www.agloco.com/r/BBHN5032

1. zefalah ( 06/10/2007 13:10)
faly miarahaba.
za mo tsy tohokony anoratra ato fa voatery.
tonga ngamba dia ny votoatiny no alefako.
ity site ty www.agloco.com/r/BBHN5032 dia efa nomeko an'reo namana maro samy afa,fa mahasoa raha fenonao...refa feno izy dia andefasany email,ianao ary ao anatin'io email io no anomezany anao ny teny miafina ho anao,ary eo ambanin'lay teny miafina misy an'ty site ty https://www.agloco.com/c/portal/logout?referer=/c
apetrakao eo ny email anao dia miaraka @ lay teny miafina nomeny anao.
refa vita zay dia omeny numero ianao, tohizao BBHN...
ary refa tafiditra tanteraka ianao dia ataovy ny donwlond mba afahanao mitahiry ny leranao.
sokafanao tanteraka izy io ary refa misokatra tanteraka dia eo vao mikoty ny ora hipetrahanao.
refa iala kosa ianao dia vononao izy.
ary refa tonga ny faran'volana,fandraisana sosy dia andefasany email-ndray ianao,hoe alefa @ chec sa count nao sa..tsy aiko zay hitiavanao andraisana azy.
zay zany ny amin'iny ka de mety mahasoa fa ..ndao ananjamana e.
:-)
misaotra anao nandray anjara sahady ary.
dia veloma ndray...raha misy fanazavana tsy ampy satry ny teny gasiko tohiny akondro mibata zaho,dia manorata fa za vonona anome hevitra anao atrany.
zay..veloma o!!
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 14:16
2. Belle ( 06/10/2007 14:19)
Eto i Cazal sy i Fiffi no tokony hanao ilay toriteny nataony tarY amin'ny visa lottery an'i bekintana tarY!
:wink:
3. Fiffi ( 06/10/2007 14:34)
4. tsoupou ( 02/01/2008 14:16)
Fa zay oa lé mahavoa antsika ry zefalah lé mifanasola eto am tanàna eto. Efa hita zao fa samy mitady sôsy daoly dé mbola atorakareo any am taolana ndray ny kilian.
Mba zavatra tena izy omena ny ol e :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3494