Fahitana sy nofy
1. Kwasi
(
10/10/2007 10:57)
Misy maha samihafa azy ve ny Fahitana (vision) sy ny Nofy (reve, dream). Ao anaty baiboly manko dia indraindray avy @ fahitana no andraisan'ilay mpaminany ny hafatra, indraindray @ alalan'ny nofy.
Raha atao hoe samy zavamiseho ao anaty torimaso ireo, aiza ny stade misy ny fahitana dia aiza an'ny nofy?
Ahoana no maha sur ilay olona fa avy @ A/tra ny zavatra hitany na henony tao anatin'ny torimasony? Ahoana no anavahany hoe ity no tena izy ity no tsy izy?
(Mba manahaka an'i bosista kely za androany:wink:)

novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:33
2. salmo1
(
10/10/2007 11:15)
ie tena marina fa misy ny nofy de tena marina tokoa.
Porofo.
Indray Andro alahady ariva zay aho, nanana final football. Ny asabotsy alina aho de nanofy fa resy ny ekipako, tonga ny maraina kay nofy le teo. Final ny lalao resy tokoa... :-D

3. niryna
(
10/10/2007 11:41)
Kwasi:
Misy maha samihafa azy ve ny Fahitana (vision) sy ny Nofy (reve, dream). Ao anaty baiboly manko dia indraindray avy @ fahitana no andraisan'ilay mpaminany ny hafatra, indraindray @ alalan'ny nofy.
Raha atao hoe samy zavamiseho ao anaty torimaso ireo, aiza ny stade misy ny fahitana dia aiza an'ny nofy?
Ahoana no maha sur ilay olona fa avy @ A/tra ny zavatra hitany na henony tao anatin'ny torimasony? Ahoana no anavahany hoe ity no tena izy ity no tsy izy?
(Mba manahaka an'i bosista kely za androany:wink:)
Marina izany fa ao anaty baiboly io ary milaza ihany koa fa ny zanaka omena fahitana,ny hafa omena nofy,ny manaraka hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra,isika omena hery hitory ny tenin'Atra.Misy ao anaty baiboly io ary mbola misy hatramin'izao.
Mety eo am-pivavahana eo hianao dia mahita fahitana ohatra ary tonga dia mety ho fantatrao ny dikany.Misy olona izany notendren'Atra nomeny an'io.
Misy indray raha misy mitantara ny nofiny ka mahafantatra ny niandohany ka hatrany amin'ny fihafarany ilay olona dia mety afaka manazava ny hafa izay nomen'Atra an'io fanomezana io ho azy ihany koa.
Ny nofy ririnina tsy izy a.Ny voky izy dia matory dia miasa ny vatana ka lasa manofy ratsy tsy izy ihany koa
4. niryna
(
10/10/2007 12:05)
LIOKA 1
22 Kanjo rehefa nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy; ary dia fantatry ny olona fa efa nahita fahitana tao amin'ny tempoly izy; ary izy nanao baikon'ny moana taminy, ary dia mbola moana ihany.

5. soanja
(
10/10/2007 14:42)
Ny fahitana sy ny nofy dia mitovy fiseho samy matory ilay olona. Zany hoe ao anaty tsy fahalalana na tsy mahatsiaro tena no miseho ny zavatra hitan'ny maso (saina moa) satria ny maso matory.
Miankina amin'ny zavatra hitanao ao anefa ka tadidinao no hahafantaranao fa nofy ririnina ilay teo na fahitana.
Izay fanontanianao izay ry kwasi no nanahirana an'i Mohamad mpaminanin'i Silamo satria betsaka ny zavatra hitany na miseho tao anaty nofy ary mifangaro aminy hoe iza no avy amin'i Allah ary iza no avy amin'ny satana.
Noho izany dia mila mailo amin'ny fi-screen-evana na fandraisana ireo zavatra hita ao anaty nofy.
Misy koa anefa ny fahitana tsy matory, io no antsoina hoe FAHAGAGANA. Io koa anefa dia mbola matory ihany ny mahaolombelona ny olombelona fa ny saina no mifoha io anoloan'ny masonao, zany hoe ny fanambolona rehetra na tsapa, senses no mijanona aloha tsy mihetsika. Izay hitrangany dia matetika tsy mahatsiaro hoe mitranga ilay izy raha tsy efa vita ilay fahitana na fahagagana.
Ao koa anefa ireo atao hoe Angatra, ny avelo, ny lolo sns izay hitan'ny mason'olombeolona tsy matory nefa tsy azo tsapain-tanana.

6. naughtyboy
(
10/10/2007 14:45)
ty misy fomba fijeriny Carl gustave Jung mitovy2 @i Sigmund Freud momban'iohttp://www.youtube.com/watch?v=N2o-ThE8y40 misy tohiny ze mazotofa ra vision indray de mitovy hevitra @ ito zahttp://www.youtube.com/watch?v=LYuZdszzi70
7. naughtyboy
(
10/10/2007 14:50)
leo mandefa tony fichier tony nefa de nahafinaritra reo fanazavana reo ..ra tsy ampiny namana eto anitsy an'io azafady ndrindra misaotra mialoha:)
8. Kwasi
(
10/10/2007 16:01)
naughtyb> tena tsy tafa aty amiko less le video k'le, nefa ilay lien mahaliana.
soanja> ny manahirana ahy izany dia ilay anavahana azy e. Raha ny fahafantarako manko, ny Vision azo antoka ny fahamarinany, fa ilay Dream mampisy fisalasalana hoe ririnina ve iny sa fambara zavatra.

