamba> nga koa njy mankafy ?
ity injay ary e http://fr.youtube.com/watch?v=w0zxLZLpXCE
menalamba> nga koa njy mankafy ?
ity injay ary e http://fr.youtube.com/watch?v=w0zxLZLpXCE
14. sakaizakely
(
15/10/2007 22:09)
kally>
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mampatsiahy ny taloha tokoa e ! Za de tena tia sovaly deboa mits :P Tany aminay dia Rapapa no nalaza be :P:P:P
Indrindra ilay hoe "aoka indray aloha ijanona tsara vao midina rankizy"
:D:D:D:D
misaotra betsaka fa tena amin'ny nitadiavako azy ilay fanazavana mikasika an'i Don Lute :-*:-*:-*:-*:-*