Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
07/10/2007 15:42)
zany ka mozika Malagasy....hummm....
http://fr.youtube.com/watch?v=XRyiavk05Qg&mode=related&search=Malagasy%20valiha%20de%20Justin%20Vali%20concert%20Madagascar%20France%20le%20Monde
na de el condor aza.......le valiha an ! hummmm.....
...
tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:37
soanja
(
07/10/2007 15:20)
Ny fanahin'ny fahamarinana.
Amiko dia very aho raha hikatsaka amin'ny fahamarinana amin'ny saiko.
Ny fomba hikatsahako ny Fahamarinana dia amin'ny lalan'ny fitaritan'ny fanahy.
Satria efa nomen'Andriamniatra torolalana isika ...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 10:11
Mitady12
(
07/10/2007 14:32)
Tsy hay fa misy izao fotsiny ao @ tonony
Te hanana ny tononkira izay misy ity:
Fahoriana, fijaliana no nandaozako anao ry malala ....
Telephoneo any chérie....
Misaotra mialoha
Wilfrid
Adresy wilfri1@yahoo.fr...
tohiny
rickers
(
07/10/2007 12:28)
mimoza(mahaleo)
manahoana intsika! mba mitady ny accords guitare "mimoza" an'i mahaleo izahako.dia misaotra mihaloha :P...
tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:32
diamondra27
(
07/10/2007 11:06)
Miroso sy mijoro hatrany aho hatr@ farany...
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.
Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia mana...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:38
soanja
(
07/10/2007 01:50)
Film petatoko (Good Luck Chuck)
Izany dia tena filma tsy de misy ilavana azy loatra. Sady tsy misy ventiny no fanamafisana fotsiny ny hevi-bazaha momban'ny fitiavana sy ny endrika ivelany nefa marivo be!
Mahavariana no misy olona ...
tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 10:28
rova30
(
07/10/2007 00:49)
Atopatopan- dranomasina izy izay!
Variana nihainohaino hira aho omaly hariva , ... Dia lasa tany alavitra(akaiky) be tany ny eritreritro! Efa aty an-tanin' olona aho vao tonga saina hoe: hay hadinoko any daholo 'lay izy (l)EMBONA
Ho...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 22:16
soanja
(
07/10/2007 00:33)
Vola aloha vao fitiavana
Mamaky ilay tohin'ny resaka voaresaka notarihan'i Taniko ery ambadika zah dia nihevitra fa aleo resahina manokana izy ity.
Misy ve ny olana raha toa ka misy sipa iray mahita fa manambola le olona s...
tohiny
novalian'i kofbay ny 09/11/2007 16:43
Belle
(
06/10/2007 21:35)
Ireo Milaza Azy ho Tsy Mpino
Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:55
salmo1
(
06/10/2007 21:23)
Hymne
[b]Tong'indray izao
Ilay andro sarobidy
Hiara-milalao
Ny lehibe sy ny ankizy
Isika mianakavy
Na lahy na vavy
Tsy misy hihambahamba
'Ndao hirotsak'an-kianja
Ny tarigetra soa
Dia ny...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/10/2007 08:52
Fiffi
(
06/10/2007 21:04)
Resy ny All Black....
http://www.metacafe.com/watch/124876/all_black/
mi-impresiona be ry zalaha fa RESY eh ! ...
tohiny
novalian'i simplex ny 21/10/2007 13:36
paris10
(
06/10/2007 18:51)
courage foana e!
A TOUS CEUX ET CELLES QUI PENSENT ENCORE ETRE JEUNES, HE HE He! ET BIEN
NON, DETROMPEZ-VOUS!!
Fini tout ça, ouvrez les yeux. Beaucoup d'étudiants qui vont entrer à la fac cette année sont n...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 14/10/2007 07:48
melody
(
06/10/2007 18:13)
Madagasikare
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1rjeb_lemuriens-de-madagascarantoine_travel
be zavatra tsara tarehy dbab ange any amintsika fa tsy d hoe ratsy fôna e! Izay te hijery io tana...
tohiny
novalian'i Belami ny 07/10/2008 09:49
melody
(
06/10/2007 18:01)
Tana in love - medley
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1yxe3_medley-tana-in-love_music...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/10/2007 16:50
fabrinah
(
06/10/2007 17:51)
melky/antso
tsaika mba angataka an'io tonon'io hira io azafady. Misaotra mialha...
tohiny
melody
(
06/10/2007 17:49)
ahôna indray ity e!
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x27jfy_fou-hehymbola-rageorge-ihany_family...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/10/2007 18:08
zefalah
(
06/10/2007 13:33)
mety mahasoa anao ty
faly miarahaba.
za mo tsy tohokony anoratra ato fa voatery.
tonga ngamba dia ny votoatiny no alefako.
ity site ty Jereo eto dia efa nomeko an'reo namana maro samy afa,fa mahasoa raha fenonao...refa...
tohiny
novalian'i vindy ny 02/11/2007 14:52
zefalah
(
06/10/2007 13:10)
www.agloco.com/r/BBHN5032
faly miarahaba.
za mo tsy tohokony anoratra ato fa voatery.
tonga ngamba dia ny votoatiny no alefako.
ity site ty www.agloco.com/r/BBHN5032 dia efa nomeko an'reo namana maro samy afa,fa mahasoa rah...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 14:16
tsirinantenaina
(
06/10/2007 13:09)
Mba lazao ihany ny tena marina fa sao...
Nisy zazalahy iray taizan' aretina efa ela ary tsy maintsy ho faty afaka volana vitsivitsy. Niangavian 'ny reniny izy mba hiaraka aminy andeha hetsena, nony mby teny antsena dia nahita magazay fivarot...
tohiny
novalian'i tsirinantenaina ny 12/10/2007 15:52
Ritsoka
(
06/10/2007 10:01)
NOUVEAU VIRUS
[b]Ahoana ny hevitrareo amin'ity hafatra vao voaraiko omaly ity![/b]
8O8O8O
Apparemment, c'est sérieux : l'expéditeur.
S.V.P. ENVOYEZ CE MESSAGE A TOUTE VOTRE LISTE DE CONTACTS LE PLUS MAUV...
tohiny
novalian'i vindy ny 02/11/2007 15:01
