Film petatoko (Good Luck Chuck)

1. soanja ( 07/10/2007 01:50)
Izany dia tena filma tsy de misy ilavana azy loatra. Sady tsy misy ventiny no fanamafisana fotsiny ny hevi-bazaha momban'ny fitiavana sy ny endrika ivelany nefa marivo be!
Mahavariana no misy olona mandany vola manamboatra zavatra toy izany.
Asa anefa ny hevitrareo zay efa nahita.
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 10:28
2. Herimiafina ( 07/10/2007 03:28)
Aza manao an'izany fa mety misy mpitia io an!
Ny Da Vinci Code izao aza be mpitia be sy marary fo mihintsy nefa....:-D
3. Fiffi ( 07/10/2007 06:45)
http://www.comingsoon.net/news/movienews.php?id=23135
4. Herimiafina ( 07/10/2007 19:23)
Batsaka ny sari-mihetsika mitovitovy endrika amin'io, ary matetika resaka couple ohatr'izao foana.

Raha misy filma petatoko aloha tsy misy to an'i Soul plane e! :-D
5. simplex ( 08/10/2007 01:26)

:-D:-D:-D
mapme kosa le soul plane iny e :P
indrindra fa le baina be mody jamba :roll::°);-):@
6. Herimiafina ( 08/10/2007 04:13)
Ny ahy izao ny tiako ho hita dia ilay RamboIV fa toa tsy re laza akory izay filma nefa ny trailer tena nafotaka be! :-D

Misy koa anie ny film dia ny scenario toa mitovy foana daholo fa ny personnage fotsinby no avadibadika e! :^)
7. kofbay ( 01/11/2007 10:28)
tena tsy mbola nahita an'izany Good Luck chuck izany aho fa raha i soanja no miteny an'izany dia tonga za tsy hijery an'izany!sao maty antonka eo ny masoko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1445