mety mahasoa anao ty

1. zefalah ( 06/10/2007 13:33)
faly miarahaba.
za mo tsy tohokony anoratra ato fa voatery.
tonga ngamba dia ny votoatiny no alefako.
ity site ty Jereo eto dia efa nomeko an'reo namana maro samy afa,fa mahasoa raha fenonao...refa feno izy dia andefasany email,ianao ary ao anatin'io email io no anomezany anao ny teny miafina ho anao,ary eo ambanin'lay teny miafina misy an'ty site ty Jereo eto
apetrakao eo ny email anao dia miaraka @ lay teny miafina nomeny anao.
refa vita zay dia omeny numero ianao, tohizao BBHN...
ary refa tafiditra tanteraka ianao dia ataovy ny donwlond mba afahanao mitahiry ny leranao.
sokafanao tanteraka izy io ary refa misokatra tanteraka dia eo vao mikoty ny ora hipetrahanao.
refa iala kosa ianao dia vononao izy.
ary refa tonga ny faran'volana,fandraisana sosy dia andefasany email-ndray ianao,hoe alefa @ chec sa count nao sa..tsy aiko zay hitiavanao andraisana azy.
zay zany ny amin'iny ka de mety mahasoa fa ..ndao ananjamana e.

misaotra anao nandray anjara sahady ary.
dia veloma ndray...raha misy fanazavana tsy ampy satry ny teny gasiko tohiny akondro mibata zaho,dia manorata fa za vonona anome hevitra anao atrany.
zay..veloma o!!
novalian'i vindy ny 02/11/2007 14:52
2. boubounezy ( 06/10/2007 16:57)
:roll: velom'ô!
3. menalamba ( 06/10/2007 18:41)
Arizato am-pandriana izany ry Isé ity an:^):-D
4. vindy ( 02/11/2007 14:52)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
Je prefer kroir au pere noel.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1864