iza no hosafidiko?

21. andryrabe ( 13/10/2007 15:06)
tsara andramana ange ny rehetra fa raha sendra ny poizina vao hahita loza e.
22. mandrindra ( 16/10/2007 17:55)
kallie, andramo rehefa mahandro fa ny siramamy mandefy ny ngidin'ny sira fa tsy makandoha. vao maika aza manome tsirony mahafinaritra:wink:

andryrabe, rehefa sendran'ny poizina dia maka ny fanafodiny; io ilay hoe tsy misy mangidy tsy andramana:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1442