9. naughtyboy
(
10/10/2007 16:24)
:oops:azafady less fa de miandry ny mpikarakara teknika mahay mamoaka an'io ze isaorana melou
misy ekeko ampahany marina mantsy le oe azo antoka ny fahamarinany vision zv karazana objectif voafaritry ny saina any @ subconscience any ka misy zotra arahiny ahatanteraka azy(safidy,lahatra sns..)
fa ny nofy tonga @ zao fa tsy alahatry ny saina akory karazana fifohazana any anaty refa matory ny vatana ary misy ifandraisany amny influence planetaire sy ny fotoana no mampiovava azy io( ao ny tsindrinjavatra na miseho @ endrika revelation ,prediction sns)efa heno sy azavainy reo siantifika izy reny : body astral(ifandraisana @ astres samihafa)body celestial(volana)body cosmic(reo NRJ cosmic isankarazany) sy ny hafa rehetra
ary misy oul ko mahay mandika ny hevitry ny nofy na de mbola tsy itako aza fa siora aho

10. fijo
(
10/10/2007 19:35)
tandremo ary nareo mpino sao manofy be loatra eo fa ny eto an tany tsy nofy fa tena izy an.
11. naughtyboy
(
10/10/2007 20:05)
:-Dfahalalana avy eto antany reo tsy nisokatra etsy ambony reo zay zavainy siansa fa aza matahotra i fijo
12. ikaretsaka
(
11/10/2007 02:05)
Rasa tena resaka serieux le izy fa tsy revirevy sy nofy ririnina an!
ohatra hoe ireny Josefa mahazo hafatra @ hitondrana ny zaza ho any Ejipta sy ry Paoly tany Damaskosy ireny, sy ny Fiarahaban'ny Anjely ireny:
dia hoy Masera hoe
ny 1 hita rehefa matory=nofy
ny 1 hita rehefa mifoha=fahitana.
tsy haiko fa katesizy t@ mbola kely izany :-P

13. niryna
(
11/10/2007 03:58)
Izaho aloha dia mino ny nofy fa tsy ny rehetra akory araka ny teneniko io.Tsy mitovy ihany koa ny fandikana azy fa araky ny toerana misy ilay olona.
Ohatra hoe raha any amintsika ny olona no manofy mahazo trondro na manjono ohatra dia misy milaza hoe bevohoka ilay olona.
Misy koa anefa manofy mahita alika na biby hafa na voalavo sna arakarany dia misy fahavalo manenjika na misy olona mitady hamingana anao ka manao izay mety mahatezitra anao sns.Efa mahafantatra mialoha izany hianao ka mila mitandrina.Maro fa ny toerana hipotrany no tsy mitovy sy ny dikany koa dia tsy mitovy .
Fa ny mahagaga dia mahavita zavatra tsy vitantsika amin'ny fiainana isika ao anaty nofy :D
Misidina avo dia avo,miampita rano madio kanefa toa mora kely ny fiampitana azy.Toa manana force hafakely tsy fahita izany :roll:
Ny olona mahita toerana ao anaty nofy dia hitany rehefa indray andro any no betsaka.

14. soanja
(
11/10/2007 04:55)
Kwasi:
naughtyb> tena tsy tafa aty amiko less le video k'le, nefa ilay lien mahaliana.
soanja> ny manahirana ahy izany dia ilay anavahana azy e. Raha ny fahafantarako manko, ny Vision azo antoka ny fahamarinany, fa ilay Dream mampisy fisalasalana hoe ririnina ve iny sa fambara zavatra.
Sarotra tokoa izany ry Kwasi saingy izay ny ilana ny fakana naoty amin'ny zavatra tsapa sy iainana matetika.
Ny fanaovana azy raha manam-potoana dia resahina amin'ny vady na namana na izay manodidina anao ny zavatra tsapa , zay efa noraisinao naoty amin'ny antsakany sy andavany tadidinao.
De refa avy eo mivavaka amin'Andriamanitra raha toa ka misy hafany na zavatra fonosiny ny nofy na fahitana hitanao. Minoa ahy ianao fa hosokafiny ny masom-panahinao ahita valiny amin'izany.
Rehefa tena hivavaka sy mangataka amin'Atra dia ilaina ny concentration, ny fanomanana moa izany dia telo andro farafaharatsiny mifehy tena, tsy mannao firaisana na karemy sy tsy mihinan-kanina, tsy misakafo afatsy rano. Mitokana toerana manokana faraharatsiny herinandro ary mivavaka mandritra ny adiny 15 isanandro farafaharatsiny.
Mandritra ny fivavahana : fifonana, fiderana, fisaorana... tena avy amin'ny fo, elanelanina hira isan-karazany.
Hilaza aminao aho ry Kwasi hamaly anao izy na nofy ririnina iny na tena izy. Andramo anie!
15. naughtyboy
(
11/10/2007 14:33)
Kwasi,wisdom of dreams C.G.Jung ao @ youtube le rohy etsy ambony raha mahaliana anao
16. Kwasi
(
11/10/2007 17:24)
soanja> misaotra anao:), fa toa henjana be iz' zany k'le
naughtyb> merci koa, fa ilay matos-ko mihitsy ange no misy blem @ ilay video e.

18. ikaretsaka
(
11/10/2007 23:19)
dia ataon'ny gasy hoe, "fa lety ve mivadik'ondana e"? rehefa ratsy nefa navadika ihany ilay izy