Ny hevitry rabaradaka
1. saranga
(
11/10/2007 09:27)
Efa ela no nahateto ahy fa raha nandinika ny hevitr'ity antsoina hoe rabaradaka aho dia toa olona mahalala zavatra ao amin'ny administration de l'Etat. Ny idée sy hevitra avoakany eto dia toa mitombina sy miseho avokoa. asa fa mba fomba fijeriko io.
Samia lava velona e
saranga
Samia lava velona e
saranga
novalian'i fijo ny 19/10/2007 21:55
2. Jeankely
(
11/10/2007 11:08)
Efa hita fa TIM niala ary mpihinana ny manta sy masaka koa ahoana no tsy ahafantatra. Tsy ny avy nihinana mihintsy no zahavin'ny Malagasy raha toa ka tsisy ilana ireo. Na ny mpanao ratsy na ny avy nanao ratsy mitovy ihany ho an'ny vahoaka. Tena hitany hatramin'ny vava fitombenan'ny mpitondra tokoa.
4. xxx
(
11/10/2007 11:43)
xxx:
Jeankely: sipa marina v ndry?
ié vavy io a mody be vava eo, ny lahy tsy miteny firy sady tsy mikiritika hoatrio!
6. Jeankely
(
11/10/2007 13:49)
Fa inona no dikan'ny baradaka? ny dikan'ny Tezitra? ny dikan'ny bazylou? tsy mitsikera angaha ireo? Ny mitsikera ny mpitsikera no mba tianay indray ka ahoana inona no idiran'ny lahy sy sarimbavy @'izany? Dia inona hono no hitan'dry zareo tao @ fitombenany tao?=))=))=)).Izany avy nitsilo izany hono no mahafinaritra azy dia hoe hitako izao e fantatro izao.
8. Jeankely
(
12/10/2007 04:10)
Mibaradaka rehefa miditra tsy mahalala misaina fa mitsako mangidy vao mibaradaka.
9. saranga
(
15/10/2007 06:28)
Zao nama, asa na nareo no tsy mpanaraka news na efa donton'ny crisfa ohatra ity : nibaradaka ange lery 6 mois lasa zay fa tokony hiala ny président TIM dia ho soloina an'i Yvan e, dia izy io tokoa. Nareo nama tena tsy mijery amin'ny maso tsotra fa karaha mpisolelaka. De lazao Ravalomanana hoe rabaradaka efa niteny fa tokony hiakatra io Jirama io. Mavandy sy dindery nama présidentnareo io.
Saranga tsy mpanao politika fa mpizaha fotsiny, sa karakory nama ?
Saranga tsy mpanao politika fa mpizaha fotsiny, sa karakory nama ?
10. rabaradaka
(
15/10/2007 06:35)
Saika tsy hiditra aho fa tsy maintsy miditra dadatoa sy nenitoa. Ity saranga ity aloha aza manao avocat ho ahy fa ny hevitro hevitro ihany. Tsy niala TIM akory rabaradaka fa eo ihany fa rehefa misy tsy mety tsy maintsy miteny. Io zao ny Hilton hody satria efa ho 1 taona no nanenjehan-dRavalo azy. Dia ilay hotely 5 étoiles eny Ivato koa anareo sy Ravalo satria aty Shangai aho no naheno fa an'i Ravalo io. Zany ve dia mba mety, maninona no mamita-bahoaka. Io ilay V iray dia Vola sy Voninahitra.
11. Jeankely
(
16/10/2007 03:00)
Dia affaires-nareo mianakavy izany araka ny nilazanao fa mbola ao ianao. Tsara rehefa ny ao antrano ihany no milaza ny resaka aty ivelany. Mahereza amin'ny fahaizana milomano ary. Dia aza variana fa misimisy iany koa ny V iray any Shangai.
13. Jeankely
(
18/10/2007 02:12)
Tsy zakany izany fa ny manao risoriso ny vola tokony hanasoavana firenena no ainy.
15. Jeankely
(
19/10/2007 04:57)
Misy fotoana hanginana ary misy fotoana hisehoana. Ny zava-misy dia miteniteny foana ary sahy milaza ny ratsy rehetra ho an'ny mpitondra ny sasany. Rehefa mahazo mahamay avy @ namana hafa anefa mialaza indray hoe aleo hifanaja. Aiza ary inona no tiana hatongavana @'izany? rehefa mibaradaka dia tokony hanaraka hibaradaka daholo ve ny rehetra? Ny resaka Hilton dia samy mahalala fa tsy i Madagasikara ihany no misy azy ka mitory zavatra maro ny fialany. Ilaina ny fidiran'ny hafa ary tokony no maro ny toerana azo hisafidianana fa tsy hoe ny efa eo lasa dia miditra ny hafa. Angaha tsy mijery ny tany hafa @ fisian'ny safidy maro?
