VHV FOTSIVARAVARANA
1. boubounezy
(
10/10/2007 19:31)
talou d t@za mbola tany dago, d refa maba mivôka ny vhv @ tokantranony na mbola mipetraka @ ray amandreny, ka matetitetika lé fivoana, d lazaina fa fotsy varavarana ary tena ratsy b zany vhv fotsivaravarana zany @ tsika gasy. d tena refa mba nandinika za wé ny oull retra na lhl na vhv, ka tsy mivôka matetika ny trano, d midéprime ary za nefa nisy fotona tsy ty nivôka ny tranoko d conseilléna fona wé mba mivoa ny trano d tena itako ny mahatsara lé mivôka fa tena matsara fasalamana b tokou!
ary @nareo?
ary @nareo?
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:54
2. diamondra27
(
10/10/2007 20:10)
tsara ny mahay mandanjalanja azy aloha e!
mba mivoaka kely rehefa vita ny fampiriman-trano
manao shopping na sport
vava fotsiny doly zany fa ny fanatanterahana zany no blem hihihi
mba mivoaka kely rehefa vita ny fampiriman-trano
manao shopping na sport
vava fotsiny doly zany fa ny fanatanterahana zany no blem hihihi
3. soanja
(
11/10/2007 05:47)
Miankina amin'ny toetran'ilay olona ihany io ka. Ny mandanjalanaja izany no tsara indrindra fa raha toa ka tia mihiboka le olona ka alohan'ny Ordi foana de tsy maninona fa raha toa ka olona lavatongotra no fehezinao eo anoloan'i ordi na ahiboka antrano dia izay no fijaliany.
Ny vehivavy fotsy varavarana aloha dia naman'ireny fanasana atidoha nataon'i Ntaolo fanambaniana vehivavy ireny raha ny fahitako azy. Ny lehilahy angaha tsy mba misy an'zany. Naman'ny kolontsaina fafako ao anaty memoarako ireny . :-D:-D:-D soa fa tsy mipetraka any intsony. hihihi
Misy kosa anefa ny vehivavy hivoaka ny trano handeha hifosa sy hanoko resaka tsy mahamasaka hanina an-trano. Dia mifanandrify aminy tsara io, fa tsy hoe lavatongotra fe lavatongotra nefa mamokatra sy mitondra hasoavana.
Sady ny fotsy amin'ny vazaha dia loko tsara. Aleo io no alaiko fa loko hafa no raisiko ho loko ratsy fa tsy ho fotsy akory. :-D:-D:-D

5. boubounezy
(
11/10/2007 12:45)
soanja misy milaza kou fa ny fotsy @ teny gasy argot d wé fona zany wé tsisy varavarana tsony zany:-D:-D:-D fa marina mintsy lé lazainjy wé lavage de cerveau natao ny talou fotsiny io satry za zao refa mivôka tena itako wé salama physiquement sy moralement mintsy. na reraka aza miditra ny trano. za eto ambony ordi ra misy zavatra important ataoko @, d mandé kely eto @ sera misy possibilité, mivôka refa tsisy atao ato antrano mijanona refa misy atao ato antrano, zany wé tsy michôma na any ivelany na ato antrano. ny tiko lazaina zany wé tsy misy maharatsy lé mivôka mintsy é!@:}
6. bozyboleta
(
12/10/2007 12:42)
Satria taloha ny vhv gasy natao hikarakara sy hanafana tokantrano fotsiny ary noferana mitsy mba tsy hivoaka sao mitatra ny sainy ka sarotra pempoina (lasa fanaka mafy:lol:...)
Misy koa reo mivoaka mi-sifirity fotsiny no ataony de avy teo tsisy n'inn n'inn vita ao an-trano.
Fa efa resaka tonta be zany aloha e!
Nefa na izany aza, misy koa reo vhv tsy tamana an-trano mitsy na week-end aza. Efa miasa lun==>ven de ny sabotsy sy lahady koa mbola mahita lalana aleha manketsy sy mankeroa. De torimaso fotsiny no aterina ao an-trano, ny fikarakarana le tokantrano moa defa apetraka @ mpiasa. Reny mbola mendrika an'io fitenenana io.

7. andryrabe
(
12/10/2007 13:48)
tsotra reto a!! lokoina mainty na loko hafa ny varavarana de tsy misy afaka miteny an'izany aminareo vevavy intsony fa entina eo ambaravaranareo mihitsy izy raha mbola miteniteny eo. de atao hoe "fa inona no lokon'io zao??":-D
9. mandrindra
(
16/10/2007 17:45)
tsy misy maharatsy ny fotsy varavarana mihitsy. io dia samy manao izay tiany. raha izay no hitany fa mety aminy dia avelao ataony, ny mpitazana dia wawawa lavarano fa tsy ny azy aloha no ataony izay mahamety azy. raha fotsy varavarana ny ol iray, na lahy na vavy, rehefa tsy mandika ny lalana mipetraka sy voasoratra, eo anivon'ny fiarah-monina izy dia aleo hanao.
diamondra27, somary hivoana kely amin'ny sizé aho amin'ilay hoe :"ny fanatanterahana izany no blema". io dia faheno isan'andro, etsy sy eroa. tsy ampy ny fotoana eee, be asa eee, be adidy eeee ... dia ilay fandanjalanjna indray no mitondra ny vahaolana amin'io. ny iray andro dia ho 24 ora foana, ny herinandro dia ho 7 andro foana. koa anjaran'ny tsirairay no mametra hoe inn no vitany ao antin'ny herinandro. ny sainy no tsy manaiky ny hanao rehefa tsy mahavita fa tsy ny fotoana no tsy ampy.

10. sarobidy
(
25/10/2007 10:41)
e e e, ny ahy zany d tsy haiko tsony ze lokon'ny varavaranay raha izany fa isaina ny ora hijanonako ao an-trano fa any ampesana fôna e :oops:
11. kally
(
25/10/2007 10:48)
Sao adinonareo aloha fa ny notondroina tamin'io fotsy varavarana io dia ireo vehivavy hita any an-tranon'olona matetika, fa tsy vehivavy miasa na any an-tsaha mihitsy. Ka rehefa hitakoritsika foana any an-tranon'olona kosa ve ny androatokom-piainanao tsy ho hafahafa ihany?
12. sarobidy
(
25/10/2007 11:14)
kally: :-D :-D :-D :-D=)) korazy ndray a znay fa tsy anaty lista :lol:
13. dziana
(
05/05/2008 10:54)
Tena marina ny an'i kally fa zay miitsy no tena dikan'ilay hoe fotsy varavarana t@ ntaolo.Lany andro any an-tranon'oul mitakoritsika sy miresaka momba an'i ranona fotsiny.
Ny fivoahana ny trano kosa nefa raha mandeha miasa ianao tsy midika fa fotsy varavarana;
Ny tena tian'ny ntaolo hahatongavana dia ny hitaizany ny vhv ho tia ny tokatranony na inona misaho aoa na inona (izay koa no nahatonga ilay fitenenana hoe "Tokatrano fiafiana " tamizany )
Saingy misy koa ny lhl fotsy varavarana!!!