iza no hosafidiko?
1. xxx
(
10/10/2007 19:12)
Efa herin-taona no niarahako t@ ny sipako kanefa raikim-pitia @olon-kafa aho.Ny olana anefa dia mpiara-mianatra amiko io olona io, efa niara-natory izahay indray mandeha zay fa mbola tsy nanao, dia refa any am-pianarana dia atao otran'ny hoe tsy nisy ninoninona eo imason'ny ankizy sasany satria nifanarahanay fa fanalana andro fotsiny ny anay. Kinanjo ,hainoko fa efa maromaro ihany ny sipa nikoatiny tao am-pianarana ka tsy nety niaraka t@ talohako , hany ka nofaranako tsotra fotsiny zao.
novalian'i mandrindra ny 16/10/2007 17:55
2. reve
(
11/10/2007 08:55)
de tsy azoko le hoe iza no safidiko? sa tsy tianao le sipanao taloha 1 an , ra za aloha de mazava ny kozy e! mifanala de zay no nifanarahanareo! koa zany ve no olona maha raiki pitianao? de tena somary diso fiantefa izy zany tsy mitsara aho sanatria fa choix io ka mahaiza mifidy e!ny fitiavana tokoa tsy voafehy!
3. salmo1
(
11/10/2007 09:13)
xxx: zay tian-lah less e! ela ve de tsy mba hanana safidy oe: iza no tena tiako amin'ireto olona reto ;-)
4. Jeankely
(
11/10/2007 10:33)
Matoa ianao raiki-pitia @n'ny olon-kafa tsy mahatoraka ny filanao na ny fitiavana zahavinao ilay iray. Iza ahoana no hiarahana? izaho aloha dia mahita fa mpametraka olana hafahafa foana izay manao xxx ary tsy sahy mijoro. Ny fitiavana tsy kilalao ary tsy tsapatsapa fanandramana izany. Na manao, na tsy manao satria raha zavatra tsy fantatrao no ataonao ary ny olona no hitantana anao dia ahita faisana tokoa ianao. Efa lazain'ny namana any ambadika any fa miova foana ny fisehon'ny olam-pitiavana ary tsy misy "Formule" hoe izao no fanaovana azy. Amiko raha olona tsy matotra sy tsy mahavaha tena dia ampitomboy aloha ny zanak'atidoha satria mazana ny tolom-pitiavana. Miditra ao daholo ny sehatra rehetra tsy nosaininao.
5. Kwasi
(
11/10/2007 15:38)
Efa herin-taona no niarahako t@ ny sipako kanefa raikim-pitia @olon-kafa aho.Ny olana anefa dia mpiara-mianatra amiko io olona io, efa niara-natory izahay indray mandeha zay fa mbola tsy nanao, dia refa any am-pianarana dia atao otran'ny hoe tsy nisy ninoninona eo imason'ny ankizy sasany satria nifanarahanay fa fanalana andro fotsiny ny anay. Kinanjo ,hainoko fa efa maromaro ihany ny sipa nikoatiny tao am-pianarana ka tsy nety niaraka t@ talohako , hany ka nofaranako tsotra fotsiny zao.
Ko efa nofaranana izany ny @ ilay iray koa tsy ilay iray ve zany no safidinao?
6. mandrindra
(
11/10/2007 18:09)
hivereno ilay nofarananao dia reveo klou; rehefa avy nahita tsirony dia izay vao misafidy hoe iza no milay kokoa
8. kallie
(
12/10/2007 10:14)
:roll: tsy azoko koa lé fanontaniana satria efa novaliana iany, ka ou habite le problème? (aiza no mipetraka ny olana):-D
10. andryrabe
(
12/10/2007 13:26)
sasa!! mlay kosa zany conseil-nareo sy mandrindra izany an. de ho andramana dooly ary ve zay mandalo eo ko tsy loza!! hi hi hi
13. tsirinantenaina
(
12/10/2007 15:56)
mandrindra:
sasa, andryrabe, raha tsy andramana tsy hay ny tsirony eee
sao de lany fotoana eo am_panandramana eo koa eeh!
14. mandrindra
(
12/10/2007 17:39)
na manandrana, na tsia dia mandeha foana ny fotoana izany hoe lany, ny fahaizamitantana no ilaina. koa noho izany aleo manandrana dia mahafantatra toa izay mandefa eritreritra eo fotsiny hoe tahaka ny inn re iny e!!!!
16. tywa68
(
13/10/2007 08:03)
ari.malala : adaboy dhl :-D:-D
mandrindra : tsy voatery andramana dhl fa hainao foana ny tsara kokoa sy mendrika e. bon app ary e :-D
mandrindra : tsy voatery andramana dhl fa hainao foana ny tsara kokoa sy mendrika e. bon app ary e :-D
17. mandrindra
(
13/10/2007 08:13)
kallie, raha mangidy sira dia asina siramamy kely mba ho lefy ny ngidiny
tywa68, tsy hoe andramana daholo izay hita rehetra, fa araka io voalazanao io andramana daholo izay hita hoe tsara kokoa sy mendrika fa maro anie zany eeee:-D:-D:-D dia hazoto homana tokoa moa, manasa ary eee:wink::-D

20. kallie
(
13/10/2007 11:09)
mamindra> ra zavatra efa mangidy sira ve no ampina siramamy tsy makandoha?:{:{:{