code de la route

1. tslem ( 11/10/2007 08:47)
Hono ho ah ry zareo, azo atao ve ny tonga dia manao examen code de la route fa tsy mandalo auto école, d ra mety zany d aiza kay no tokony hanatonana sy hanontaniana ny mikasika izany sa tsy maintsy mandalo auto ecole fôna? misaotra betsaka:P
2. sarobidy ( 25/10/2007 13:24)
ôtrany tsy mety zany fa tsy maintsy manao auto école, tsy oe ôtrany fa tena tsy azo atao e, korazy
3. tslem ( 26/10/2007 01:00)
misaotra betsaka aki sarobidy fa tena tsy mety tokoa fa efa nanontany tany @ auto eole ah a. :P
4. sarobidy ( 02/11/2007 13:03)
tsisy fisaorana e:D
5. xxx ( 07/11/2007 15:17)
Azo atao io ka , manontania @ min TP service n'ny permis any ho any , eo akaikin'ny Sicam eo angamba izy izay . Mi s'incrire ianao dia manao examen

6. tslem ( 08/11/2007 18:52)
Aiza ho aiza zany sicam? :P
7. kelly13 ( 19/11/2007 15:45)
atsy ananona etsy ankia ry tslem kely aaa :-*
8. sarobidy ( 22/11/2007 12:51)
hihi kelly13 :D
9. bakobakoro ( 06/08/2008 18:00)
salut:zaho eto paris manao code de la route;efa nanao examen aho fa tsy afakae.Efa eritaona sy tapany aho no manao ity code fa tena tsy tafavoke.de mba manotany ten'aho hoe tena inonary ny miclohe amiko fa itako sarotra ihany ty izy .Ka raha mba misy aminareo hanala ny code de la route eto paris de mba lazao ihany aho de mba miarake sy mba mifampianatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4558